Ampianaro mitia
21. diamondra27
(
18/06/2006 09:24)
ao @ www.radiofanilo.com misy fandaharana natokana ho an'ny vehivavy mba hikarakarana ny lhl; vehivavy tsar no lohahevitra raha tsy diso aho; dia iny @ 10H maraina iny sa 11H le izy no mande (@ ora aty france)
de mazotoa mihaino sy manao pratika ze lazainy ao fa hahatsiaro ho sambatra ny vadinareo sy tamàna
:-*:-*

22. farango
(
18/06/2006 11:24)
Ny firaisana ara nofo no hasiana teny eto.
Tsy mahavita devoir mantsy hono ny lehilahy anakiray satria miasa foana (@8ora alina vao tonga ary @7ora maraina dia lasa indray) tsy vitan'izany fa mandé tourné lava koa, tsy hitan'ilay ramatoa izay hatao sy hangala fafiny samirery de naleony nampiasa fitaovana hafa kely (Vibro gasy, Masturbation) Teo indrindra no nitranga ny olana, tratran'ilay rangahy teo ampanaovana ny akta ramatoa ka velona ny fanontaniana, izay apetraka @ tovovavy ihany koa : Bold textTsy mety ve? raha tsy manao firaisana mihitsy ao anatin'ny herintaona, tsy maharary ve le fomba faharoa? Italic textValio e!

23. Fiffi
(
18/06/2006 11:57)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../U_THIN%7E1.GIF[/IMG] ka tsy io ny dinika fa ny fomba hitazomana lhl (vady io)
24. sakaizakely
(
18/06/2006 12:50)
dia ahoana ny hevitr'i Ra-Donn am'zany alouha fa aza variana ao am MSN ao fotsiny e :-D:-D
27. Silo
(
18/06/2006 15:27)
Ka ny olana amiko koa anie ry reto, de matahotra aho ny tena hampiseho aminy fa tena tia azy, fa sao de ho hararaotiny eo, misy mako reto lhly reto rhfa hitany fa tena tia azy ianao de ampifilafilainy indray, efa sendra cas hoatran'io aho, de lasa mailo.
Vaomaika moa ka mbola hampiana fidokafa2 azy indray: tsy hoy izy avy eo hoe: ity koa toa efa potika sy revo amiko sahalamin'ny biscuit voahitsaka!
Tsy haiko inona no tokony hataoko hialaka @ io fanahiako io ?

28. booboo
(
18/06/2006 16:37)
fa aôna kay zany mampiseho fa tena tia zany ? refa tsy collante be fotsiny sy mahay miangotingoty sy midongidongy défa ao klou zay. Avy teo tsy mihatsaravelatsihy refa misy raha tsy tianao. Dia inona koa re e, asehoy ankolaka azy foana isaka zay misy occasion ny talentanao ( déco ohatra a, tia raha mipirina sns ). Ny ankoatra zay hitanao miandalana eny foana e ! fa aza kitahotahotra zany fa tsy mitondra mankaiza zany
29. Fiffi
(
18/06/2006 19:38)
aiza kosa no hisy an'izany eh! fa de mba tsy rariny kosa aloha raha manao an'izany ny lhl an! nefa ange ireny hiany no tena ilaina eh! marikin'ny fitiavana daholo zany ka tsy hitako izay hatahorana hanaovana an'izany.
30. Silo
(
19/06/2006 04:54)
Fiffi: tena nisy tokoa anie izany e!
nisy lhlhy izay tena tiako ary tena notompoiko t@ foko manontolo izany an ! indray2 ary tsy nampaninona ahy mihitsy ny mamoaka vola am-paosiko rehefa misy problème izy, Ary fantany tsara sady tsapany izany fitiavako azy izany, de iny no nohararaotiny, ka nanaovany toetra tsy mety amiko: oh: lasa nampirafy ahy de tsy miafina ahy akory,
Avy eo izy miteny any @ namany any hoe: iny leitsy tsy mahafoy ahy izany a! sady tsapako fa tena tia ahy koa, ary izaho mihitsy aza no Andriamanitran'iny, Henoko t@ tamany io vavany io, de teo no nahatofoka ahy, kahoy aho hoe: Hay ve reto lhlhy reto rehefa tena tiavina de manao toy izany e ?. Nisarahako ihany izy taty aoriana, fa après-ny kosa lasa tsy matoky lhlhy intsony aho.

31. pissoa
(
19/06/2006 05:03)
Silo, ka raha lehilahy :evil: tsy tia anao toa izany, inona no hiasanao saina hanao izay hahatamana azy? Tokony ho zaranao aza fantatrao ny fanararaotany ary rava ny taminareo :-*:-*
Fa raha tia anao izy, tsy hanao toy io olona tantarainao io, dia mba anjaranao ny manao toy ireo notenenin'ny namana ireo mba haharitra ny fitiavany anao.

32. Silo
(
19/06/2006 05:16)
pissoa>> efa tsy io olona io intsony anie no tiako ho tamanina, fa olona hafa izay hiaraka amiko atsy ho atsy, satria toa tsy hita ihany zay hatao @ itony lhlhy itony,
33. Fiffi
(
19/06/2006 05:23)
Silo::roll: olona mbola tsy niharahana akory , olona hiharahana vao ho atsy ho atsy ve de efa hasiana famakian-doha tahak'izao ? Tsy hitako izay hiharahana @ olona raha mbola tsy miaraka aminy akory fa mbola HO ATSY HO ATSY de efa hasiana olana sy maha-vaky ny loha sahady.
pissoa>> efa tsy io olona io intsony anie no tiako ho tamanina, fa olona hafa izay hiaraka amiko atsy ho atsy, satria toa tsy hita ihany zay hatao @ itony lhlhy itony,
Tsy hita ahoana koh zany hoe hatao @ itony lhl itony ? nga mao izyio efa programena mialoha izay hatao rehefa miaraka @ lhl ?
34. pissoa
(
19/06/2006 06:02)
Silo:Azoko ny tian'i Silo tenenina ka. Fa zao, sao tsy hotsapan'izay olona tianao hotamana indray ny fitiavanao raha hofeperanao eo ny fanehoanao sy ny fikolokoloanao azy. Dia ianao indray no hilaozany eo. Ka ireo efa notenenin'ny namana ireo e.
pissoa>> efa tsy io olona io intsony anie no tiako ho tamanina, fa olona hafa izay hiaraka amiko atsy ho atsy, satria toa tsy hita ihany zay hatao @ itony lhlhy itony,
Diso koa ny fieritreretanao hoe satria ianao naneho fitiavana be tamin'ilay talou dia nararaotiny sy nampijaliany. Rehefa misy fitiavana izany, iza moa no tsy hanararaotra ... fa ny olona sasany manararaotra tsara ary manao izay hampaharitra ny fitiavanao azy; ny sasany kosa manararaotra ratsy ary manao izay hahafaty ny fitiavanao azy (vendrana be ireny).
35. totofy
(
19/06/2006 06:29)
ary manomboka fantro i pissoa :wink:.... tena intélijente be mintsy .....indray andro any raha mba mila conseil aho dé hanatona ny cabinet-anao :-D:-D:-D omeo ny adressy =))=))=))=))
36. Silo
(
19/06/2006 09:41)
marian izany ry pissoa: ka le olona hanararaotra @ ratsy mihitsy no hatahorana kou:
Fiffi>> angaha kosa tsy azo atao ny miandro ny hoavy ka ? raha nisy zavatra nahavoa ve de tsy tokony hakana fepetra iny mba tsy hiverina intsony @ ao afara ,
Soa ihany aloha fa nisy an'it serasera ity, fa toa mihamahazo lesona foana ny tenanay
Hono ho reto: Ahoana ny fahazoanareo izao teny izao
Angagement = liberté (angagement égal liberté)
olona mpisipa no nipoiran'io fiteny io ary ilay lehilahy no namoaka io teny io t@ vhvy

37. MTN
(
19/06/2006 10:41)
Za lo lhl e. Fa ohatra ny tsy mety kosa ilay hoe: hay ve reto lhl ka ohatra an'izany eh. Tsy mitovy ny olona na dia mpinamana izao aza.
Mivonona fotsiny ny hisaraka raha ohatra ka sendra ny ratsy ianao.
Ilay resaka hoe itovizan'ny lhl indray dia ity no hitako, na degany tahaka ny inona aza ny lhl, tsy mirevy vhv degany izany izy. Manala azy vetivety angaha hoe dia poinsss.

40. pissoa
(
19/06/2006 14:23)
Silo, dia aza mety ho jamba fotsiny ka, fa tsy hoe afenoy ny fitiavana :-D:-D:-D