inn kay ny fandeferana !

1. xxx ( 17/11/2006 10:18)
raha mitia oul iray enao, dia misy hoe fandeferana ao anatin' ny fitiavana , dé inn avy kay lé hoe fandeferana,mba tanisao hoe ry zareo ny fahazoanareo azy omeo liste lavabe hoe hahitana azy tsara.
novalian'i degree ny 17/11/2006 19:01
2. anjely ( 17/11/2006 10:27)
vague be tokou le hoe fandeferana an! amy tena vazaha le izy mazava kokoa: CONCESSION. Ny dikany dia hoe manaiky lembenana ianao na de tsy mifanaraka amin'ny hevitrao aza ny zavatra miseho fa mba ho plaisir n'ny olon-tianao dia arahinao le kôzy.
Oh: tsy tia mijery foot enao, le vadinao neda mirevy an'io de mandefitra enao, au lieu de hijery ny série préférée-nao de lasa enao manao kaly any an-dakozia
Oh: tsy tia mi-shopping enao. Te hamalifaly ny tianao enao de miaraka aminy après midi manontolo mitady ny kata reveny
Ny important de izao, tsy maintsy RECIPROQUE ny fandeferana fa raha ny 1 ihany no mi-conéder de tsy possible ny hitozinan'ny tantara. Ankoatr'izay: tsy isan'andro ny fetin'ny ankizy donc mba tsindraindray no mandefitra fa raha isan'andro dia SOUNISSION ndray no resahina.
Mazava ve ra xxx â?:D
3. booboo ( 17/11/2006 10:49)
Nenà raisiko @ tady mihenjana foana, raha tsy misy iraika milefitra dé tapaka ny raha, dia tahaka izay koa ny mandefitra.

Ny ohatra zà mahita boobaka beeee fa kamo hitanisa :°). Ny hitondrako azy fotsiny dia hoe raha mbola broutilles tsy mihatra aman'aina, tsy mampiova n'inona n'inona amiko (ny égo. fotsiny no mety voa fa tsy quoi :°)) dia leferiko. Aleoko ny ahy manana la paix toy zay hifampadanginina hiady hevitra aminy eo hoe enao tia tena , ny hevitro tsy rarahinao....
Tsy mijanona eo akory ny fiainana raha tsy tanteraka lay tiako na tiany atao....






4. mandrindra ( 17/11/2006 14:56)
ny fandeferana dia fahaizana mandanjalanaja ny fanoherana sy/na ny fanekena lembenana
5. Fiffi ( 17/11/2006 15:30)
ny fandeferana ? heu.....'tolérance" aleo aloha ny hafa hilaza ny heviny . Ny an'i mandrindra io angamba no hitako hoe mety nefa ohatran'ny hoe misy tsy ampy kely nefa inona ?
6. ninih ( 17/11/2006 15:55)
fandeferana ve? izay mifanaraka @ toetranao de leferina refa hahasoa ny fiarahana kah!
7. diamondra27 ( 17/11/2006 16:37)
fandeferana

fototeny = lefy sa hoe ferana :oops:
tovana = ana
donk raha misy zavatra tsy azokazonao ao dia tokony ho lefy ianao manoloana an'iny.

le lefy zany de hoe: manaiky mba tsy hisian'ny olana sy hampiravona ny relation.


Aleo aloha hianatra tsipeliteny fa tena very, efa elabe no tsy tany ampianarana intsony.

Mila mandefitra ny olona raha tia sy tia filaminana ...Azo lazaina ihany koa hoe: miaritra trèfle ve? selon ilay cas.
Tena misy bandy zany mampirafy foana no ataony de le sipa mandefitra be et vice versa.:(:(
8. colar ( 17/11/2006 18:21)
ny fandeferana no tena anisan itiavan lela ny vavy,refa ao io zav io,matsiaro faly mintsy zany ary mampte hanao daol zay tenenin lay sipa,lasa le kofa njay no mandefitra satria b fandeferana le sipa,fa refa sendra an lay sipa enjana zay ko ange ka tena we nidirandoza mintsy aho ty marina hoy ny fiteny
9. degree ( 17/11/2006 19:01)
fandeferana dia avy @ teny hoe : lefitra = miforitra
ohatra misy tsianjery taloa ireny manao heo "vero tengenam-pody izahay tsy folaka fa mandefitra" izany hoe tsy tapaka izy fa miforitra fotsiny satria eny fa na dia tsy dia zakany sy tsy de tiany loatra aza ny atao azy dia aleony miaritra miondrika toy izay manohitra ny atao aminy noho izany azo adika fieretana koa ny fandeferana eto(miaritra ny mafy atao azy .....)Izany hoe fanamboarana tanteraka ny fo na dia marary aza , ka matetika raha tsy olon'ny fo izay efa niadian-kevitra tzny aloha tsy manana io fandeferena io .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1741