Hanaja asa sa hiditra @ fitiavana?
42. melody
(
21/11/2006 22:52)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 21-11-2006 15:02:37
Lohateny : Re : Hanaja asa sa hiditra @ fitiavana?
tsy marina daholo iznay hoe manimba asa izany ny fiarahana e. omeo porofo izay rehtra manana.
Ilay film nisy an'i Demi Moore sy Mihael Douglas :-D:-D:-D
43. Fiffi
(
22/11/2006 06:52)
cutie:fa ahoana akia ? nga izy tsy nazotozoto hono taloha ? sa ahoana ry pimaso ?
tsy mazotozoto foan ve zao pimaso mandeha miasa :-D:-D:-D:-D
44. pimaso
(
22/11/2006 10:40)
Za ry reto tena mazoto miasa be foana a,
j'ai ma belle femme et ma beautée fille à la maison,
epreuve mbola tsy nolalovako fotsiny le évènement @ zao fotoana dia nanontany hevitra olona hafa aho,
synthèse ny hevitra rehetra : ny rêve mandalo fa ny famille reste;
merci à tous, bonne journée
aleo ho an'izay sahy rasecrétaire, raha misy mila coordonnées
Misaotra tompoko

45. pimaso
(
22/11/2006 10:41)

47. kala
(
22/11/2006 12:40)
pimaso > efa voalaza daholo ny pour & contre ka ity ny ahy no teniko farany
"vavan-kisoa misy sira, asakasakao hihinana azy"
tandremo sao kendan'ny vomanga nasesiky ny tanana ka voa vao domy aho ranaotra....
"vavan-kisoa misy sira, asakasakao hihinana azy"
tandremo sao kendan'ny vomanga nasesiky ny tanana ka voa vao domy aho ranaotra....
48. Zina
(
22/11/2006 14:06)
sonwin [ Valio ] 21-11-2006 18:53:08
Lohateny : Re : Hanaja asa sa hiditra @ fitiavana?
milay kosa izany toerana misy an'i pimaso izany
mandrindra [ Valio ] 22-11-2006 13:18:12
Lohateny : Re : Hanaja asa sa hiditra @ fitiavana?
alefasoa aty ary ny coordonnées-ny e
Pimaso a omeo an'i sonwin sy mandrindra lesy a:-D
49. nikopol
(
22/11/2006 14:12)
hoy i pimaso tary :
antenaiko fa naka assurance vie ilay secreteran'i pimaso :lol:
Mpandefa : pimaso [ Valio ] 20-11-2006 09:27:36
Lohateny : Re : mila hevitra
tsotra be ny ahy e, félicitation aloa @ le nahavita niafy be, fa fanontaniana tsotra ny ahy : sao dia tsy ampy daozy aza izy aminao, dia tsy mahapetraka mianao irery,
tsy maintsy folahina ny sipa ry frère a, tena mitovy @ soavaly dia ny sipa, afatotra dia kapohina ny vatany rehetra, karavasiana, dorana, tengenana foana, azera , adaboka, asiana fer ny tongony, asiana lasely, lamboridy izay vao tsapany fa vehivavy resin'i lehilahy izy,
expérience vecu ny ahy fa anao ny safidy, rehefa maty kapoka ny entany rehetra folaka amabatony izy e!
Courage
antenaiko fa naka assurance vie ilay secreteran'i pimaso :lol:
51. nikopol
(
22/11/2006 14:20)
hoy mpimaso tary amin'ny resa-dehilahy :
sujet nampetraky pimaso eto : hanaja asa sa hiditra fitiavana ?
sao dia ty ny sujet tokony ho izy : hanaja asa sa hiditra lavaka hafa ?
Mpandefa : pimaso [ Valio ] 16-11-2006 12:47:22
Lohateny : Re : bandy voadona!
REHEFA AMBOARIN 1 SIPA IRAY DIA MAMPINANA SIPA FOLO
ASIANA HATRAMIN NY VODINY
sujet nampetraky pimaso eto : hanaja asa sa hiditra fitiavana ?
sao dia ty ny sujet tokony ho izy : hanaja asa sa hiditra lavaka hafa ?
54. nikopol
(
22/11/2006 14:31)
hoy ny pi-xxx tary :
pimaso dia ampy e :-D:-D:-D
Mpandefa : xxx [ Valio ] 21-11-2006 14:26:54
Lohateny : Re : pute de luxe ny sipa eto tanà!
Ny Volamena ry lel6 xxx tsy avelan' ny hasiny tsy hanjelatra a
ny ambany toe-tsaina dia mionona @ sipa votany, ra bandy ela mifanaova fotoana d ho hitan'là ny dozin'ny fahaizana miampy kotrana, avec ou sans armes
fikana rainivolaka ny an'là , makorelina vadiana dia ampy hoan'là, fa na miss du monde aza zakan'ny bogosy raha ilaina
Tsaravatompoko fiarahaban'ny taranak'ANDRIANA koa izany ra tsy hain'là: Andevolahy kely io
TSIMATIMANOTA
pimaso dia ampy e :-D:-D:-D
57. mandrindra
(
22/11/2006 15:22)
nikopol, tena rafale be mihitsy izy izany an. enga anie ka hatanjaka be ny gilet pare-ballen'i pimaso:lol:
mikasika an'ilay lohahaevitra indray, tsy voatery hisafidianana ireo fa afaka hampiarahana
mikasika an'ilay lohahaevitra indray, tsy voatery hisafidianana ireo fa afaka hampiarahana
60. booboo
(
22/11/2006 17:29)
sonwin > hombo fa inn ndray ? sa nanantena raha hafa ingahy ? hu hu hu