hono ho aho!!
1. bazylou
(
21/11/2006 23:35)
bon, raha toa izany ka tsy nisy nilatsaka ireo olona ireo satria tsy nanaiky io daty io izy ireo fa i ra8 singla ihany no niditra teo,satria izy irery no nanaiky io daty io. Dia demokratika ve izany ?? olona 1 ihany no fidiana , ohatran'ny an'ny maizina??
Raha tamin'izay aloha dia tsy nanana excuse ilay 8nareo fa tonga dia raikitra ny kombaka.

novalian'i fijo ny 23/11/2006 23:23
3. tenagasy
(
21/11/2006 23:54)
Tena efa nivadika atidoha marina iny an!
Tena manaja ny maha manamboninahitra azy, saingy izao ataony izao kosa kalou tena namparikivy ny endriny eo anatrehan'ny ankamaroan'ny olona eh!
Il a pété les plombs koi! Tsy voaketriky ny zanak'atidoha intsony ve eh?
Raha izao no mitohy de tsy vitsy ny hifindran'ny aretiny atsy ho atsy.

5. Robert
(
22/11/2006 03:34)
Hatao izay hanalana an-dra-8 eto @ Fitondrana @ fomba mihanja @ izay izy hitany havany eo...
• Date
Le prétendant à la présidence de la République, Jean Lahiniriko, entame sa propagande électorale dans la partie nord de l'île. Après Mahajanga, Antsohihy, Ambilobe, Antsiranana hier, il rencontrera la population de Vohémar, Sambava, Antalaha, Sainte-Marie et Maroantsetra ce jour. L'ancien président de l'Assemblée nationale n'a pas omis de donner sa position vis-à-vis de la date d'élection du
3 décembre, lors des rencontres avec les gens.[B] "Pas question de reporter la date du 3 décembre. Nous devrons écarter Ravalomanana du pouvoir par le biais de cette élection", a-t-il déclaré.[/B]

6. rakotoyvon
(
22/11/2006 15:27)
ny ahy dia izay ihany e leo mpanao politika ny olona fa tsy mba mitsinjo vahoaka ry zalahy fa ny hihinana ihany rehefa tonga eo ny candidat milaza azy tsy aradalana indray ny 3 décembre no miseho azy ho dada nefa anie misy candidat efa HCC taloha ao e nefa io mbola tsy nilaza fa tsy aradalana ny 3 /12/06 sa ahoana
7. Robert
(
22/11/2006 15:41)
Resaka fitiavan-tena daholo io ry ise a,
Raha tena hanala-dra-8 no tanjon-dry zareo de tokony taloha ny nilatsahana no nanao platte forme iray (bloc iray), sûr certain za fa mba natahotra iany Ra-8. Izao lasa niparitaka 13, andihizan'i Ra-8 , mi-style ery izy nanao propagande.
Io fitiavan-tena te-hitondra rery io hoa no mahavoa..