Amazing race tany Dago!

1. xxx ( 19/11/2006 16:02)
ao @youtube

http://youtube.com/watch?v=U3XaIYNF8A8

kitjo
novalian'i dailynews ny 12/12/2006 18:04
2. booboo ( 19/11/2006 16:26)
3. kitjo ( 19/11/2006 16:34)
manin akia?

3e partie
http://www.youtube.com/watch?v=k7uwSZr5yd0
4. cutie ( 20/11/2006 12:59)
merci fa za natory t@ io nandeha t@ tele :oops::oops::oops:
5. kitjo ( 20/11/2006 14:15)
hihiihih
njy be torimaso!
6. cutie ( 20/11/2006 15:10)
hita koa
efa tao am-pandriana ve akia za n nisy niantso we mandeha @tele Dago tsssssssss, tsy nifoha za:-D
7. dailynews ( 12/12/2006 18:04)
tsy namaky an ilay "jereo eto" aho, fa ny rehako fotsiny dia toa nanala baraka be hono ny chambre ny hilton tao izany fa sady lafo anefa feno kalalao. tokony nankany @ colbert angamba ry zareo fa colbert toa tsara kokoa, raha ny fahitako ny web -ny aloha. na hilton aza moa hotely ngeza be io tsy manana ny tena hoe web site ny.. sa efa manana?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1969