13 contre 1

1. bazylou ( 21/11/2006 13:34)
izany ny baolina izao!!
novalian'i ronaldo09 ny 24/11/2006 19:02
2. lapino ( 21/11/2006 13:38)
Dia iza no mandresy ?
3. ronaldo09 ( 21/11/2006 13:40)
Dia inona izany fa vita matavy izany ny nahafaty baolina iray noho ny 13 .
Koa olona tsy mahatanty politika no sady tsy nianatra no faikany ve ka tsy aleo atao tamba-be dia vita matavy!
4. xxx ( 21/11/2006 13:40)
13 # 1> izany ve de tsy hahamenatra na ny miteny an zany aza ry bazylou:?:, fa nanin an'ireo 13 be ireo hono ilay 1? sa efa manindry mandry azy ireo ny fahareseny de...:twisted:
5. vale ( 21/11/2006 13:41)
ronaldo09:

Dia inona izany fa vita matavy izany ny nahafaty baolina iray noho ny 13 .
Koa olona tsy mahatanty politika no sady tsy nianatra no faikany ve ka tsy aleo atao tamba-be dia vita matavy!
8O


6. vale ( 21/11/2006 13:43)
raha mba t@ andro taloha fotsiny moa, iza aminareo ireo no hahasahy "hiteny ratsy" ampahi- be maso ohatran'izao ny filoham-pirenena !...hum!!
7. ronaldo09 ( 21/11/2006 14:02)
2001: 5#1,1991:14#1 izao indray dia mpamosavy milevy an-dalana dia tantazo eo ny vali-kitsaka!!!
8. hery ( 21/11/2006 14:14)
Tsy azoko

Iza amin'izy 13 lahy zany no hi-abandonne?

Sa hoe samy hirotsaka daholo dia izay tsy lany premier tour no manampy ny hafa? lol

ka raha tsisy deuxième tour intsony?
9. Samoana ( 21/11/2006 14:20)
Hoy Ronaldo: "...olona tsy mahatanty politika no sady tsy nianatra no faikany....tantazo eo ny vali-kitsaka!!! "

izay fiteny izay mihintsy no mampandroso be an'i ronaldo sady tapi-pahaizana no olo-kendry fa tohizo e =D
10. ronaldo09 ( 21/11/2006 14:25)
Ka ianao ange mpanohana an-dRavalo ka tsy tantinao mihitsy raha asiana lery e!Misy ratsy noho izany aza ny fanaratsiana mahazo an-dry Pety sy ry Lahiniriko no mitehaka ianareo sady miteny hoe Bravo.
IZAY TSY FALY MIBONTSINA FA ZAHO TSY TIA MAIZINA AN-DRAVALO!!!!MAZAVAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAA!!!!!!!!!!!
hery: inona moa no hampisy 2eme tour leiry ary hangala-bato ko!
11. hery ( 21/11/2006 14:47)
ronaldo09> fa angaha tsy matanjaka be indray ny 13 rehefa contre 1 no avela hisy resaka halabato akory?
12. Samoana ( 21/11/2006 14:48)
ronaldo09:

Ka ianao ange mpanohana an-dRavalo ka tsy tantinao mihitsy raha asiana lery e!Misy ratsy noho izany aza ny fanaratsiana mahazo an-dry Pety sy ry Lahiniriko no mitehaka ianareo sady miteny hoe Bravo.
IZAY TSY FALY MIBONTSINA FA ZAHO TSY TIA MAIZINA AN-DRAVALO!!!!MAZAVAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAA!!!!!!!!!!!
hery: inona moa no hampisy 2eme tour leiry ary hangala-bato ko!



Na Ra8 na Pety na Lahiniriko na ny hafa tsy fombako ny mitehaka kileman'olona ka aoka tsy afangaro ô ! Manohana ny andaniny tsy midika hoe manompa ny ankilany sanatria fa mba notezaina tanatin'ny fifanajana ihany ny tenako.
Na izany aza tsy hibontsina @ izany ny tenako satria miaina anaty mazava sy tsy mbola tonga @ ilay stady mankahala olona ( na adversera aza !!):wink:
13. vetsoko ( 21/11/2006 15:10)
mampalahelo be raha amintsika analiste politique ato no misy mahita candidat maharesy @ 1er tour,halucinants
14. kitjo ( 21/11/2006 16:08)

Aleo fa hitantsika eo ny valiny e!

niditra @terrain mbamin remplacant 1 sy coach zany e? hihihi

bazyl ko so d hanampy andry zareo fa tena ohatra mbola tsy balance iany
15. patrick2002 ( 21/11/2006 22:32)
ronaldo09:

Ka ianao ange mpanohana an-dRavalo ka tsy tantinao mihitsy raha asiana lery e!Misy ratsy noho izany aza ny fanaratsiana mahazo an-dry Pety sy ry Lahiniriko no mitehaka ianareo sady miteny hoe Bravo.
IZAY TSY FALY MIBONTSINA FA ZAHO TSY TIA MAIZINA AN-DRAVALO!!!!MAZAVAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAA!!!!!!!!!!!
hery: inona moa no hampisy 2eme tour leiry ary hangala-bato ko!

ronaldo reto ilay hezbollah malagasy :roll::roll:
16. fijo ( 21/11/2006 22:55)
za aloha ,le manaratsy io tsy mety amiko.satria izay lany eo dia filoha izay.
17. manantsoa ( 22/11/2006 04:23)
Resy ireo 13 ireo satria miady an-trano . Manome vahana an-dra8 anie ny filazan' ny sasany amin'ireo 13 ireo fa ara-dalàna ny fifidianana e.
manome vahana an-dra8 anie ny fahamaizan' ny sasany amin'ireo 13 ireo hiroso amin' io fifidianana io e.

Ny hazo avo halan' n y rivotra e!
18. belaza ( 22/11/2006 09:07)
ronaldo09:

Dia inona izany fa vita matavy izany ny nahafaty baolina iray noho ny 13 .
Koa olona tsy mahatanty politika no sady tsy nianatra no faikany ve ka tsy aleo atao tamba-be dia vita matavy!


raha io voalazanao io anie tokony ho menatra le 13 e, aiza ve ka olona iray tsy dia nianatra no hitambarany 13 tampopahaizana OHATRAN'LA hita mihitsy hoe tsy a la hauteur olona 1 avy tsy resy
19. 00bandy ( 24/11/2006 00:47)
aza miady ry zalah fa hevitra no ampedio

:lol:

Za kosa aloha tsy mino hoe tsy hisy ny hala-bato satria
izy tsy nanova ny loi électorale (nefa nolozaina fa tsy nety t'@ 2002), sady trotra ihany koa satria efa hita izany t'@ fifidiana "maire" izay natao farany teo.
Ny kandida té hilatsaka sakanana (hidina ny aéroport)
mazava izany ny règle de jeux fa (tout est permis pour vaincre).Mahamenara ihany na dé izany aza

Analyse tsotrotra fotsiny io.

gare à l'adversaire ! :{

:wink:
20. ronaldo09 ( 24/11/2006 19:02)
patrick2002:

ronaldo09:

Ka ianao ange mpanohana an-dRavalo ka tsy tantinao mihitsy raha asiana lery e!Misy ratsy noho izany aza ny fanaratsiana mahazo an-dry Pety sy ry Lahiniriko no mitehaka ianareo sady miteny hoe Bravo.
IZAY TSY FALY MIBONTSINA FA ZAHO TSY TIA MAIZINA AN-DRAVALO!!!!MAZAVAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAA!!!!!!!!!!!
hery: inona moa no hampisy 2eme tour leiry ary hangala-bato ko!

ronaldo reto ilay hezbollah malagasy :roll::roll:


De ialahy TALIBAN

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0537