intolérence idéologique???
1. tsimiandravola
(
17/11/2006 15:35)
Vao teo aho no nanasohaso fa misy tolérence kokoa eto amin'ny serasera.org miohatra amin'ny any ankafa.Tsy tapitapitr'izay tsy hitako ilay hevitra nasosako.Explication???
novalian'i prime ny 24/11/2006 08:55
3. tsimiandravola
(
17/11/2006 15:59)
Fiffi:
inona kay no hidiran'zany ato @ fivavahana sy finoana ? :roll:
satria idéologie no idirako(Ary ny resaka finoana dia idéologie)ary raha marihanao koa dia eto ihany aho no mandefa post!OK!
4. tsimiandravola
(
17/11/2006 16:04)
Tiako ho fantatra mazava fa isika Gasy dia efa mahazaka na mbola tsy mahazaka izany hoe débat d'idée sy opinion izany.Torak'izany ihany koa mantsy ny amin'ny fifampizakana any amin'ny resaka democratie ,izany hoe any amin'ny tena resaka liberté d'expression,votoatin'ny fandrosoana.
Marihiko fa raha resaka teny "ratsy" no tsy zakanareo dia mianara mahafantatra fa "relatif" izany hoe ratsy izany aminay tsy mpino .Morale avy any amin'ny christianisme no namaritra ny ankabeazan'ny atao hoe ratsy sy tsara.Ka raha asiako fanakianana ny kristianisma ankehitriny dia voaray ao koa ny famaritana ny ratsy sy ny tsara.(au moins ny sasantsasany).
Misaotra.

5. tsimiandravola
(
17/11/2006 16:16)
Mbola lavitra ny lalana ê!Dia ho tsaraina ambony ihany koa izany ny opinion -n'ireo olona mankatoa ny Euthanasie?,Ireo mankatoa ny avortement?Ireo mankatoa ny Fimailo?Ny Clônage?Toa an'i Galilée
Marihiko fa idiran'ny morale kristianna daholo ireny!Ary ny nanelingelina ny kristianna rehetra dia voafafa daholo na ny ain'ny olona aza!(cf l'histoire).Ka izao e mba asehoy aminay fa nenina ho an'ny mpino ireny ê!Ianareo mpino anie nefa nampanakoako mihitsy ny fatiolona tery ampahamarinana tamin'ny andron'i Ranavalona ê!

6. larousse
(
17/11/2006 17:23)
Ka na mino enao na tsy mino , problemanao zany fa na izany ary mila manatona mpitsabo ihany enao fa tsy normal.Fitiava namana no hi:-*tenenako anao anzany.
7. hery
(
17/11/2006 18:37)
Rehefa lasa tsy mpino ve dia mitotongana ara-moraly?
Dia izany ve no entinao hitarika ny olona tsy hino?
Na ny olona izay mandà ny kristianisma maniry ho namanao aza dia manjary lasa kivy...
Dia izany ve no entinao hitarika ny olona tsy hino?
Na ny olona izay mandà ny kristianisma maniry ho namanao aza dia manjary lasa kivy...
9. tsimiandravola
(
17/11/2006 19:36)
hery:Efa nolazaiko teo ny momba an'ity fa "RELATIF"(=ny fitotonganana na tsia ny moraly).Ary tsy voatery ho "conformiste" daholo ny olona amin'ny maha-olo-malalaka azy fotsiny,noho izany dia tsy zon'iza n'iza mihitsy ny hanampim-bava azy raha ohatra ka "expression publique " no vocation'ny média.
Rehefa lasa tsy mpino ve dia mitotongana ara-moraly?
Dia izany ve no entinao hitarika ny olona tsy hino?
Na ny olona izay mandà ny kristianisma maniry ho namanao aza dia manjary lasa kivy...
Sa misy lalàna mandrara ny blasphème ohatra???
Na izany na tsy izany dia tsy misy antony ahazahoanareo manaisotra ny post raha tany ka tsy misy ventinkevitra mifanohitra amin'ny lalàna misy.
10. tsimiandravola
(
17/11/2006 19:45)
larousse:Ataovy ny fitsaboanao à distance ê!.Efa eto isika izao.
Ka na mino enao na tsy mino , problemanao zany fa na izany ary mila manatona mpitsabo ihany enao fa tsy normal.Fitiava namana no hitenenako anao anzany.
Ka ny zavatra tokony ho tsaboina voalohany aloha izao dia ny resaka liberté d'expression:
Ka aiza no nanjavonan'ny sosan-kevitro teo aloha?(lohanteniny dia hoe=ho avy toy ny mpangalatra...)Inona no antony nanjavonany?Raha misy toe-javatra tsy zakanareo dia asosay hifampidinihana.Fa ny mazava amiko aloha izao dia misy ny toeran-tsy zaka.
11. tsimiandravola
(
17/11/2006 19:57)
Ity dia efa nahazo ahy tany amin'ny toerampiseraserana hafa ka dia eritrereto amin'izany ny aretina mahazo ny internet.Izany no sandan'ny fandrosoana ka samia mahatantesa ê.
(Je cite )
(Je cite )
"Le sujet proposé par " mon autre psedo " qui remettait en question l'existence physique de jésus ( à tort ou à raison , là n'est pas la question ) a été viré manu militari de ce forum .(fin de citation).
Aucune insulte aucun propos grossier ni aucun propos raciste ...( choses courantes dans ce forum de Mamadou point com ) n'ont été que je sache proféré dans les colonnes ( que le moderateur confond peut-être avec des propos blasphématoires qui sont l'expression légitime des personnes qui estiment que la religion n'est qu'un ramassis de mensonges et qui profite de la crédulité des gens -voir le procès intenté en Italie contre un curé )
Quand je pense aux vociférations de la majorité des participants au sujet traitant du FAMADIHANA dans la rubrique " Tsy rariny kosa e!" où la croyance des ancêtres et le FOMBAN-DRAZANA ont été insultés , traînés dans la boue et tout cela a eu , pendant des mois , l'honneur de vos colonnes , il est difficile de ne pas en déduire le caractère inquisitoire de vos démarches lorsque l'on traite du christianisme ; tout ce qui vous manque peut-être encore c'est le droit de condamner les gens au bûcher"
13. xxx
(
17/11/2006 20:58)
tsimiandravola : Eny - mananjo hanampim-bava anao ny olona rehefa tsy manara-dalana ianao. Efa nolazainao etsy ambony io
Tadidinao ve hoe misy lalàna eto amin'ny serasera ? Raha tsia dia ampatsiahiviko ianao : http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/policy .
Raha handany andro hi-considerer relativité an'ny ratsy amin'ny fitaizana nomena ny tsirairay eto isika - dia ho fiaraha-monina tsisy lalàna ny hiafaran'ny fiaraha-monintsika. Izay ve no tena ilaina ? Izay ve no tena ilainan'ny "tsy mpino" ? I don't think so.
Na izany na tsy izany dia tsy misy antony ahazahoanareo manaisotra ny post raha tany ka tsy misy ventinkevitra mifanohitra amin'ny lalàna misy.
Tadidinao ve hoe misy lalàna eto amin'ny serasera ? Raha tsia dia ampatsiahiviko ianao : http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/policy .
Raha handany andro hi-considerer relativité an'ny ratsy amin'ny fitaizana nomena ny tsirairay eto isika - dia ho fiaraha-monina tsisy lalàna ny hiafaran'ny fiaraha-monintsika. Izay ve no tena ilaina ? Izay ve no tena ilainan'ny "tsy mpino" ? I don't think so.
15. tsimiandravola
(
17/11/2006 22:30)
Eny - mananjo hanampim-bava anao ny olona rehefa tsy manara-dalana ianao.Ka ataovy amin'ny fomba ara-dalàna ary ny fitsarana,fa aza atao ankinafinafina.Aiza ny porofo milaza fa tsy intolérence idéologique no nampidify ny hevitra nasosa?,sa nisy tsy nahatanty tany ho any dia nitaraina dia atao ny tsingolo-teny.Ary raha nisy aza ny teny "tsy voahevitra",moa ve voalohany izao no nisian'izany?Ary izao koa ve no farany ?Tsy mino aho.
16. Fiffi
(
18/11/2006 07:07)
aza ny "intolérence idéologique" foana no hamafisina fa tokony ny zavatra lazaina no tandremana ! ohatra fotsiny ity hoe
Ny amin'io voalazanao io dia mamela ahy ianao hanompa anao amin'ny reninao satria eritreretiko fa mendrika anao izany.
17. xxx
(
18/11/2006 12:24)
tsimiandravola, izay porofo omena anao eto ve tsy ho lazainao fa tsisy koi "relative" amin'ny fitaizana nomena anao na ny ideologienao. De hiverina amin'ny teniko etsy ambony tsika
Ankoatra izay vakio ny volazan'i Fiffi.
Raha handany andro hi-considerer relativité an'ny ratsy amin'ny fitaizana nomena ny tsirairay eto isika - dia ho fiaraha-monina tsisy lalàna ny hiafaran'ny fiaraha-monintsika. Izay ve no tena ilaina ? Izay ve no tena ilainan'ny "tsy mpino" ? I don't think so.
Ankoatra izay vakio ny volazan'i Fiffi.
18. kelly13
(
18/11/2006 12:53)
"Sa misy lalàna mandrara ny blasphème ohatra???" hoy i tsimiandravola, ka hoy aho hoe tsy misy ny lalana mandrara ny blaspheme satria tsy misy ny blasphème ds un état de droit, on peut parler de tt, on peut critiquer tt, surtt ce qui nous encombre et ne sert à rien : la religion
19. Fiffi
(
18/11/2006 14:02)
tsimiandravola:amiko indray aloha an ! alohan'ny hitsaboina ny resaka liberté d'expression de tokony ny olona aloha no mitsabo tena voalohany satria raha tsy salama tsara ny olona de lasa hiteniteny foana hatrany . ohatra fotsiny zao ity: ato @ fivavahana sy finoana isika zao nefa ahitana an'zao manaraka zao:
Ka ny zavatra tokony ho tsaboina voalohany aloha izao dia ny resaka liberté d'expression:
!.Hatrany amin'ny RNS any Vichy avy mbola tongavan'ny Ecuménista!Merdes alors!na koa hoe
Ny amin'io voalazanao io dia mamela ahy ianao hanompa anao amin'ny reninao satria eritreretiko fa mendrika anao izany.zao kosa ve no hatao hoe intolérance idéologique ?
20. kelly13
(
19/11/2006 14:58)
fiffi a, na oul marary saina aza mbola afaka miteny izay tiany, libre ny oul rehetra milaza ny opinion-ny, ka je ne c pas où tu veux en venir en disant hoe "amiko indray aloha an ! alohan'ny hitsaboina ny resaka liberté d'expression de tokony ny olona aloha no mitsabo tena voalohany satria raha tsy salama tsara ny olona de lasa hiteniteny foana hatrany".
ary rehefa hoe tsy mitovy hevitra @ sasany ny 1 d aza atao hoe mampalahelo ilay fomba fisainana etc... satria izay no hitany fa mety ho "marina" aminy. araka ny teniko d tsisy olombelona marina izany oa, fa ny tsirairay afaka mampiseo ny conviction hananany, d izay amiko ilay hoe liberté d'expression.
za tsy d'accord @ lé resaka hoe "mamelà ahy ianao hanompa anao @ reninao" iny, satria iny indray amiko d efa lasa irrespect pour autrui. :)