Hanaja asa sa hiditra @ fitiavana?

81. Fiffi ( 25/11/2006 13:47)
:-D:-D:-D
82. ikaretsaka ( 25/11/2006 14:08)
dray hendre tsara anaka fa tsy fanao io miaraka samy mpiara miasa io
83. Fiffi ( 25/11/2006 14:25)
ikaretsaka: nga enao efa dadabe ? hihihihi manao hoe anaka :) de tokony valiana hoe eny Tompoko ô ? :)
Non fa mba vazi2 ny ahy iny fa tena marina zany lazainao zany an ! :)
84. tsimatimanota ( 27/11/2006 09:13)
Sady hajao ny Asa , no hajao ny Fitiavana
85. diamondra27 ( 27/11/2006 15:51)
no hajao ny tenanao...
86. tsimatimanota ( 28/11/2006 08:07)
mba hanajan'ny hafa anao...diamondra a!
87. diamondra27 ( 28/11/2006 14:03)
tsimatimanota: izay indrindra

izay ataonao @ olona ihany no...
88. pimaso ( 28/11/2006 14:50)
ataoko anao...
89. tywa68 ( 29/11/2006 08:15)
pimaso > efa betsaka ny voalaza ary tena marina mihitsy ireo hoe ny tentation tsy maintsy misy fa jereo ny conséquences ê !
90. pimaso ( 29/11/2006 08:46)
tywa68 : Ok rahalahy a!
91. pimaso ( 29/11/2006 13:35)
ry pimaso izany tena vedette @ tanana mihitsy a!
aza kivy e, avelao ho avy izay ho avy e!
aleo ho tonga ny aolana!!!
e!e!e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081