Ny fibebahana miaraka.
1. Fiffi
(
19/11/2006 18:07)
Ho avy tsy ho ela ny Noely . Hisy indray ny "veillée pénitentielle" na koa hatao hoe "sacrement du pardon"
Ahoana ny fahitanareo ny fibebahana miaraka ? zany hoe :
-Misy taratasy zaraina @ tsirairay de ahitàna zay azo hatao hoe "heloka hitambarana" ?
(ohatra hoe mety ho lasa fahazarana fotsiny ny fandehanana miangona)
-Ao @ ttsy io @ farany , eo @ fanaovan'ny pretra ny famelan-keloka ny rehetra de miara-miteny ny olona
ohatra hoe "manaiky aho" satria mety nisy teny hoe :"manaiky ve ianareo fa nimeloka "?
-Io zany no hataoko hoe fibebahana miaraka. Nefa raha tena jerena dia ny tsirairay samy manana
ny ota nataony ary mino aho fa tsy misy mitovy na hitovizany ny ota nataon'ny tsirairay.
-Marina fa misy ny olona afam-po @ zany satria hoe efa voavela ny helony , nefa hoy aho hoe
raha ohatra ka tsy mitandrify @ faniriana le fangataham-pamelana heloka de ahoana ?
(le pretra tsy mandray ny tsirairay satria izy irery ny mikarakara ny fiangonana mihisa 20 mitambatra)

novalian'i Fiffi ny 05/12/2006 21:16
2. cutie
(
19/11/2006 20:53)
Marina fa misy ny olona afam-po @ zany satria hoe efa voavela ny helony , nefa hoy aho hoe
raha ohatra ka tsy mitandrify @ faniriana le fangataham-pamelana heloka de ahoana ?
(le pretra tsy mandray ny tsirairay satria izy irery ny mikarakara ny fiangonana mihisa 20 mitambatra)
tsy mazava :roll::roll::roll::roll:
3. Fiffi
(
19/11/2006 23:07)
ka raha efa voavela ve ny helony tsy ho afam-po izy ? saingy hoy aho hoe ilay fibebahana natambatra ka mitovy daholo zany ny heloka nataon'ny olona rehetra ?
4. LazaDaddy
(
19/11/2006 23:15)
Fiffi> ny fiheverako an'io dia ho an'ny olona kanosa sy tsy sahy mihaiky ny heloka vitany manokana. Raha io fisehony io dia tsy ahasoa na iza na iza io satria samy mihafinafina ao ambadiky ny "heloka iombonana" daholo. Raha misy olona tena torotoro fo (fa tsy mihatsaravelatsihy) te hibebaka dia mino aho fa tsy ho menatra izy ny hizara an'izany @ ny manodidina azy.
5. cutie
(
20/11/2006 00:00)
Tena tsy azoko mitsy alou le izy ry fiffi , samy manoratra ao anatin'ny le ttsy ny helony ve ny oul tsirairay?
6. Fiffi
(
20/11/2006 06:06)
LazaDaddy:tsy azonao le izy ! tsy afaka misafidy ny olona satria pretra iray no mikarakara ny fiangonana mihisa 20 mitambatra. heritrereto hoe anatin'ny zany fitambaran'ny fiangonana zany mahatratra firy ny isan'ny mpiangona ?
Fiffi> ny fiheverako an'io dia ho an'ny olona kanosa sy tsy sahy mihaiky ny heloka vitany manokana.
Raha samy andeha hibebaka ny olona tsirairay de tsy ho arak'le pretra zany fa ny solution hitany de ny fanatambarana zany fibebahana zany ! dia natambany koh ny heloka "principal" tena possible hataon'ny rehetra !
Tsy misy hidiran'ny hoe olona kanosa sy tsy sahy miaiky ny heloka vitany manokana fa "on n'a pas le choix"
7. LazaDaddy
(
20/11/2006 06:13)
Fiffi> azoko tsara mihitsy ary tena ilay pretra no mamporisika ny olona ho kanosa sy hialokaloka ao amin'ilay "heloka iombonana".
Raha misy olona tena torotoro fo tsy hiafinafina @ izany mihitsy fa hijoro sy hanambara amim-pahasahiana ny fibebahany (ohatra: i Zakaiosy)
Raha misy olona tena torotoro fo tsy hiafinafina @ izany mihitsy fa hijoro sy hanambara amim-pahasahiana ny fibebahany (ohatra: i Zakaiosy)
8. LazaDaddy
(
20/11/2006 06:17)
Fiffi:Ny fibebahana dia vokatry ny fo. Raha izaho i Fiffi mba mailomailo ihany aho @ fampianaran'izany "pretra" izany
"on n'a pas le choix"
9. Fiffi
(
20/11/2006 06:24)
LazaDaddy ôoooo mba azonao an-tsaina ve hoa mety mahatratra firy ny olona mpivavaka , ny fitambaran'reo olona ireo zay mihisa 20 ny villages ?
De @ fomba ahoana ny hataon'io pretra io ny handraisany ny tsirairay hibebaka ?
De @ fomba ahoana ny hataon'io pretra io ny handraisany ny tsirairay hibebaka ?
10. LazaDaddy
(
20/11/2006 06:44)
Fiffi ôoooo mba azonao an-tsaina ve hoe fa angaha amin'ny pretra no mibebaka? Ary raha olona tena resy lahatra t@ fahadisoany dia ireto no mitranga:
1) na tazominy ho azy samy irery
2) na ambarany ny rehetra fa tsy ataony an-kiafina :)
1) na tazominy ho azy samy irery
2) na ambarany ny rehetra fa tsy ataony an-kiafina :)
11. Fiffi
(
20/11/2006 06:56)
LazaDaddy ôoooo marina fa hoe @ Andriamanitra ny fibebahana no hatao , saingy ahoana zany ny fiheritreretanao ny confession n'ny olona na ny fibebahana ?
Marina fa raha nisy ota natao de mivavaka ary mangatam-pamekana @ Tompo saingy misy ny fomba natao zay ahazahoana koa hibebaka de ny fanantonana ny pretra zany ...
Na de hoe mandeha manantona ny pretra hibebaka aza de ny fo hiany no mitondra an'io .

12. Mandefitra
(
20/11/2006 07:05)
Fa ra vavaka direct any @ Ray ve tsy mety fa tsy maintsy miandry pretra?Ifony @ Andriamanitra ny fahotanao rehetra,ary refa mibebaka de tena miala @ zay ratsy natao fa tsy iverenana intsony.
13. LazaDaddy
(
20/11/2006 07:58)
Fiffi:
LazaDaddy ôoooo marina fa hoe @ Andriamanitra ny fibebahana no hatao
Fiffi:ianao ihany ry Fiffi dia efa milaza ilay izy fa "fomba".
saingy misy ny fomba natao zay ahazahoana koa hibebaka de ny fanantonana ny pretra zany
Iverenako hamafisina tsara fa fo torotoro no afaka mibebaka. Tranga roa ihany no miseho raha tena mibebaka @ fo ny olona iray:
1) Na tazominy ho azy sy Andriamanitra irery ny fahafantarana izany
2) Na zarainy @ rahalahy sy anabaviny fa tsy afenim-peniny ho azy sy ingahy pretra na mody mialokaloka ao @ "heloka iombonana".
"Koa mifaneka heloka hianareo, ary mifampivavaha, mba ho sitrana hianareo. Ny fiasan'ny fivavaky ny marina dia mahery indrindra" Jakoba 5:16
14. Fiffi
(
20/11/2006 08:11)
LazaDaddy: ka zao ange an ! @ katolika de misy ny hatao hoe "se confesser" tsy aiko raha misy an'zany ny protestanta sy ny hafa an !
Ka raha hi-se confesser ary enao , marina fa hoe @ Andriamanitra no tena ahazahoana fangatahana famelan-keloka , de ny fibebahana zany . Nefa hoy aho hoe ao ny pretra (inona no maha-pretra azy) izay afaka hanampy anao @ zany fangataham-pamelana zany na koh ny fibebahana .
Ahitsiko aza ny nolazaiko hoe fomba misy dikany 2 io fomba io : ny fomba zay heu....tsy maintsy hatao satria fomba zany ! Ny iray kosa de le fomba (matériel ?) zany hoe ny hisian'ny pretra de nisy ny fomba natao hoe handehanana hibebaka (confession) ka manantona azy hanaovana an'io .
Rehefa avy nibebaka zany ny olona de ahazao an'zao:
"SAMBATRA ny olona izay voavèla ny helony sy voasàrona ny fahotany.
"Sambatra ny olona izay tsy isain'i Jehovah heloka , ary tsy misy fitaka ny fanahiny.
Raha nangina aho , dia nihalany ny taolako rehetra , noho ny fitarainako mandrakariva.
Fa efa navesatra tamiko andro aman-alina ny tànanao , niova ny fahatanjahako toy ny azon'ny fahamàinana amin'ny lohataona.
Ny fahotako nambarako taminao , ary ny heloko tsy mba nafeniko : Hoy izaho , Hihaiky ny fahadisoako amin'i Jehovah aho....ary Hianao dia namela ny hèloky ny fahotako......salamo-32
Marina fa hoe an'Andriamanitra hoa no tokony hanaovana an'io fibebahana io saingy hoy aho hoe : ao koa ny pretra hanampy anao hanao an'zany !

15. LazaDaddy
(
20/11/2006 09:38)
Fiffi:Dia iverenako indray fa ny olona manana fo torotoro ihany no afaka mibebaka. Rehefa resy lahatra sy manana an'io fo torotoro io dia mandeha ho azy ny fibebahana fa tsy mila fanampiana izany. Koa amiko dia tsy vokatry ny fo torotoro izany fibebahana mila ampiana tosika izany fa "fake", izany hoe sandoka (sinema hoy ny zatovo)
Marina fa hoe an'Andriamanitra hoa no tokony hanaovana an'io fibebahana io saingy hoy aho hoe : ao koa ny pretra hanampy anao hanao an'zany !
16. Fiffi
(
20/11/2006 09:51)
LazaDaddy ôooo ! zah ange tsy mandaha an'zany hoe zay manana fo tototoro hiany no afaka mibebaka eh ! iza eto ambonin'ity tany ity nefa no tsy mbola nihatra taminy ny fananana fo torotoro ?
17. LazaDaddy
(
20/11/2006 09:57)
LazaDaddy:
Koa amiko dia tsy vokatry ny fo torotoro izany fibebahana mila ampiana tosika izany fa "fake", izany hoe sandoka (sinema hoy ny zatovo)
18. Fiffi
(
20/11/2006 10:06)
ary raha zay kosa no hirian'le olona ry Laza ? ny hibebahany fa misy mamaly azy mivantana tahaka an'io fibebahana io an ! Io ange tsy manakana azy avy eo manolotra @ fony tanteraka indray hibabaka @ Tompo eh !
20. LazaDaddy
(
20/11/2006 10:13)
Fiffi:vao maika miharihary mazava be fa tsy vokatry ny fo torotoro raha izay no iriany araka ny teninao. :wink:
ary raha zay kosa no hirian'le olona ry Laza ?