Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Silo, milahatra araka ny daty
Silo ( 18/11/2006 13:53)
Ilay vadiko tiako
Salut daholo ! Mba mitady ny tononkiran'ny tarika NyAinga, tsy de haiko loatra ilay tonon'ilay hifa fa ilay misy manao hoe: Vadiko saropiaro ........ izaho tsy mampirafy fa tian'olona. Misaotr... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/11/2006 14:06
Silo ( 02/09/2006 15:26)
Mba mangataka
Salut daholo, Mba mangataka ny tononkiran'NY AINGA hoe "Masiaka ny fitiavako anao" aminareo izay mahay azy, ry reto an ! Misaotra mialoha ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/09/2006 09:03
Silo ( 21/07/2006 08:06)
Lehilahy koa izany !!!
Hono hoa nareo lhlhy ireto, Raha misy sipa miaraka aminareo nefa sendra tratrany mampirafy ianareo, de sahinareo ve ny milaza @ iny sipa nahatratra iny rehefa miady ianareo vokatr'iny zavatra nataon... tohiny
novalian'i fijo ny 02/08/2006 19:00
Silo ( 21/07/2006 07:16)
Mba toroy hevitra e!
Izao reto a! Inona kay ny fanafody manala an'ireny tatakoatra @ ranjo ireny ?. (Matetika vehivavy bevohoka ka mikokotra no misy azy ireny ) nefa ny cas eto de mbola zaza tsy niteraka akory de efa ... tohiny
novalian'i dailynews ny 27/07/2006 16:05
Silo ( 22/06/2006 07:04)
Jesosy tsy mamaly ratsy ny ratsy ....... fa malemy fanahy
Ahoana ny fahazoanareo ny tenin'i Jesosy izay manao hoe: "Raha misy olona mamelaka ny takolakao ankavia, de atolory azy koa ny havanana" De hoy koa Izy " Raha misy olona te haka ny ankanjonao de... tohiny
novalian'i marozevo ny 07/07/2006 14:46
Silo ( 17/06/2006 12:46)
Ampianaro mitia
Hono hoa ry reto! Inona kay no tokony hatao mba hatamana ny olona 1 @ fitiavana ? Zany hoe inona no tena mahatamana na tena tian'ny lhly @ olona miaraka aminy. Toetra @ ankapobeny ary mety mapi... tohiny
novalian'i Tsiarro ny 25/06/2006 16:12
Silo ( 11/06/2006 14:17)
Iza no diso !!!
Ahitan-javatra maro ity fifampirafesana ity ! Nisy lhlhy 1 niteny t@ vadiny izy hoe handeha mission ka après 1 semaine vao miverina, Niala ny tokatranony 'lay llhy andro maraina, niaraka @ sac ... tohiny
novalian'i Silo ny 14/06/2006 11:44
Silo ( 08/06/2006 07:39)
Ady hevitra malalaka
Hono hoa ry reto, Inona kay no tena dikan'ny teny ity @ Baiboly ao no misy azy ity " Handao ny rainy sy ny reniny ralehilahy ka hikambana @ vadiny ka ho nofo iray izy roroa " Mba angatahako fan... tohiny
novalian'i marozevo ny 13/06/2006 21:53
Silo ( 03/06/2006 15:51)
Mitady fanampiana avy aminareo aho
Izao ny tantara: Inona no fahazahoanareo an'ity hevitr'ilay sipako ity ? Niaraka izahay efa 1 an 6 mois, de ny mahagaga ahy rehefa tsy mifanaraka izahay de hoentiny mandeha any aminy 'lhl) iza... tohiny
novalian'i Aino ny 15/06/2006 07:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0453