Cancer de prostate
22. McFy
(
29/11/2006 03:30)
Efa nisy boky novakiako koa momba an'izy io herin-taona izay fa io aretina io dia ts mba mpahazo ny afrikana raha ny pourcentage lhl eto europe ohatra. Ny antony : mahery mihianana sakay ny afrikana mihoantra @ européana. voalaza t@ io boky io fa tsy tadidiko ny titre, fa ny sakay mena no tena tsar ho an'ny prostate.
tsy voaporofo mihitsy koa fa misy aretina azo avy @ firaisan'ny nofo raha tsy ny aretina azo avy @ loto (hygiène) toy ny angatra. Ny firaisana ara-nofo aza dia anisan'ny fahasalamana azo gratuitement sy mahalava andro iainana. 3 isan-kerinandro hono farafahakeliny no tena tsara indrindra. Anisan'ny voalazan'ilay boky daholo izany koa samia mamovokovoka na sakay na ... loll

23. tywa68
(
29/11/2006 09:32)
Mcfy > aza dia mihinana sakay loatra na dia zany sao zavatra hafa no hita ê !:-D:-D
24. Lenaivofilm
(
30/11/2006 14:28)
misaotra betsaka ry zalahy fa nahazo fahalalana fanampiny a, taty Dago koa efa nisy Dr nanazava tao ami radio ka tamin'izay no niresahany koa hoe io hono dia mitovy ami menopause ny vehivavy fa lehilahy ndray ka vokatrio no mahatonga azy fa misy hono maline na benine io cancer io