Ny fibebahana miaraka.

41. booboo ( 21/11/2006 17:26)
Io na fibebahana miaraka na mitokana no hangatahana famelan-keloka @ Atra, Izy ihany no mahay no mandinika ny fo sy ny voan\'ny tsirairay na hitsimpona an\'izao versets aby aby hay zao aza.

Io koa na famelan-keloka @ ttsy na tonon\'ny vavan\'olon-kafa na tsy haiko, rehefa mino ilay olona fa en paix izy sy izay ivavahany, dia zay no zava-dehibe.

Amiko manokana, samy manana ny fifandrasainy @ Atra ny tsirairay, ka raha tsy mitovy @ fataoko sy izay hitako fa marina ny hataon\'ny hafa, Atra malala-tsaina sy mahalala ny am-po tsy miloaka lavitra kokoa noho zaho....







42. cutie ( 21/11/2006 17:45)
Amiko manokana, samy manana ny fifandrasainy @ Atra ny tsirairay, ka raha tsy mitovy @ fataoko sy izay hitako fa marina ny hataon'ny hafa, Atra malala-tsaina sy mahalala ny am-po tsy miloaka lavitra kokoa noho zaho....

=D
43. sonwin ( 21/11/2006 18:07)
lalina ity
44. Fiffi ( 21/11/2006 19:12)
Zina:
Fiffi ity misy toko sy andininy izay miseho tsara mihitsy fa Andriamanitra/Jesosy ihany na mamela antsika @ ny fahotan-tsika.
Lioka 5: 20 - 23
Zina: zah ange tsy mandaha velively hoe Andriamanitra /Jesoa hiany no afaka mamela antsika eh ! Fa jereo ange io nolazain'i xxx io an !
Ilana ny fitaritan'ny Pretra io



45. kelly13 ( 21/11/2006 19:44)
cutie:

kelly
zay ny an'ny katolika ka :lol:


za ankia katolika fa tsy mba d'accord @ io an, serieux e!!!!

ary hono hoa, asa klou ra fanontaniana efa nipetraka fa iza no mampi konfessy ny pretra? d iza no mampi kofessy ny mpampi konfessy ny pretre et ainsi de suite? :)
46. cutie ( 21/11/2006 19:48)
hay ve e
Za manko tsy katolika fa efa nivavaka tany ihany :lol:
47. mbelotavao ( 22/11/2006 02:56)
1 Jaona 1:9

Inona indray no mbola ilana pretra ? Efa tsy mahatoky an'i Jeso intsony an?
48. Fiffi ( 22/11/2006 06:46)
mbelotavao:
Inona indray no mbola ilana pretra ? Efa tsy mahatoky an'i Jeso intsony an?
ny ilana ny pretra ve ? hoe mitarika izy koh ! manampy ! fa nga kosa raha manantona pretra tondé hoe tsy mahatoky an'i Jesoa ?


49. tywa68 ( 22/11/2006 08:35)
Ho an'izay manenjika ny fomba hafa fibebahana (ohatra katolika) dia aza mieritreritra ny hanometsiny fotsiny hoe f'iza ny pretra etc... hihaino sy mamaly anao izy - manome conseils raha ilaina - fa tsy hoe hanolo an'Atra na Jesoa ! miara-mibebaka, miara-mivavaka aminy dia efa mety mahatony ny fo sy saina ! ka avelao zay te-hanohy izany hanohy fa tsy olana zany ê ! Atra ihany no tena mahita na tena manenina sy mifona enao ! sy hitahy anao @ lalana tsara ! amen !
50. prime ( 22/11/2006 14:00)
:lol::lol:
51. Fiffi ( 22/11/2006 21:17)
tywa68: ^:^^:^
52. prime ( 24/11/2006 09:04)
Fanamarihana : hafa ny atao hoe mibebaka, hafa ny atao hoe mifona... ny fibebahana tsy atao isanandro na isaky ny fotoana na isan-taona fa indray mandeha eo amin'ny fiainana ihany... fa ny fifonana ka angatahana famelan-keloka no atao amin'ny fotoana rehetra arakaraky ny fiainam-panahin'ny mpino... Ary raha tena zohina ity ambaran'i Fiffi ity dia fifonana miaraka fanao isan-taona fa tsy fibebahana velively...
53. Fiffi ( 24/11/2006 21:33)
prime:
Ary raha tena zohina ity ambaran'i Fiffi ity dia fifonana miaraka fanao isan-taona fa tsy fibebahana velively...
heu...de tsy aiko loatra zany raha izany an ! fa ny zavatra aiko aloha de io no hatao rehefa ho avy ny Noely sy ny Paska zay hatao hoe veillée pénitentielle na le sacrement du pardon .


54. prime ( 27/11/2006 12:48)
Fiffi> ie fa fifonana hoy aho fa tsy fibebahana... tsy mampiova ny "essence" an'ilay tianao ampitaina izany fa fanamarihana fotsiny hoe tsy misy olona mibebaka in-2 na in-3 na im-10 na in-100 fa indray mandeha ihany fa ny fifonana dia atao @ fotoana rehetra isaky ny mahatsiaro ary angatahana famelan-keloka...
55. Fiffi ( 27/11/2006 17:57)
prime: misaotra akia an ! mazava be @ zay le izy .:)
56. prime ( 28/11/2006 12:54)
tsy misy fisaorana... mazotoa e...:)
57. Fiffi ( 28/11/2006 21:33)
prime: fa inona kay no fandraisanao an'hoe "sacrement du pardon" ?
58. prime ( 29/11/2006 09:52)
Ianao izao no afaka manazava misy2 kokoa satria ny katôlika ihany no manao an'io...
59. Fiffi ( 01/12/2006 16:09)
famelan-keloka....
60. prime ( 04/12/2006 11:01)
ie... famelan-keloka...
Fa ny Protestanta dia isaky ny Alahady ao anaty litorjia sy ny fandraisana ny Fanasàn'ny Tompo ary ny Batisa sy ny Asa fankaherezana no mandray famelan-keloka iraisana... fa tsy mametra akory izay fa ny tsirairay avy mbola afaka manatona an'Andriamanitra @ fotoana rehetra mba ahafahana mangataka famelan-keloka arakaraka ny fiainam-panahiny... ao ny isan-kariva, ao ny isa-maraina, ao ny isak'izay mahatsiaro...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.003