Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i kalaginta, milahatra araka ny daty
kalaginta ( 29/06/2008 18:52)
tsy fantatro ny lohateny
manao ahoana tompoko, Mitady tononkira aho fa tsy dia mino aho fa railovy no mihira azy fa misy anizao ny tonony : fa taiza foana enao hatramizao, migadona tokoa ty andro iray, nahoana moa isika no ... tohiny
kalaginta ( 15/11/2006 11:14)
bjr
azafady anie fa mba ùitady tonon'ilay hiran'ny tovo Jhay misy hoe "tsy misy toa anao, tsy misy toa anao ....." eo @ refrain fa tsy haiko mihitsy ny lohateniny Misaotra indrindra... tohiny
novalian'i lanto ny 28/11/2006 09:31
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0065