ka rah ailay 8 aza no tsy maintsy lany eo , dia maninona no

1. bazylou ( 14/11/2006 22:48)
tsy mety hiala amin'ny sezany lery fa mody fanina fotsiny!! izany ny porofo fa tsy loyal ilay zalahy io rehefa manao zavatra fa tsy maintsy manodina any ampaosiny . Avy eo dia ianao vahoaka ery no sesefana lainga. Ilay vahoaka moa olona tsy alehany izay ka dia roboka tokoa , satria tsy misy hanina raha tsy anipazany vary kely, ohatran'ny akoho.
HAny ka tsy misy miisaina alavitra intsony fa miandry izay atsipiny fotsiny.
novalian'i fijo ny 17/11/2006 22:52
2. fijo ( 14/11/2006 23:21)
dia misainà aloha ary ny akama e
3. lapino ( 15/11/2006 01:02)
Izany hoe fidio iza ?
4. Robert ( 15/11/2006 04:46)
bazylou> Tena mbola mandany andro mitsikera fotsiny no ataonareo mpanohitra.
Arosoy ny vahoaka ny programme-n'asa sy ireo tetika matipaika mba tsy hampahatra ny vahoana tsony ao anaty ny 5 taona hitondra-nareo. Tsy misy vahoaka hifidy olona mpitsikera fotsiny fa tsy manana programme....
Mba manana hambo ry anona, fa holasa-dra-8 eo iany ilay fitondrana.. Lasa mpanohitra tsy alehany foana nareo...
5. jentilisa ( 15/11/2006 06:16)
ary mihodina vetivety mihitsy ity politika ity amin'izao famenoana lohahevitra izao an!
6. Omby ( 15/11/2006 07:42)
:lol::lol:
ra 8 anie ry ireto tsy tonga lafatra e!fa misy mahavita tsara kokoa v ireto candidat hafa? tsy sur @ zany a! ka saino tsara!
7. tsingy ( 15/11/2006 07:56)

Zah lou mbola tsy sûr fa efa nahita andratsirahonana ihan zah fahiny fa tsy hiambahamba mits lou zah handatsabato ho azy ra taty dago e.:wink:
8. agoago ( 15/11/2006 12:15)
Ka Ratsirahonana tsy fantatry ny la masse e.Fa izay fantatry ny betsaka no manana chance ho lany satria hisafidy azy ny ankamaroany.Ary izay lanimbahoaka no ho filoha fa tsy izay tianao na tiako.
9. kitjo ( 15/11/2006 12:52)
marina zany e!
ratsirahonana aloha tsy nisy zavatra ratsy mbola hita taminy ka mbola madio

tsy azo tsaraina ho mahavita azy koa anefa satria fohy lotra izy no teo tsy nisy niasana akory ka mbola :?: ary handeha anjambany sy tsapatsapaho vodiakoho ihany

izy mety ho tsara fa ny atahorako dia ny hoe iza daholo no ho ekipany eo..hanaiky azy ve ary hahay hiara-hiasa tsara aminy?

asa aloha e! iz koa moa ity ravalo ihany no ho lany ka tsy ahahzo valiny isika raha tsy mba hoe ampireven Tsingy kely aloha!

10. belaza ( 15/11/2006 12:56)
o ra bazila a aza mba izahay vahoaka no lazainao tsy halehany an, fantatray ny safidinay,na omenlà 100mille tsi11 ary izahay rehefa tsy tianay alainay fotsiny ny sosy de tsy fidinay; fa matoa fidinay de tinay ary hitanay sy tsampanay fa miasa tsara fa tsy be wa wa wa ohatranlà zao. Ntsssss!! tena olona badamena elà =))=))
11. kitjo ( 15/11/2006 13:00)
hahahah
in ndray ty badamena ry belaza?
12. fijo ( 15/11/2006 19:34)
ratsirahonana aloha olona mahay miasa ,ary tena entitra rehefa miasa.mpampianatra ahy iny ,ary nifankahazo taminay mpianany tokoa izy .tsy tia korontana koa izy,fa rehefa miasa dia miasa.
fa saingy izao,ravalo aloha hatramin'izoa no nahavita be ka aleo hitoy e.
13. akama2006 ( 16/11/2006 10:23)
fijo> nahavita be hoe ra8:?::?::?::?::?::?::?:
inona avy kay izany,raha esorina ny infrastructure avy aminy BM sy FMI?:roll:
14. belaza ( 16/11/2006 17:12)
fa ny akama ngà mieritreritra hoe ny volandra8 no ampiasaina? sa efa nisy vola vonona ve tao aminy kitapombola-panjakana taminy nahalany andra8? 8O8O
15. fijo ( 16/11/2006 23:02)
akama an,mazava hoazy ,fa ny zavatra vita rehetra dia tsimaintsy vola avy any amin'ny BM sy FMI,samy nihindrana tany daholo,fa ny an'ny sasany nanaovana villa fa tsy nampiasaina.izay no mampiavaka azy.
jereo fotsiny.ny lalana mankany faratsio.vola efa natolotra hanaovana an'iny,tamin'ny andron'ilay taloha.raha nahita iny lalana iny elahy taloha fotaka hatreny amin'ny fotope.izao elahy hafaka mankany.tany misyvokatra be toa ireny aby no tsy noraharahiana taloha.
izay no mampiavaka an dravalo.
tsy nianatra izy,fa mahay
16. akama2006 ( 17/11/2006 00:33)
aza averina hoa le taloha !tsy misy hidirany radidy izao resaka izao fa i marc :evil: no resahina!


nampiasainy ny vola fa raha sty nahazo vola izy inona no nataony?????

nahona taminy androny zafy sy ratsirahonana nahavita nanao zavtra na dia tsy 1/10 ny vola azao izao aza no nisy teo amindry zareo?????

nahona ny taminy farany mandat ny ratsiraka no nihatsar ny harinkarena nefa tsy nisy deblocage na vola fmi sy bm???? ary nahona za izao feno ny vola no resaka infrastructure efa vita planina fahagolantany no natao dia lazaina fa hoe ZA NO NAHAVITA IO????

adino sahady angah ny lazainy ZAZA teo aminy hilton hoe ny 80% ny hetsika ny teo aloha fa ny20% anay!!ouuuuuuuuuuuuuuu8O8O8O8O8O:-D:-D:-D:-D:-D

tsy mahay matoa tsy mahafehy toekarena e!na hanova minisitra isaky ny 1 volana aza aminy maha adala azy dia sty ahita vokany eo!

betsaka ny tsy nianatra ra fijo fa mahay a!fa ity no atao hoe olona be lasantsy maindry tataka ny hafa,fetsy aminy fampiasan vola fa rehefa mifamptaha aminy mpahay azy tsy misy apoaka!raha sty kanosa ve atahotra conccurence e!pffffffffft! ho avy le hialany ao hoa,tsy maninoa ataovy prezida 10 taona mihinsty izy fa rehefa miala kosa!!!!!!!!^^^^^^^^^^^^^^anay ilahy an'io o!anay ialahy an'io!
17. belaza ( 17/11/2006 21:07)
mba tantarao hoe lesy ry akama izay mba zavabitany ratsirahonana sy i zafy? mba mahaliana ahymantsy, ary inona koa izany toekarena tsy voafehy izany? miankina aminy vidiny solika ny zavadrehetra ry akama a;
ka taminy androndratsiraka anie vao midina fotsiny ny didy hoe, lazao ny vahoaka fa nitombo ny arinkarena fahobe de mangina e,tsisy manakiana na diso ary, izany ve de tsy takatrialà?
18. fijo ( 17/11/2006 22:52)
akama an,aza hadino letsy fa isika anie vao nivoaka ny fambotriana be nataon'ilay jamba e.0 ny compte tao.izao isika 5 taona efa misy an'ireo.dia sahin'ialahy ve ny hilaza fa tsy nanao rah alery?????za mino fa raha tsy vida ny compte tao no niditra teo lery io,efa lavitra ihany isika.
izy anie letsy sady mameno ny lanin'ny sasany ,no manamboatra ny hoavinn' ny taranaka e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.039