fausse couche

1. kelly13 ( 19/11/2006 16:18)
mi existe v ny hoe vhv nanana atody 2 (tokony hiteraka kambana izany!) d nanao fausse couche nefa ny atody 1 iany no maty? tsy voa expulser-ny tateraka anefa io atody maty io d tsy maintsy natao aspiration izy, d inn no mety ho fiatraikan'io methode (aspiration na curetage) io @ ilay atody tsy maty?

watafon, a ton clavier plizy! hihihi! ny sasany tsy ferana akory an! i vaika mou tsy azo antenanina fa sahirana, hihii

:-* :-* :-*
novalian'i fijo ny 07/12/2006 23:39
2. booboo ( 19/11/2006 16:21)
3. booboo ( 19/11/2006 16:47)
raha ny tokony ho izy, tokony misy scéance-na écho. afaran'ny fanaovana ny iraika @ ireo raha ireo...

4. Fiffi ( 19/11/2006 17:05)
zah aloha efa naheno fa nisy vhv bevohoka triplé de natao ny echo de hita tsara hoe nisy paosy 3 . Kanjo 1 volana avy eo naverina ny echo de 2 sisa fa absorbé hono le faha-3 fa tsy nisy fihatraikany t@ le zaza 2 le izy.
5. kelly13 ( 19/11/2006 17:55)
ra absorbé zany d tsisy pb fa ra ohatra hoa ka tsy maintsy atao curetage na aspiration le vhv d mety ho inona no fiantraikany eo @ ilay atody 1 hafa?
6. Fiffi ( 19/11/2006 18:15)
aleo akia handrasana an'ny dokoterantsika ny famaliana an'io an ! :)
7. watafon ( 20/11/2006 19:48)
kelly13 : possible mihitsy oe ny iray ihany no maty fa raha atao curetage na aspiration d mety hatahorana ho lasa kou ilay faharoa ! arakaraka ny age gestationnel kou io e! raha efa mihoatra ny 4 semaines d misy risque ho an'ilay mbola evolutif ; raha absorbé araka io lazain'i fiffi io d tsy mampaninona izay tavela ao !
8. kelly13 ( 21/11/2006 11:44)
watafon>donky zany raha atao ny curetage na aspiration d mety ho lasa kou ny 2è atody?

ary inn no tena mahatonga ilay poche tsy lasa ho azy fa tsy maintsy asina curetage na aspiration?
9. watafon ( 22/11/2006 10:29)
zany tokoa, lsa kou ny 2è atody, ny mahatonga aza tsy lsa oazy d satria efa nahazo fakany, mety ho alsa ihany anie izy rehefa ela fa miteraka zvt hafa d izay no tsy maintsy hisokirana azy tao e!
10. kelly13 ( 22/11/2006 15:33)
mampitahotra!!!! marina mou!!!!
:oops::oops:
11. watafon ( 23/11/2006 10:13)
aza matahotra fa minoa ftsn ihany !:-D
12. mimich ( 29/11/2006 08:16)
watafon:

aza matahotra fa minoa ftsn ihany !:-D
efa tsy zany tsony zao fa we "tohizo ny lalantsika


13. mimich ( 29/11/2006 08:47)
de we " za matoky anareo , nareo matoky ahy"
14. kelly13 ( 29/11/2006 11:59)
mimich hahahahaha!!! za zany matoky anareo fa nareo aza mba matoky ahy an =))=))
15. watafon ( 05/12/2006 21:11)
dain kosa e ! :-D:-D:-D
mimich: k tsy zany anie no eritreretiko e ! :-D
16. fijo ( 07/12/2006 23:39)
misy mihintsy io cas io,satria za mahafantatra oplona efa voan'io,dia any izao le anankiray
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1042