nahoana no tsy sahy tao aminn'y arte!!!!!???
1. bazylou
(
15/11/2006 23:40)
nahoana no nitsoaka sy nody fanina e!!!! izany ny anareo izany , misitri belona rehefa ....
novalian'i akama2006 ny 18/11/2006 09:39
3. xxx
(
16/11/2006 09:14)
Mr bazylou,fantatro ve fa tam taona firy iny reportage iny?Jereo tsara eo am le générique ny anaranireo ministra rehetra,de tohizo amzay le tinao tenenina ary eh^:^^:^^:^
4. akama2006
(
16/11/2006 09:59)
hoy ny arte ,2 semaine mialoha ny fifidianana,ary 2006 iny,izay no zava misy ary ny misy any izao sty misy mifanalavitra amin'iny,raha tsy ohatra hoe feno olona madiodio be manodidina azy satria nahazo tee shirt vaovao angah!:lol::lol::lol:
5. Robert
(
16/11/2006 21:39)
bazylou>tsy androny tsikera tsony izao fa fotoana fandrese-dahatra ny vahoaka, hanara-dia anareo mpanohitra...Mba Mihetseha raha mba manana hambo ry anona...
Izao vao azoko fa nateraka ho mpanohitra nareo fa tsy hitondra firenena mintsy. Diniho anie ny zavatra teneninareo hatr@ izao ee, tsikera fotsiny. Aza gaga raha tsy homeny vahoaka fahefana, fa Ra-8 iany no omeny vahoaka azy. Au moins lery mba nanao na kely aza. Tsy mamely daholo ny mpanao politika malagasy, fa ra-8 tsara ao anaty ny ratsy rehetra de izy no holany hitondra.

6. fijo
(
16/11/2006 22:48)
izay no tsy itan'nysasany.izay izy nanao zavatra izay.ary ny hafa kosa maika ny hanimba izay kely vita indray
7. akama2006
(
17/11/2006 00:20)
xxx> aza maonofy e!jereo fotsiny ny gazety dia azava be ilay reportage ,lany bala mihinsty le fanatika kely ireto an!2 semaine iny no natao!ndryyyyyyyyyy!
gravy le marina e!:?::roll::roll::-D:-D:-D:-D
mbola ho aiza e!vao chaine 2 fotsiny no nilaza ny zava misy dia efa torakovitra!:-D:-D:-D:-D
gravy le marina e!:?::roll::roll::-D:-D:-D:-D
mbola ho aiza e!vao chaine 2 fotsiny no nilaza ny zava misy dia efa torakovitra!:-D:-D:-D:-D
8. sipagasy
(
17/11/2006 21:26)
hihihihihih za mba gaga, aleo ny marina sy ny zava misy abaribary e!!!!!!!
9. fijo
(
17/11/2006 22:46)
ka raha lany eo ravalo de marina sy zavamisy sa hivadika lainga tampoka?
10. akama2006
(
18/11/2006 09:39)
fijo> izy anie ho lany satria efa be avence e!fa ny apres 3dec angaha tsy hisy??? efa manomboka aza izy izao ka dia !!!!aoka re marina fa mbola ho raharaha io e! teneno ny havan amantsakaiza hanagona fa tsy moramora io apres 3 dec io!aleo ahevrina foana ziay fa mba anjara biriky ho any akama pour sy contre rehetra eto!:-*:-*