Pety Rakotoniaina : « Personne n’a peur de Ravalomanana »

1. ronaldo09 ( 21/11/2006 13:45)
« C’est parce qu’il a fait fi de la démocratie et de l’Etat de droit que les gens et en particulier les militaires lui en veulent ». C’est en ces termes que Pety Rakotoniaina commente le discours du candidat Ravalomanana, dimanche dernier à Antsonjombe. « Je me demande où veut-il en venir en adoptant un ton pareil », regrette-t-il, en faisant allusion aux divers avertissements que le chef de l’Etat a lancés à l’endroit des politiciens et des membres de la presse.
THANK YOU Pety



novalian'i kitjo ny 24/11/2006 12:00
2. xxx ( 21/11/2006 13:51)
tsy pety ve ny tao ambadiky ny directoire militaire dé fidy ny pion ..misy tsy mazava f'angaha izy ity resaka omby ka hoe alaiko ity fa izao ....
3. xxx ( 21/11/2006 13:52)
hum!
4. ronaldo09 ( 21/11/2006 13:55)
Ary f'angaha koa moa izy ty resaka ronono noooooo!!!!
5. xxx ( 21/11/2006 13:59)
ié , resaka rononon'omby sy omby misy maha samy hafa azy .. ny iray any ikalamavony ny iray eran' i Madaaaaa
6. ronaldo09 ( 21/11/2006 14:07)
F'angaha Ikalamavony tsy Madagasikara!!!Dia mivoaha ao ambadik'io xxx io fa aza manao vavan'ny maty an-drano eo!
7. patrick2002 ( 21/11/2006 14:52)
Tsy hitako no mampisendaotra an'i Pety amin''izany ,jereo fotsiny ny didy adona nataon'ny tamin'ny dinany menavozo tao ikalamavony ,jereo ny fanaparam-pahefana nataon'ny Pety tany ikalamavony tamin'izy deputé ,ny fanopana gendarme ,ka izaho manenjika an'i Ravalomanana ho manao didi-jadona ,
Ny ahy ry zalahy ah! mitovy ny mpanao politika any madagasikara fa aza rebirebena ianao ,ny ahy fotsiny ny teniko dia raha ,mpivaro-dronono ianao dia aza mifidy an-dravalo fa tadiaviny monopolisé na ny varo-dronono, ary raha ohatra ianao ka mpivaro-kena na mpanao dabok'andro dia aza mifidy an'ny pety fa tadiaviny ho monopolisé-na varotr'omby any madagasikara ,ary ny tena loza dia ity vidina @ vola sandoka ny ombin'olona.:-D:-D:-D
8. fijo ( 21/11/2006 22:52)
i pety dia mahatsapa fa tsy hoalany.efa hainy izay.hany ka aleo aloha asiana korontana,satria io no hay.dia lasa tokoa ity generaly fa nanatanteraka.raha i pety no sanatria lany,ka io generaly io no hitantana ny miaramila ao mada ao,dia miala ao daholo ry zalahy fa ra mandriaka no hisy ao."taliban" no mitovy fihetsika amin'ireo.
9. xxx ( 21/11/2006 23:43)
Tokony atao prezida pokontany any Bongolava angamba ialahy ry pety fa any no misy resaka aomby
10. tenagasy ( 22/11/2006 00:47)
Ny hendry hono mody voky fa ny adala manesika ihany!
Rehefa tsy mihetsyka sy manerinerina manko ny sasany dia mihevitra ry zalahyhoe izy irery no tena mafy be amin'ity tantara ity an!
Voalavolahy sasatry ny miaina tokoa ny sasany ka volombavan-tsaka avy no ianarana kitikitihina!
Maninona ireo be dingindrambo miseho ùafy be ireo raha mandray anjara @ haiady eny Mahamasina hahitana azy eh? Tsssss!
Izaho mba anisan'ny hifaninana amindry zareo raha izay!
ataoko 8-)
de :^) ary 8O
11. xxx ( 22/11/2006 09:17)
:evil:de ho hita eto koa izany ny adiny ingahy pety pangalatromby kou, ikalamavony ary izao mitsipaka kou be loatra mantsy ny halatromby nataony tany amininy faritra manodidina iny; DE ZAHAY KOA TSY TIA IZAY LAHINIRINIALAHY RY LE BAZILLA A olona tsy mba manana ny tantarany akory, RAVALOMANANA IHANY NA MAHAY INY NATSY MAHAY...:evil:
12. patrick2002 ( 22/11/2006 13:57)
Fa iza no miteny an'ise ry xxx fa tsy mahay Ravalomanana ,mahay miteny frantsay no i Georges bush iny ry ise ah! ampisehoy eo izay olona manana doctorat en economie dia homeo fond mivarotra ronono aloha ,dia ho hita eo afaka 10 taona raha manana usine, izay natao hoe self mad man
13. kitjo ( 23/11/2006 07:33)
hahahhahah
ka laniny dol le ronono ry patrick zay no mahabotrabotra azy fa tsy nandeha ny tsena an!:-D
14. kitjo ( 23/11/2006 07:56)
15. fijo ( 23/11/2006 23:36)
kia jo an,taloha io no nikositara fa izao io misalaka.
16. prime ( 24/11/2006 11:43)
Fa aoka koa aloha handinika tsara isika fa misy antony matoa miseho izao zavatra ankehitriny izao...
17. kitjo ( 24/11/2006 12:00)
mazava ho azy ry prime an

efa mahafantatra fa tsy ho zaka ny valim-pifidianana dia manao am-boletra

fijo> salaka @ravin-kazo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1767