Hanaja asa sa hiditra @ fitiavana?

21. Imahaka ( 20/11/2006 18:28)
pimaso:

ato ampiasana izao ny adjointe-ko ( elle est très belle ),manana regard bizarre amiko foana , fa tsy hitako izay hatao, manahy aho fa raha miaraka aminy dia mety tsy hanaraka izay ordre omeko azy intsony izy après,
IZa no manana hevitra?



Raha tena tara izy dia ny fiarahana aminy no hampandeha ny asa bebe kokoa. Aza entiny amin'ny sanga fotsiny enao dia milamina e. Raha enao no mi-domine amin'ny lafiny rehetre dia sady mandeha ny asa no mandeha ny fiarahana.
Hevitra dimbaka ihany ny ahy!
22. Zina ( 20/11/2006 19:23)
Tandremo fotsiny ny asa mba tsy ho very ry zalahy ooooooo
23. diamondra27 ( 20/11/2006 21:36)
[color=green]ne mélange jamais le travail et le "Q"

tonga de gidragidra be zany à long terme.
Eritrereto tsara.[/color]
24. diamondra27 ( 20/11/2006 21:44)
avadiny tampoka harcelement eo zany vao eo ny tranonao; izy tsy azonao , ny toeranao votsitra

mba mitandrema zalahy. Vadin'olona nge izy e!
Sinon remets là carrement à sa place.

Sao dia ianao kosa ary no tara aminy de oe: katsaka tsaramaso eo.

Sipa célibat @ tanàna be de be io ve de olona manambady any no jerenao hoe: belle ah belle.
T'as une complexe de supériorité ou quoi?(jai eu une promo, de mi-charme amiko le sipa de zao sy zao...)
aza mampiresaka moa e!

25. xxx ( 21/11/2006 05:56)
diamondra27:
Sao dia ianao kosa ary no tara aminy de oe: katsaka tsaramaso eo.
belle ah belle.
T'as une complexe de supériorité ou quoi?(jai eu une promo, de mi-charme amiko le sipa de zao sy zao...)
aza mampiresaka moa e!
inona ary ity ? zao ve no mba hatao an'namana mila fanampiana ? raha izany de tsy aleo nangiana ndry ?


26. malalatinasoa ( 21/11/2006 05:57)
De raha tsy nahazo promotion zany ianao tsy nanao yeux doux sy toetra malefaka izy?? hin hin, fay @ zany ianao tonton fa tsonjo be tolana be zany, sao kenda eo...

27. xxx ( 21/11/2006 06:16)
T'as une complexe de supériorité ou quoi?(jai eu une promo, de mi-charme amiko le sipa de zao sy zao...)
De raha tsy nahazo promotion zany ianao tsy nanao yeux doux sy toetra malefaka izy??
nareo kosa e ! mettez-vous à sa place !!! raha mahazo promotion ve nareo de tsy ho-doubléna ny vigilance @ zavatra hatao ? indrindra fa zany hanaovan'le sipa azy zany ?
Aza variana mi-tsikera hoa eh ! mba jereo hiany ny réalité !
Sa ve le fahazahoan'le namana promotion no tsy zaka ?

28. kala ( 21/11/2006 07:32)
pimaso:

ato ampiasana izao ny adjointe-ko ( elle est très belle ),manana regard bizarre amiko foana , fa tsy hitako izay hatao, manahy aho fa raha miaraka aminy dia mety tsy hanaraka izay ordre omeko azy intsony izy après,
IZa no manana hevitra?


ny hevitro indray dia tsotra :

- raha tena tianao ny asanao sy ny toeranao, amandefero ny fitiavana ny assistante nao. Une fois ianao manao pas aminy dia miomana fa tsy hisy intsony na ny respect na ny autorité envers nao.:)

- na resaka firaisana indray mandeha fotsiny aza. Aoka itsy! sao lahy ka sendra ny patsa iray tsy omby vava ê! Ny hatsaran-tarehy hitanao taminy hivadika hôrera!:evil:

- vhv manambady sy mananjanaka izy, tokony hadabokao tanteraka ny momba azy satria manapoizina ny fiainany ny fanaovanao zvt miaraka aminy, aza ny anio ihany no jerena ê! alefa lavitra kely ny fijery:wink:

- na tsy manambady aza izy, tsy dia mety ny hiarahana mpiara-miasa izany amiko. Indrindra eo ambany fifehezanao izy!!! Sahiny tanteraka ny hamaly anao raha misy zvt tsy tiany, na koa hanamavo anao.:?:

- ankoatran'izay ny scandale mety hiseho rehetra na eny anivon'ny mpiara-miasa, na ny fiaraha-monina.:-w:-w:-w

- tadidinao ve ny aferan'ny Clinton sy M.? 8)

Aleo manaja tena leitsy ê! sady maro ange ireo zatovovavy tsy mbola misy fatotra sy tsy ao amin'ny toeram-piasana, maninona raha ireny no ampiresahina dia alamina ny fiainana.
Amin'izay tena miavaka tsara ny vie privée sy ny vie professionnelle.

Ianao no tokony hanana fomba fijery hafa (ohatra : ity vhv ity sady tsara no mahay, nahazo assistante ihany zà nanana azy./.)

Bonne chance! :-*



29. sasa ( 21/11/2006 08:38)
za koa mitovy hevitra am kala, raha azo atao d aleo mijanona ho mpinamana fa hanimba ny asanao izany no sady hanimba ny ho avinao.
30. Imahaka ( 21/11/2006 08:54)
:roll:
31. Fiffi ( 21/11/2006 13:44)
zah aloha de tena mitovy hevitra @ sasa an !
32. mandrindra ( 21/11/2006 14:02)
tsy marina daholo iznay hoe manimba asa izany ny fiarahana e. omeo porofo izay rehtra manana.

mety hoe misy olana ara-pifandraisana mandritra ny fotoana fohy fa tsy aharitra izany ny olana, raha tsy hoe olona efa borné mihitsy angaha.

dia izao ry pimaso a, "ilay sipa mangidihidy, ianao no asainy manakôkôtra azy, ianao te hi-kôkôtra nefa tsy sahy", kôkôry any ry lery fa aza be santimaka amin'izany a.

33. pimaso ( 21/11/2006 14:06)
izany ve ry mandrindra,
ny tanana zatra mivokina anie tsy afa mitsotra intsony e
bedin'ny mpamaky hajaina @ zany isika ko
aleo hisokatra indray ny ady hevitra mikasika io teninao io
Vonjeo e!
34. anjely ( 21/11/2006 14:37)
Mandrindra â! oay, grave b ny conseil n'i Toi tamity in1 mitoraka ty.
Pimaso: hatramizao mbola vao fijery sy fahalefahana no niheveranao fa tara aminao ra-sipa. Sao kosa tena toetrany mihitsy hoe gentille izy fa ianao no mi-interpréter zvt hafa? Rah tena sûr ianao fa mangidihidy izy fa tsy intêret no tiany hiarahana aminao (mba hampilamindamina azy fa miaraka amin'ny sefony oh), dia tandremo tsara fa sao dia ho very fitadiavana amin'ny resaka sans lendemain. Ny ahy tsy ny resaka hoe izy manambady no mi-gêner ahy, raha zakanao ny ho vadikely, c ton problème fa ilay asanao ho voakorontana ê! Na tianao na tsy tianao tsy maintsy hiova ny efficacité-ny (ny anao koa)amin'ny asa raha miaraka ianareo. Ka jereo izay important aminao na ny asanao na ny entana mirentirenty, aza adino anefa fa be ny entana mirentirenty tsy hisy risque ho anao. En plus ianao izany olona tsara toerana ve tsy hahazo izay tiana??
35. xxx ( 21/11/2006 14:49)
pimaso:
bedin'ny mpamaky hajaina @ zany isika ko
Vonjeo e!
pimaso: mahaiza fotsiny manaraka ny lalan'ny fahamarinana ! aza mety rebireben'ny fakam-panahy ianao ! fahendrena no natoro anao ! hajanony any zany sipa efa manambady sy manan-janaka zany ary mahaiza manaja tena , hajao ny asanao ! tadidio fotsiny fa ny nenina hono tsy aloha hananatra fa .....(raha hanaraka zany hevi-dratsy zany enao de tandremo fotsiny tsy hitaraina eto raha sanatria ka......)


36. Zina ( 21/11/2006 16:04)
Pimaso jereo ty.

diamondra27 [ Valio ] 20-11-2006 22:44:32
Lohateny : Re : Hanaja asa sa hiditra @ fitiavana?
avadiny tampoka harcelement eo zany vao eo ny tranonao; izy tsy azonao , ny toeranao votsitra

marina ny anjy ry Diamondra a
37. Fiffi ( 21/11/2006 17:14)
pimaso: ny ahy aloha de io ny hevitro ary tsy hiova @ io zah an !
Zina: raha io voalazan'i diamondra io aloha de tena marina ka aleo hoa mitandrina eh !
38. sonwin ( 21/11/2006 17:53)
milay kosa izany toerana misy an'i pimaso izany
39. diamondra27 ( 21/11/2006 18:12)
xxx: tsy tsikera io nataoko io fa mba manontany za! sa natsiaro ciblé enao
40. xxx ( 21/11/2006 19:06)
diamondra27:

Sao dia ianao kosa ary no tara aminy de oe: katsaka tsaramaso eo.

belle ah belle.

T'as une complexe de supériorité ou quoi?(jai eu une promo, de mi-charme amiko le sipa de zao sy zao...)
aza mampiresaka moa e!
zao ve de fanontaniana ? :roll::roll::roll:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3271