Hanaja asa sa hiditra @ fitiavana?

1. pimaso ( 20/11/2006 08:11)
ato ampiasana izao ny adjointe-ko ( elle est très belle ),manana regard bizarre amiko foana , fa tsy hitako izay hatao, manahy aho fa raha miaraka aminy dia mety tsy hanaraka izay ordre omeko azy intsony izy après,
IZa no manana hevitra?
novalian'i pimaso ny 29/11/2006 13:35
2. Fiffi ( 20/11/2006 08:43)
hummm....efa manam-bady ve aloha izy ? manana sipa ?
Raha ...manko de aleo aloha mitandrina ! 1 zay!

Mazana zany manao fijerna bizzare zany an ! (des yeux doux) ....:{

Tena marina aloha fa raha miaraka aminy enao de tsy maintsy zay no fandehany !
3. Fiffi ( 20/11/2006 08:48)
pimaso:
manahy aho fa raha miaraka aminy dia mety tsy hanaraka izay ordre omeko azy intsony izy après,
nahoana moa izy no mbola hanaraka hanao ny ordre omenao azy ? tena possible mihintsy zao izy miheritreritra hoe : zah efa miaraka @ nao de ...
Na koa hoe hanaovany (tsy fijery bizzare intsony) fa ...fierté ? hoe zah efa miaraa @ sefoko de azoko hatao tsara ny handaha ny ordre-ny ! nefa asa aloha an !


4. pimaso ( 20/11/2006 08:50)
misaotra an'i fiffi @ conseil, efa manam-bady izy, niteraka roa, fa vu za nahazo promotion be vaovao indray dia izay koa no mampanahy ahy,
raha vao seule zay ato ampiasana dia tena malefaka amiko ery izy, hendry be izy aloa sady tena compétente be, tsy ahita collaborateur mahasolo azy aho, za koa tena tiakoB ny posteko dia tsy sahy mibring mihitsy aho, ny DG tsinona no eo amboniko
Aleo mijanona ho mpinamana izany, fa rehefa sendra voakasony ny vatako tena resiny aho.....asa aloa ra tsapany izany e!
An'i fiffy sy ny hafa,
misaotra mialoa
5. Fiffi ( 20/11/2006 09:35)
pimaso: hajao ny asanao ! aza mety rebirebeny zany !
Olona efa manambady manan-janaka io ! Ny ho avinao jerena !
Raha sanatria manko ka hiaraka aminy enao de efa fantatrao tsara ny vokany ......aza manaiky resehin'ny fankam-panahy zany hoe raha voakasiny ny vatanao de tena ho resy enao .
Tsy ho tsapany ve zany fa ny hadalàny koh no hanaovany an'zany :evil:
Zay fotsiny an ! raha zah no eo @ toeranao de hanao zay azoko hatao rehetra aho mba tsy ho voarebirebin'zay maso sy fijeriny bizzare zany !
Ary maninona raha sanatria ka hitanao fa tena mazana le izy , maninona raha miresaka @ sefonao ny hamindrana ny bureau-nao na ny azy ?
6. pimaso ( 20/11/2006 10:29)
tena marina ny teninao,
aleo asiana barrière manelanelana @ zay lavitr'i ny fakam-panahy
sady tsy ny tany no fady fa ny vavam-bahoaka,
bonne journée e!
à +
7. ANARIM ( 20/11/2006 10:38)
ny mahasoa klou vao ny mafinaritra,d manontania tena tsara oe "fitiavana" le izy sa "fitadiavana?"
d aza mifankahala fa aleo ianareo maka fotoana milamina d miresaka tsara, samy milaza ny fahatsapanareo sy ny iainanareo le tranganjavatra, d ra zà no eo @ toeranao dia alaiko namana b izy...
8. cutie ( 20/11/2006 12:04)
Aleo manaja asa e :lol::lol::lol:
9. barry ( 20/11/2006 12:18)
aleo miasa tsara e! ;ny vhv koa anie betsaka no tsara any ivelan'ny birao e! sady e ty izy koa efa vadin'olona ;ka ny any aoriana no hanahirana
10. pimaso ( 20/11/2006 12:25)
efa minamana be aloa zay ary tsy tiako simbaina izay, une equipe solide à part les gestes
bisous b e
11. caprio ( 20/11/2006 12:26)
pimaso:Fa enao nga tena tia be azy saaaa? ary ny tena olana aloa tsy we ilay resaka asa,fa ny asa tsy mahasakana ny fitiava zany fa izy efa manam-bady no tena tsy mety,koa eritsereto tsara aloha
12. pimaso ( 20/11/2006 12:41)
za aloa tsy hoe resiny fa le tentation raha vao misy accrochage mihitsy no henjana e,
manaja ny olona manam-bady mihitsy a, fa ny fakam-panahy no tena zava-doza
ok
13. cutie ( 20/11/2006 12:46)
raha zany ndray de ny asa no ataovy an-tsaiana 1 refa tady ho tratran'le tentation :lol:
14. nikopol ( 20/11/2006 13:53)
pimaso devoly zany fa handosiro :-D:-D:-D:-D
15. mandrindra ( 20/11/2006 14:14)
pimaso, resaho izy dia kôzio hoe tena revenao. ary avy hatrany dia apetraho ny lalàna mifehy ny lalao : resaka firaisana fotsiny ve sa misy fitiavana, tsy mikôty ny fiarahana rehefa ao ampiasana .... dia lazao izy hoe meo ahy amin'izay le manzé.
aza rahirahina na manambady izy na tsia fa izay tsapanao sy tianao no aposahy
16. Zan ( 20/11/2006 14:37)
Manajaha ny asa an! Manajaha koa tena e! tsy fitiavan'izany io fa nofomila fotsiny e. Aza mijanona seul miaraka aminy ary an.:*
17. Zina ( 20/11/2006 15:04)
mety ho tianao izy fa ampiasao ny diplomacie mba tsy ho very ny fihavanana ary tandremo fa ianao no lasa tsy miasa eo intsony.....Sois ferme pour toute decision
18. soanja ( 20/11/2006 15:12)
pimaso:

ato ampiasana izao ny adjointe-ko ( elle est très belle ),manana regard bizarre amiko foana , fa tsy hitako izay hatao, manahy aho fa raha miaraka aminy dia mety tsy hanaraka izay ordre omeko azy intsony izy après,
IZa no manana hevitra?


Tsy namaky ny hevitry ny hafa aho fa tonga de miteny hoe hiova ny fifandraisanareo. Zany hoe hatsapa tena ho miavaka izy ka mety tsy handray ordres tokoa. Mety izy indray no hibaiko anao aminzay atao ao ampiasana. Ary mety hisy fiantraikany koa amin'ny mpiasa iray fesana rehetra.


19. xxx ( 20/11/2006 15:45)
mandrindra:
pimaso, resaho izy dia kôzio hoe tena revenao. ary avy hatrany dia apetraho ny lalàna mifehy ny lalao : resaka firaisana fotsiny ve sa misy fitiavana, tsy mikôty ny fiarahana rehefa ao ampiasana .... dia lazao izy hoe meo ahy amin'izay le manzé.
aza rahirahina na manambady izy na tsia fa izay tsapanao sy tianao no aposahy
pimaso: raha azonao hatao de zao zavatra lazain'i mandrindra zao mihintsy no tsy azo hatao ! hajao ny tenanao , hajao ny asanao , izy rahateo efa manambady sy manan-zanaka ka rehefa tsy mahay manaja ny azy izy de aza rarahiana fa ny anao , ny asanao hajaina d ianao koa!


20. xxx ( 20/11/2006 16:05)
Mitovy ihany izany na miaraka aminy ianao na tsia :
raha tsy mijery azy ianao, izy kay mijerijery anao ihany ary mety hikitikitika

Raha tsy te hanana olana @ asa ianao dia manova ny adjointe-nao ihany no fanafody
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3894