Tosika masina

1. jobala ( 17/11/2006 11:14)
Vonjeo:cry::cry::cry:
Tena mila fanohanana b ny vazo evanjelika sy ny mpanakanto evanjelika fa somary marefo izay ihany mantsy!OH fotsiny: any @ studio d'enregistrement d tsy d mba misy loatra ny reduction na koa azo lazaina hoe famindram-po fa mitovy dhl!Nefa ny vazo evanjelika anie toriteny an-kira zaraina maimaimpoana e!!!:D
répondu par jobala le 18/11/2006 09:52
2. ninih ( 17/11/2006 12:43)
raha jerena de ny hira tsotra no malaza fa raha vao evanzelika de tsy mahazo olona mintsy. sady matetika tsy de hira manintona lotra ny dagon'izy ireny. ka io raha tsy ny finoana no miampy de tsy tsy hisy ny fiovana.
3. jobala ( 18/11/2006 09:52)
Misy ny zava-kanto evanjelika manintona ny sofina ny mihaino azy, eny fa na d tsy mbola heno aza ny tonony(l)! ka marina fa mila finoana ny asa atao rehetra,nefa raha oh manao fampisehoana iray ny mpanakanto evanjelika iray d tsy tokony handoavam-bola velively! nefa noho ny zava-misy d voatery!
Hisaorako manokana ireo izay efa manao izay ho afany @ fampandrosoana ny mpanakanto ev, toy i Steve Meyer oh, mpanao clip evanjelika manara-penitra:idea: nefa mora kokoa noho ny hafa! tohizo ny hezaka...lava b marina...:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4436