Ampianaro mitia
42. totofy
(
19/06/2006 19:32)
silo :
:?::?::?::?:
hita fôna izay hanaovana azy ry silo an ! asaina miantsena , mahandro sakafo , mipasoka , manasa vilia .... bdb :-D:-D:-D:-D:-D:-D manao zaza=))=))=))=))
toa tsy hita ihany zay hatao @ itony lhlhy itony
:?::?::?::?:
hita fôna izay hanaovana azy ry silo an ! asaina miantsena , mahandro sakafo , mipasoka , manasa vilia .... bdb :-D:-D:-D:-D:-D:-D manao zaza=))=))=))=))
44. Silo
(
20/06/2006 05:31)
Fiffi: ka inona ary no tsy azonao @ izany hoe olona hiarahana atsy ho atsy izany e!
Tsy tiako hiseho amiko sy izay olona hiarahako atsy ho atsy ny zavatra niseho taloha de izay no akako precaution de ny zao ,
Hoy totofy: hita fôna izay hanaovana azy ry silo an ! asaina miantsena , mahandro sakafo , mipasoka , manasa vilia .... bdb manao zaza.
Hay ve saotra nanoro hevitra, fa ataoko mahamain-draharaha mihitsy izay olona hiaraka amiko eo an :-D:-D:-D,
Inona hoa ny dikan'io teny hoe: Engagement = Liberté io ???

45. totofy
(
20/06/2006 18:28)
Hay ve saotra nanoro hevitra, fa ataoko mahamain-draharaha mihitsy izay olona hiaraka amiko eo an
silo : kajikajio ihany ny ETALON-nao....fa aza hampiriatina be loatra :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
47. Silo
(
21/06/2006 09:11)
sasa>< tsy maninona izany fa zany no torohevitry ny namana teo kou !!!
sady ifanampiana kosa aloha ilay raharaha e!
sady ifanampiana kosa aloha ilay raharaha e!
48. arson
(
21/06/2006 11:51)
tena mahay MITIA BE DAHOLO RETO SIPA RETO KO.TEHAFINA KELY ALO E:-D!=:-D:-D:-D:-DD=D=D=D
49. Tsiarro
(
25/06/2006 16:12)
Mba sambany aho no niditra tato@ ity site ity,ka mba maniry ny hifanoratra @ nareo ankizy vavy ,raha mba azo atao,ééééé indrisy mantsy fa irreryyy é,>evriclaude@yahoo.fr ,Tsiaro no anarako .Thank you very much .mmmmmmmmmmmh:-*