mba tia ve ?
1. degree
(
17/11/2006 21:07)
Amba tsy tia fa ampo taralila :?::?::?:inona no antony ?
novalian'i pimaso ny 28/11/2006 13:28
5. degree
(
17/11/2006 21:40)
eny izy anie mody tsy tia eo @ fihetsiny e nefa ao ampony ao tena tia e,asa angamba mbola miafina na maka tsirony azy loatra ?
8. degree
(
17/11/2006 21:52)
tsy haiko aloaha ry fiffi na manisy suspens izy na tsia fa ny olana anie dia ity e! raha vao mahita olona izy na miresaka amin'olona dia toy ireny zavatra marikoriko azy ireny ny fahitany azy nefa handramo angeh kaotin'ny namany e ! toy nilatsahambaratra ireny ny anao lahy.
12. degree
(
18/11/2006 21:43)
mhl io voalaza io satria raha miresaka @olona izy dia sahy milaza fa tsy sitrapony na tsy tiany mihitsy io vadiny io ka makarikoriko azy eo @ fombafombany rehtra nefa raha vao misy olona miresaka fotsiny aza @ io vadiny io dia saro-piaro izy ka miteraka fikapoany io vadiny io,ka eto izy dia miseho ho olo-tiany " mba tia ve izany "
14. antsafa
(
26/11/2006 04:04)
mbola mijery ny degre nao izy ,fa tsy fantany hoe firy degre marina ianao io!
15. degree
(
26/11/2006 11:37)
antsafa a ! ny degree-ko anie efa nambarako azyhatry nyvoalohany fa farany kely indrindra @ fahalehibeazany ary tena ambony @ fahakelezany,sady tsy ambony no tsy ambany tsy kelytsy lehibe no tsy manalasala e! izay harona hitondrany azy ihany no maha be sy mahakelyazy e=))=))=))