Ny toen-tsaina gasy tsy mety eo amin'ny fitondrana
1. salmo
(
14/11/2006 18:48)
Ny mpanao prompangandy dia azo lazaina oe: Henatra eo anatrehany vahiny sy ny tompo-trano. Ny zava-bita no hanaovana propangandy amin'ny mahantra @ izay hono fidina, satria izy ireny mantsy no mangetaheta mafy amin'ny fahoriana. Aoka letsy fa mamenatr'olona, tsy tokony izany no hitondrana ny zanak'olombelona na ny malagasy. Raha teo amin'ny fitondrana ihany, nanin no tsy natao? fa betsaka ny mampalahelo. Haleo ihany t@ fahampanjaka toy izay repoblika hanakatonana ny vahoaka. Ary maninn wa no tsy mba misy gasy le manana 4x4 sy ilay pacte be ireny no hanaovana prôpangady fa tao ilay mahantra kely ambany vohitra tsy mana-kiloty ireny kle. Misaotra an'Andriamanitra fa tsy zanaka gasy intsony ny tena :-D:-D
novalian'i fijo ny 17/11/2006 22:55
2. kitjo
(
14/11/2006 18:56)
Misaotra an'Andriamanitra fa tsy zanaka gasy intsony ny tena
mahamenatra ty enao!
Ny zava-bita no hanaovana propangandy amin'ny mahantra @ izay hono fidina
Raha teo amin'ny fitondrana ihany, nanin no tsy natao?
tsy mifanipaka ve izao filazanao izao?
diniho kely aloha!
4. Zina
(
14/11/2006 18:59)
Ny toen-tsaina gasy tsy mety eo amin'ny fitondrana
odryyy inn ko ty lazainao? fa saina inn ndray no hitondra ny firenena???
bandy kely tsy afa-taimbody io ka miteniteny foana
6. Fiffi
(
14/11/2006 19:02)
salmo:tena efa mitapy marina enao ry salmo an! nefa gasy beeeeeee zao !!
Misaotra an'Andriamanitra fa tsy zanaka gasy intsony ny tena :-D:-D
7. Zina
(
14/11/2006 19:02)
Misaotra an'Andriamanitra fa tsy zanaka gasy intsony ny tena
raha itako any Dago ianao io dia ho kapoiko mihitsy otran'ireny zazakely kapoina ao @ derrier ireny:wink::twisted:
8. kolokanto
(
14/11/2006 19:04)
Salmo
Ianao aza tsy gasy intsony koa inona no mbola idiranao amin'ny raharahan'ny Malagasy??? Mahagaga!!
Misaotra an'Andriamanitra fa tsy zanaka gasy intsony ny tena
Ianao aza tsy gasy intsony koa inona no mbola idiranao amin'ny raharahan'ny Malagasy??? Mahagaga!!
12. salmo
(
14/11/2006 19:38)
Aza fady rangah fa tena tsy nety ah :roll: Ry malagasy handao hifaly http://www.youtube.com/watch?v=giy80YGAdFc losento mucho
13. Fiffi
(
14/11/2006 19:43)
salmo:ndana any @ toerana misy anao any ry salmo fa ity toerana ity de natokana ho an'ny Malagasy !!!!
Misaotra an'Andriamanitra fa tsy zanaka gasy intsony ny tena :-D:-D
14. belaza
(
14/11/2006 19:46)
elà marina ngmba mety tsy zanaka gasy ka, petankorona ny gasy fa elà tô diso petankorona loatra, mety notsimponiny pitaiza anlà tany sômali tany angamba elà io, fa toa tsy mahita gasy manana toetsaina ohatranlà mihitsy lou za e!!=))=))
17. Aino
(
14/11/2006 19:54)
izay ihany no tsy reveko anareo espagnol itony fa tena lasa manao tsinon'tsinona ny maha malagasy anay mihintsy!! aza mba aty akaikiko moa no milaza any izany fa mahazo miala miataka dia ny mialoha raha misy ny blem, fa tsy eo no gasy gasy io faona no aratsiana:evil:
18. Fiffi
(
14/11/2006 19:58)
inona moa no maha-rombotra ahy @ zavatra lazain'io salmo io ? :evil::evil::evil:
19. Robert
(
14/11/2006 20:10)
salmo> Io kely saina io no nahavoa ny gasy mipetraka any an-dafy. Kely saina, ambany saina be mintsy, ka hany lasa miteniteny foana.
20. Fiffi
(
14/11/2006 20:27)
Robert:Robert: tsy ny gasy rehetra mipetraka aty an-dafy kosa no kely saina ohatran'zany eh ! ry salmo any espagne no miteniteny foana ve de zahay aty ivelany no ho kely saina koh ?:roll::roll:
salmo> Io kely saina io no nahavoa ny gasy mipetraka any an-dafy. Kely saina, ambany saina be mintsy, ka hany lasa miteniteny foana.
