mba inona no ataon'ny fanjakana amin'ity

1. bazylou ( 20/11/2006 22:40)
secteur savony ity ?? toa avela hanjaka fotsiny ny importe dia mamono ny eo an tanana!! sao dia tsy mety e:
novalian'i Fiffi ny 25/11/2006 14:46
2. prime ( 23/11/2006 14:34)
Savony ihany ve? d ahoana no tokony hatao fahitàn'i bazy azy?
3. Fiffi ( 23/11/2006 15:49)
de inona hono ny hevitra hatolotr'i bazy ?
4. prime ( 24/11/2006 10:19)
Fa ratsy ve rzhz dinihina ara-toekarena ny fidiran'ny entana avy any ivelany?
5. Fiffi ( 25/11/2006 07:42)
de bazy ve sahy milaza fa tsy mampiasa zavatra avy aty ivelany na de 1 aza ? :wink:
6. bazylou ( 25/11/2006 14:31)
Ny an'ny olona anie misy ny preference nationale sy ny protection fa tsy ohatrann'y anao hoe vahana dia mibananaka be eo !!
Ary ny importe rehetra dia manaraka ny norme eropeana daholo! , ny anao ny sinoa bas de gamme sy ny mauvaise finition tsy misy qualite no manjaka ka aza mimenomenona
7. Fiffi ( 25/11/2006 14:46)
bazylou:
ny anao ny sinoa bas de gamme sy ny mauvaise finition tsy misy qualite no manjaka ka aza mimenomenona
anao iza ry bazil ? =))=))=)) nefa ange ianao irery hiany no be menomenona eto eh ! =))=))


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1098