,fais ton boulot et tais toi petit bonhome amateur

1. tezitra ( 21/11/2006 14:43)
1)-gal fidy, menace ao @ RFO, manao jogging eny ambohipo, mampiasa ny cellulaire-ny , nefa nanao coup d'etat; tsisy misambotra, gagany vahiny, fa iza no prezida?
2)-rajaonarivelo, mitolotena, manana super marché eny talatamaty (en communauté de bien ny contrat de mariage-ny @ vadiny), tsy voasambotra tsisy saisie
3)-fanakatonana an'i aeroprt toamasina, 10 000 000 de manque à gagner par jour
4)bani sy RFI les elites de l'armée miady, ny sefon'ny armée tsy mikôzy
quel amateurisme
TSSS...aleo antsoy KUNG-FU sy i avoko hisambotra an'i fidy, hibetroka ny bani sy rfi, ary hisambotra an'i rajaonarivelo.HI- PRENDRE NY TAUREAU PAR LE CORNE
VIVE AVOKO
novalian'i fijo ny 21/11/2006 22:38
2. tezitra ( 21/11/2006 14:46)
NY MPANAO GAZETY NO ANALANA VOKONA.
3. hery ( 21/11/2006 14:48)
Ka ilay prezidà aza efa nasainareo ni-demissionne fa hoe fifidianana kou.

Manao service minimum izy izao fa fifidianana... manao propagandy
4. Fiffi ( 21/11/2006 14:55)
tezitra:
gagany vahiny, fa iza no prezida?
ianareo koh tsy fantatra mihintsy zay zavatra tianareo an ! tsy mi-demissionne lery wa! wa ! lasa izy de inona indray ?


5. mandrindra ( 21/11/2006 15:02)
fiffi, iza no lasa? dia lasa aiza???????
6. vetsoko ( 21/11/2006 15:05)
be dia be le zavatra tsy mety sy tsy ara-dalàna ,ny dictature sy ny préssion ary menace,détention arbitraire ets etsny anticonstitutionnel rehetra fa efa tena lasa tsy maninona le izy any an-tanana,normal,tsy important.........tout simplement GRAVE,grave satria tsy ny hoentina no manao an'ilay izy fa ireo mpitondra
7. lapino ( 21/11/2006 15:37)
VIVE AVOKO
Ataonareo marionety ve ny kung fu le ? :roll:
tais toi
Te hahita olona petsambava mahazo an'izany hafatra izany ah kle! Ngamba tonga dia tezitra :wink:
8. sonwin ( 21/11/2006 18:04)
kalama fotsiny aloha fa aza tezitra e, ry tezitra
9. patrick2002 ( 21/11/2006 22:28)
ka hietsika eo amin'izao ve ,tsy lazainareo ho mpanao didi-jadona ,tsy mpandala ny democratie, alao ao rian'i 3 decembre ,ary aza tezitra fa tsiky dia ampy
10. fijo ( 21/11/2006 22:38)
de inona izao no vokatry ny zavatra nataon'i fidy??????ireny no tena atao hoe tsy misaina....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0476