fangatahana

1. capricorne ( 20/11/2006 12:30)
mba mangataka an'izay mahita logo momba ny fankalazana jobily
novalian'i prime ny 29/11/2006 10:16
2. Fiffi ( 20/11/2006 12:31)
heu...ho tadiavina aloha raha ...mahita an !
3. dailynews ( 20/11/2006 14:37)
azo atao precis kokoa ve raha tsy mahadiso? jobily firy taona, ho ana skoty sa fiangonana, sa antokompihira sa......
4. LazaDaddy ( 20/11/2006 20:34)
DN> izaho koa saika hanontany no sady tapa-tsinay nahita ny valin-teny voalohany.
Fiffi> Logo fahafiry taonan'ny inona no ho tadiavin'i Fiffi raha matiha? Sa mba te hanoratsoratra fotsiny? =)) =))
5. prime ( 22/11/2006 14:06)
capri> Manampy ireo voalaza, tsara2 kokoa raha fantatra mialoha ny teny faneva satria iny no filamatra sy teny mamehy ny fotoan-jobily rehetra dia avy @ iny koa no hamoronana sary faneva (na logo), ka mba tena mifantoka amin'ny tenin'Andriamanitra ny momba ilay jobily iray manontolo...
6. Fiffi ( 22/11/2006 21:26)
LazaDaddy:
Fiffi> Logo fahafiry taonan'ny inona no ho tadiavin'i Fiffi raha matiha? Sa mba te hanoratsoratra fotsiny? =)) =))
eto @ fivavahana sy finoana isika ry Laza an ! de tsy ho tezitra aho fa manaja ! fa hasio limite-ny hiany ny zavatra lazaina an ! raha tsy te-hanampy ny namana enao de anao zany ! zah indray aloha de raha mbola azoko hatao de manampy aho .


7. prime ( 24/11/2006 09:12)
Laza a, mba ankaherezo ny olona fa aza hakiviana e...:)
8. Fiffi ( 28/11/2006 21:40)
prime: misaotra akia fa tsy hataoko mahakivy ahy velively zany an ! :):-*
9. prime ( 29/11/2006 10:16)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0783