Cancer de prostate

1. Henricko ( 21/11/2006 17:58)
Inona kay ny mahatonga io aretina io. Misy ifandraisany @ fanaovana na tsy fanaovana rapport sexuel ve ?:roll::roll::roll:
2. dailynews ( 21/11/2006 18:30)
vao nijery tele mihitsy aho androany tao @ fandaharana benny hinn ministeries izay, ary ny dokotera tao dia izay hoe don colbert izay. vao namoaka boky izy hoe seven pillars of health.
ary ny zavatra tadidiko noresahiny dia izao momba io indrindra.
io cancer io hono no anisan ny mpahazo ny lehilahy voalohany indrindra raha ny pourcentage no jerena ary ny vehivavy cancer-n ny nono no tena matetika mitranga.
ny hena mena hono no tena anisany tena mila hitandremana indrindra, indrindra ilay steak ngeza be avy eo amin ny grille ireny ary mbola misy ireny soritra maintimainty t@ grille, fa kikiso hono ireny fa tena tsy mety, ary raha hihinana hena mena dia atao indray na indroa isankerinandro ihany ary tsy atao mihoatra ny haben ny felantanana(tsy miaraka amin ny ratsantanana a) ny portion ary ihany koa manify fa tsy matevina ary bien sur miala ny tavy hitamaso rehetra ( betsaka ny fanazavany fa tsy haiko ny hanazava azy eto ary mety ho diso aho ka tsu te hiteniteny foana, ary anisan ny tsara hiadiana amin izy io hono dia ny voatabia andrahoina indrindra rehefa miaraka @ huile d' olive. fa ny huile de tournesol ireny hono tsy tsara ho an ny fahasalamana mihitsy.

dia ny mba tadidiko t@ legumes tokony hohanina ihany koa dia ny broccoli....

ny sakafo hendasina hono no tena anisan ny fady indrindra fa mitondra izany tavy mega6 izany ary izany anisan ny mijanona anaty sela ao ary mampiroborobo ny sela mitondra ny cancer satria ny vatana hono dia tsy mahay mandevona ireny ka mijanona ao izy ary mihamitombo isa....( fandraisako ny fanazavany izany an, ataovy ny recherche nao fa aza dia mino trop izay lazaiko sao misy diso)

zavatra fito no nomeny an(izay mba tadidioko hiadivana ami ny karazana cancer rehetra....
-rano misy filtre no sotroina
-mihinana legumes be dia be( voatabia, broccoli, tongolo egypta, tongolo tsotra, fraise, anandrano, ....
-fanatanjahantena
-torimaso ampy
-fialana amin izay stresse rehetra misy
-

ireo no tadidiko fa tsy ampy io...bien sur, boky no nosoratany, ireo izay lazaiko ireo dia tsy ampy mihitsy fa mba izay tadidiko fotsiny no zaraiko. ary hisorohana azy ireo hono fa tsy hiadivana aminy.

tsy tadidiko aloha izy niresaka firaisana izany saingy angamba tafiditra any amin ny resaka stresse izany?????

ary betsaka ihany koa moa ny recherche momba ny cancer ka io dokoterna io ihany tsy ho ampy fa mila mijery ny hafa ihany koa.




3. Henricko ( 21/11/2006 18:43)
dailynews>>> Tena misaotra betsaka.=D=D=D=D=D=D Inoako fa ampy ireo fanazavanao ireo. Misy hitandreman'ny rehetra ireo ary indrindra misaotra amin'ireo torohevitra 7 ireo. Tena harahiko ireo fa toa matahotra izany aho satria ny Dadabeko sy ny raiko de samy voa daholo.
4. dailynews ( 21/11/2006 19:01)
mazotoa ary, jereo ihany ny boky sasany sy ny dokotera sasany na izany aza, mino aho fa mbola betsaka ny azo raisina @ ireny:wink:
5. melody ( 21/11/2006 21:52)
dailynews, karazana légumes inona kay izany brocoli izany?:oops:
6. dailynews ( 21/11/2006 21:57)
http://images.google.com/images?hl=en&q=broccoli&btnG=Search+Images
7. xxx ( 21/11/2006 21:59)
Ny brocolli dia cuisin' ny choux fleur izany hoe mitovitovy amin'ny choux fleur izy io raha tsy diso aho fa tsy misy aty aminay fa toa legume any Italie any no betsaka azy ireny ..
8. dailynews ( 21/11/2006 22:02)
ity legumes ity koa anisany noresahiny
cauliflower no ahafantarako azy fa tsy haiko ny anarany hafa. dia avy eo koa niresaka ny laisoa izy

http://images.google.com/images?svnum=10&hl=en&lr=&q=cauliflower&btnG=Search
9. dailynews ( 21/11/2006 22:03)
choux fleur marina :D
10. melody ( 21/11/2006 22:31)
misaotra nanazava akia ry dailynews a:)
11. lemenakely ( 21/11/2006 23:31)
anontanio i tpkl FRANCOIS MITTERAND izy no tena mahalàla ny tena antony hi hi h i
12. melody ( 21/11/2006 23:43)
fa ahona, tsy azoko:roll:
13. MTN ( 22/11/2006 01:34)
Za zany mora voa satria izaho tsy tia brocoli mihitsy nefa tia vary amin'anana sy kitoza, dia labiera sy kitoza. Sa mety bex va re ilay fahafito eh.
14. dailynews ( 22/11/2006 01:57)
melody>:wink:
MTN> ao fa tsy haninona ianao e, fisorohana hono io fa tsy milaza hoe raha tsy manao io dia tratran izany.
15. MTN ( 22/11/2006 02:46)
:lol: oouuff za efa nitaitaina be ihany
16. melody ( 22/11/2006 11:55)
MTN, :-D:-D
17. dailynews ( 22/11/2006 20:30)
fanintsiana
omega6 fa tsy mega6
18. xxx ( 26/11/2006 11:07)
sao dia ny fijangajangana koa mety mahavoa io aretina io zalah , reraka mantsy ilay prostaty de mety ho simba , na koa hoe manao ny mihotra ny tokony ho izy , tsy haiko aloha fa mba fanontaniana sy hevitra ihany ny ahy
19. melody ( 26/11/2006 14:34)
xxx: an3 aiza koa no hisy an'izany e, sa matahotra i xxx so d tratra?:wink:
20. xxx ( 27/11/2006 14:48)
tratran'inona ? :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3744