Ny fitaovam-pianarany vhv

1. salmo ( 15/11/2006 22:14)
Tsssss, tena kirana mihintsy aho mahita ny vhv mitondra fitaovanam-pianarana feno sarisary fo sy sarisarim-bonikazo sy izao rehetra lokoloko isakarazany izao. Haleo mahita ny T1 sy T2 feno vovon-dakre any @ EPP Madagasikara
novalian'i Fiffi ny 16/11/2006 06:00
2. Lejim ( 15/11/2006 23:24)
Hay mbola mahatsiaro EPP gasy ihany ity vazaha lahy 'ty!
3. Fiffi ( 16/11/2006 06:00)
mba te-hivadika gasy kosa izy eh ! izy koa ange mahay teny gasy eh ! jereo ange eh ! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2044