Ampianaro mitia

1. Silo ( 17/06/2006 12:46)
Hono hoa ry reto!

Inona kay no tokony hatao mba hatamana ny olona 1 @ fitiavana ? Zany hoe inona no tena mahatamana na tena tian'ny lhly @ olona miaraka aminy.

Toetra @ ankapobeny ary mety mapitovy2 ny lhlhy avy.
novalian'i Tsiarro ny 25/06/2006 16:12
2. Fiffi ( 17/06/2006 13:18)
Silo:
Inona kay no tokony hatao mba hatamana ny olona 1 @ fitiavana ?
-tsy mijangajanga aloha.
-Mba attentif raha lhl an! zany hoe mba kolokolohina le vhv eh! mba deraina , fampisehoana azy fa tena tia azy enao , ohatra fotsiny zao hoe raha mba mividy akanjo izy de mba deraina , hummmm , raha mba manao mnjamanja izy de mba deraina , fa kosa aloha tsy hatao ireo raha tsy tena hoe tia an!
-Tena tsy hitako aloha afats'io hoe mba attentif io an! Raha zah manokana aloha de tsapako fa fampisehoana fa tena tia ahy io vadiko io raha mba attentif @ zavatra hataoko izy an! Ka raha izany no tsapako fa fitiavany ahy izany , nahoana moa no tsy haharitra ilay fitiavana ?


3. pissoa ( 17/06/2006 13:22)
Miankina amin'ny olona "hotiavina" angamba izany.

Raha izaho manokana kosa nefa, dia aleoko kokoa mamantatra izay tsy tiany, toy izay mikaroka izay tiany (sady ngo de be caprices ka tsssss, mahabe atao, lol :-D:-D:-D ).

Raha olona normal mantsy izy, rehefa "manao ny mety" ianao (amin'ny adidy sy ny andraikitra maha-mpifankatia anareo), dia tokony ho tiany izay nataonao, ary tokony ho faly izy. Ka izay tsy tiany sisa hadihadiana raha lojika, dia tsy atao, na handraisana fepetra sy fitandremana tsara alohan'ny hanaovana azy ... mba hahazoana bonus :-D:-D:-D

Dia toy izay e.
4. Fiffi ( 17/06/2006 13:25)
Silo:
Inona kay no tokony hatao mba hatamana ny olona 1 @ fitiavana ? Zany hoe inona no tena mahatamana na tena tian'ny lhly @ olona miaraka aminy.
Silo: fa zao kosa aloha an ! alohan'ny hanambadiana ange de efa fantatra zany fa tena mifankatia raha nivady eh! de mba tsy ho lasa monotone le fiainana de mba samy mandray anjara na ny lhl na ny vhv @ rehetra io an!
-Fa ny tena hitako aloha sady tena mampitombo ilay fitiavana de tsy misy afats'io hoe "attentif" io an! jereo fotsiny zao ohatra hoe nividy akanjo vao2 izy , hitanao nefa dia tsy mba miteny enao na de kely aza , na ohatra hoe manao manjamanja izy , derao izy , mba diniho izay zavatra hataony , de mba hasio komentera ohatra hoe ! hummm !! tena manendrika be anao io na...
Saingy isan'andro mba tsy hipetrahan'le fiainana lasa ho monotone de tokony hihetsika ny tsirairay!


5. xxx ( 17/06/2006 13:58)
manaova isanadro :roll:
6. Fiffi ( 17/06/2006 14:14)
:roll:
7. totofy ( 17/06/2006 14:44)
owayé ... intélijente be lé pissoa ray olona é ... tô sady mahay Be mitia angamba ekisipera ve.....:wink::-D:-D:-D
9. Silo ( 17/06/2006 16:09)
pissoa>>handraisana fepetra sy fitandremana tsara alohan'ny hanaovana azy ... mba hahazoana bonus

Inona 'lay Bonnus tianao ho lazaina ?

Fiffi >> attentif > izay zany 'lay atao hoe mifandokanodoka ?

Ilaina koa izany ny manao jejojejo ? nefa misy lhlhy anie saropiaro ery izy rhfa manao mety2 ianao fa atahorany ho lasan'ny sasany.

Ka ny olana anie reto toa hoatran'ny sarotra atao mihitsy ny lhlhy, f'angamba ny tadiavin-dry zareo de atao sahalamin'inona loatra ?

xxx>>> porofompitiavana ve aminao ny fanaovana isanandro ?
10. diamondra27 ( 17/06/2006 16:59)
totofy:k'efa oe piso 'zany ve de tsy ho ekspera:wink:

ny fahafantarako azy indray de miankina @ le lhl miaraka aminao io,

fa ny tena tianjareo de izao :

atao mifandimby ireto toetra ireto:
- mitia
-miady kely
-mampitamby
-mahay miray ara-nofo
-manjamanja ( mahay mi-exciter azy @ fiakanjona)

....
11. pissoa ( 17/06/2006 17:08)
Silo:
pissoa>>handraisana fepetra sy fitandremana tsara alohan'ny hanaovana azy ... mba hahazoana bonus

Inona 'lay Bonnus tianao ho lazaina ?

Hihihi, mananihany be ilay fomba fiteniko tetsy aloha, fa raha ataoko matotra kokoa angamba dia mazava vetivety :oops::-D:-D:-D

Raha Katolika ianao (izaho Katolika) dia tokony mahay ny fiampangan-tena, dia misy any anaty any hoe:
fa nanota tokoa aho ... tamin'ny nataoko ary tamin'ny adidy tsy vitako ...

Noho izany, rehefa "mahavita adidy" ianao, ary tsy manao izay hahasosotra :-D:-D:-D dia tokony hotamana ny olon-tianao. Raha tsy tamana amin'ireo izy, dia anaro na tsofy rano fa tsy normal :-D:-D:-D
12. pissoa ( 17/06/2006 17:12)
totofy:

owayé ... intélijente be lé pissoa ray olona é ... tô sady mahay Be mitia angamba ekisipera ve.....:wink::-D:-D:-D
Hihihi, ie intelijente be nge zah e :D Fa tsy ekisipera ka :-D:-D:-D
13. jajaf401 ( 17/06/2006 17:41)
Ny tiany sy ny tsy tiany aloha eo ihany fa ny faiblesse-ny koa mba tsara ho fantatrao eh; de any enao no mi-travy, satria ts'inon ilay izy hoatry ny hamboamboarina ka,
Fa refa tia zahay lhl dia tsy mila tamanina @ fomba maro zany fa automatika io!
14. diamondra27 ( 17/06/2006 18:01)
de tsy maintsy fantarina ve ny faiblesse? hummmm manjary manipulatrice njay @zay koa!
15. Fiffi ( 17/06/2006 18:37)
Silo:
Fiffi >> attentif > izay zany 'lay atao hoe mifandokanodoka ?
Silo: heritrereto kely ange an! ohatra hoe tany @ coiffeur le vhv , tonga ao an-trano izy nefa de tsy mba misy na de teny kely monja aza avy @ vadiny fa de mitohy hatrany le fiainana , nividy akanjo izy , na hoe mba manao manjamanja ao an-trano fotsiny an! de le vadiny de tsy mba misy teny na de kely fotsiny aza hoe : "hummm manao metimety zany vadiko zany an!" na hoe "hummmm tena mety tsara aminao zao coupme zao sns... mba attentif @ zavatra hataony an! tena raha attentif manko le lhl de hitan'le vhv zany fa tia azy ary ho faly izy fa mba midokadoka azy ny vadiny eh!


16. diamondra27 ( 17/06/2006 18:49)
fiffi: le mahatamana ny lhl no tiany ho fantatra akia a!
17. Fiffi ( 17/06/2006 18:58)
diamondra: ok :) :-*
Ka mitovy hiany kah! kolokolohina ! mba rehefa miakanjo ohatra izy de mba tonga ny vhv mba manampy azy , fitiavana daholo zany , hummm ! mba manampy azy manidy bokotra ? mba mandoka koh , maninona koh moa raha mba karakaraina ny la veille ny akanjony hanaovany ny hampitso , de mba lazaina izy hoe humm ! tiako be raha ity no hanaovanao rahampitso ? hihihihihi de inona koh re eh ? de le mba mihantoraka eny an-tratrany rehefa mba tonga avy miasa izy ?
18. diamondra27 ( 17/06/2006 21:31)
fiffi: hummmm, mahaatmana marina izy izany ;fa ho vita daholo ve akia izany?

Ny zaza etsy andaniny anakienina,, le vady mbola karakaraina, ny tena ihany koa, ny entimody tsy maintsy atao, kay kay kay.....Tena tsy manana force entina miasa intsony zany

Tsy moramora ny mitady vady ry zalahy
19. jajaf401 ( 18/06/2006 03:41)
service ihany no ilainy ehhhhhhhh!
20. Fiffi ( 18/06/2006 04:39)
diamondra: tsy mila fotoana bdb akia ny fanaovana an'io kosa eh! sady tena mampiseho fa tena mba tia anie an! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6171