Hanaja asa sa hiditra @ fitiavana?
62. diamondra27
(
22/11/2006 20:25)
mpimaaso: de reveo manja ao zany le izy kou.
De aza mi-geste wa we za mapezy sipa manja de ambany fahefako le sipa, de raha mba mijery anao le sipa de lazainao fa tara aminao nefa enao no mety mba te-hirevy kely aminy.
Eto za de mitsikera fa tsy mametraka kestion; lol
De refa tsy pezy io zao de haratsiana atao hoe: kala tava-tsoavaly hihihi
Raha sariaka amin'ny bandy ny sipa iray tsy midika izany fa hoe: tara le sipa, na fille facile.
Aleo hanandrana revy mpimaso fa refa tsy miverina tsony ny masony de zay vao miantso antsika eto ndray izy hoe: vonjeo vonjeo:-P:-P

63. cutie
(
22/11/2006 21:32)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 22-11-2006 07:52:10
Lohateny : Re : Hanaja asa sa hiditra @ fitiavana?
Hoy i cutie:
tsy mazotozoto foan ve zao pimaso mandeha miasa
fa ahoana akia ? nga izy tsy nazotozoto hono taloha ? sa ahoana ry pimaso ?
tsy haiko koa :-D:-D:-D:-D:-D
66. mandrindra
(
23/11/2006 10:15)
melody:
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 21-11-2006 15:02:37
Lohateny : Re : Hanaja asa sa hiditra @ fitiavana?
tsy marina daholo iznay hoe manimba asa izany ny fiarahana e. omeo porofo izay rehtra manana.
Ilay film nisy an'i Demi Moore sy Mihael Douglas :-D:-D:-D
horonantsary noforonin'ny eritreritra io fa tsy tantara marina
67. xxx
(
23/11/2006 10:18)
diamondra27:tena ilay promotion azon'i pimaso mihintsy ve no tsy tanty e ?
De aza mi-geste wa we za mapezy sipa manja de ambany fahefako le sipa,
68. melody
(
23/11/2006 11:26)
mandrindra a, tena misy zava-misy io k. Matetike ange ireny film ireny basé @ realité e! Henao kosa fa dia tsy efa naheno momba n ireny sex harrassement ireny e! Marina aloha fa sary fotsiny ireny 'ordi-tricks' ireny fa ny olona mifanadala ao am-piasana tena gravy b:wink:
69. mandrindra
(
23/11/2006 11:38)
melody, ny harcèlement anie no mety hiafara amin'ny ratsy e, fa tsy ny fiarahana ao ampiasana. ny fisaikazana ao ampiasana mantsy dia hitako fa zavatra efa karazan'ny mandeha ho azy fa be ny mody tsy mahita
70. xxx
(
23/11/2006 13:58)
NY MPANENJIKA ANY AORIANA FA TSY HO ANY ALOHA RAHOVIANA
NY GASY ANIE EFA MAY @ NA TANY E
NY GASY ANIE EFA MAY @ NA TANY E
71. melody
(
23/11/2006 14:27)
inona indray ary ity lazainao ity ry xxx?
mandrindra: eny alou e, bdb ny mpisakaiza ao am-piasana fa modin'ny olona tsy fantatra fotsiny fa raha sendra ireny kal exec ireny enao, ary ireny tsy zatra non, nefa enao ohatra ambaniny, tena vitany kala mihintsy an!
conclusion: amiko alou ty tsara miaraka ny business sy ny plaisir e!:)

72. Fiffi
(
23/11/2006 16:14)
melody:sady hanimba zavatra be ange io eh ! io anga hijanona fotsiny @ zao ? sady efa samy manam-bady sy manan-janaka ry zareo !
conclusion: amiko alou ty tsara miaraka ny business sy ny plaisir e!:)
73. mandrindra
(
23/11/2006 17:12)
ny business tsy maintsy misy plaisir ka:wink:
io resaka fahaiza-mitantana dia mandeha zôli
io resaka fahaiza-mitantana dia mandeha zôli
75. melody
(
23/11/2006 18:33)
Fiffi: ka izay indrindra ange akia e, i mandrindra manko manao mafy2 loha kely izay=))
76. diamondra27
(
23/11/2006 18:56)
xxx: tsy mahazo resaka
Tsara rehefa tafita ianao, nahazo toerana; izay no irariana ho an'ny rehetra fa kosa ny fampiasana izany @ tsy tokony ho izy no tsy mety.
Tsara rehefa tafita ianao, nahazo toerana; izay no irariana ho an'ny rehetra fa kosa ny fampiasana izany @ tsy tokony ho izy no tsy mety.
77. xxx
(
23/11/2006 21:21)
diamondra27:
De aza mi-geste wa we za mapezy sipa manja de ambany fahefako le sipa,
Eto za de mitsikera fa tsy mametraka kestion; lol
79. Fiffi
(
24/11/2006 21:20)
melody::-D:-D:-D:-D
Fiffi: ka izay indrindra ange akia e, i mandrindra manko manao mafy2 loha kely izay=))