'ty le valiny

1. rnjak ( 15/11/2006 11:45)
nametraka fanontaniana vitsivitsy za teo aloha teo (tao @le hoe kay le tsy nampoiziko)
de zao omekony valiny
-aiza i do no miasa: ati-doha no miasa
-iza no biby tsy tonga tao mahamasina: ny elefanta sy ny moka fa nanao pub na fumakila
-inona ny anana mahafaty anaconda
-ny mahasamy hafa ny phone sy ny saka: ny phone mahay feon-tsaka fa ny saka tsy mahay feona-phone


de mbola nisy tohiny tao fa andraso aloha amin'ny manaraka 'ndray manonme ny valiny fa reraka ny PCko
novalian'i MTN ny 15/11/2006 21:17
2. MTN ( 15/11/2006 21:17)
:-D:-D:-D

mody fanina an :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0465