Raha jerena amin'ny maso tsy miangatra dia misy fahamarinany kely ihany ilay directoire saingy ny mahagaga dia maninona fa ny milaza azy ho prezda dia tsy nanao na inona na inona, fa mody fanina fotsiny?? komberaka izany io !!!ary coup an'ilay8 iany io mba handemena ny pokona!