avoahy....

1. kelly13 ( 21/11/2006 19:50)
.... i mamzelkely fa malahelo mafy azy za!!!

ari.malala>ataovinjy tonga any ny afatra sao b kibo eo njy! hihihhi
novalian'i Fiffi ny 02/12/2006 18:48
2. totofy ( 21/11/2006 20:14)
zah kô malahelo beuuuuuuuu:wink:
3. kelly13 ( 21/11/2006 20:20)
totofy>ndao hi :cry: ary e!! sao d mba mitsetra antsika iany le kala anona iny d miverina kely eto na d sahirana aza!!! :-*
4. fijo ( 21/11/2006 22:22)
za moa dia maty mihintsy tsy amita azy iny ko
5. patrick2002 ( 22/11/2006 04:08)
mbola lasa nanao propagande izy eh! :-D:-D:-D
6. ari.malala ( 22/11/2006 05:34)
kelly13:

.... i mamzelkely fa malahelo mafy azy za!!!

ari.malala>ataovinjy tonga any ny afatra sao b kibo eo njy! hihihhi


Hihihi, tonga tsara ny hafatra e :) d za ts mety b kibo tsony fa efa tonga le nahabe kibo ana, efa 5volana sy tapany izy zao hihihi
7. Fiffi ( 22/11/2006 07:03)
8. ari.malala ( 22/11/2006 07:20)
izy aza efa namaly dinika maly ko! :-D:-D:-Djereo io

Mpandefa : mamzelkely [ Valio ] 21-11-2006 13:32:35
Lohateny : Re : miss serasera 2007
arabaina fasly zany

de iza ny 1ere dauphine sy 2eme enga anie mbô izah


De ny nambarany de we tsy eo ambody ordi tsony oun izy fa tellement bobaka beuh ny asany d ts d afaka mandalo firy fa refa malalaka miditdra iany.

Kelly13, efa tsy be kibo tsony zany za zao fa samy nalefako na ny hafatrao na ny anazy a ;)
9. Simpona ( 22/11/2006 08:27)
ari.malala arabaina zany e
Sao dia tsy mamz tsony aza i mazelkely de tsy mipoitra matetika tsony 8):D:lol::lol::-D:-D
10. ari.malala ( 22/11/2006 13:45)
merci Simpona :-)
11. kelly13 ( 22/11/2006 13:51)
ari.malala>félicitations ankia na d somary taraiky d 5 mois et demi aza za a! mieux vaut tard que zamé eee!!! d teneno izy hoe mody b kanja eo hono hoe! d anonatnio izy rôvina hitaiza zaza aty amiko aty!!! hihihi!!! lasa fakitera njy marina!!! :-*

patrick2002>propangandy ho aniza klou e??? lolll
12. Fiffi ( 22/11/2006 14:44)
ari.malala: tena tsy hitako indray iny an !
13. mandrindra ( 22/11/2006 15:01)
ari.malala:

kelly13:

.... i mamzelkely fa malahelo mafy azy za!!!

ari.malala>ataovinjy tonga any ny afatra sao b kibo eo njy! hihihhi


Hihihi, tonga tsara ny hafatra e :) d za ts mety b kibo tsony fa efa tonga le nahabe kibo ana, efa 5volana sy tapany izy zao hihihi


siora ve ianao fa ilay efa tongasoa no nahabe kibo anao?? :-D:-D

14. Fiffi ( 22/11/2006 18:09)
:-D
15. ari.malala ( 23/11/2006 06:14)
Kelly13, aza adino fts ny karamako de milamina ny raharaha e ;):-D:-D:-D:-D de misaotra e! njy aza efa nijery nysariny ko lol:-D:-D:-D:-D:-D

mandrindra, ko inona ndray aza e!:-D:-D:-D:-D
16. ninih ( 23/11/2006 12:54)
de mahavarian le dinika marina! :-D
17. mamzelkely ( 28/11/2006 13:04)
ty za ee navôkan'njy zareo ihany za hihihi bizz dôôly:-*:-*
18. ari.malala ( 28/11/2006 13:13)
mamzelkely, nivoak atao iany njy nony farany an
19. kelly13 ( 28/11/2006 14:42)
mamz>grik grik, efa mahay miteny grika? hahaha
20. ninih ( 28/11/2006 15:37)
:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3379