Ny toen-tsaina gasy tsy mety eo amin'ny fitondrana
22. Zina
(
14/11/2006 20:42)
salmo [ Valio ] 14-11-2006 20:12:26
Lohateny : Re : Ny toen-tsaina gasy tsy mety eo amin'ny fitondrana
Ka izaho tsy mihaina @ gasy kou ¿iza no gasy mamelona ahy?
tu estás loco, no tienes cerebro
24. fanaina
(
14/11/2006 21:14)
izaho aloha tezitra fa tsy manaiky any izany eh!!
tokony tsy misy mifanambany sy mifanaratsy!! fa izay mangina koa volamena

25. fijo
(
14/11/2006 23:27)
misy gasy sasany an,vao mba mahita aty andafy dia mihevitena ho tena tafita be sy manadino ny momba azy.ireny le gasy very sy ambany saina,satria na ilay firenena lazainay fa azy aza anie manambany azy e.inona koa izany olona menatra ny maha izy azy izany?????sao dia menatra ny maha zanak'i danan'ialahy sy maman'ialahy koa ialahy le???
27. tsingy
(
15/11/2006 08:03)
Tsy mety le kozindra salmo an!
Zah lou mahita gasy mahay mitantana ihany fa tokony soritan' là mazava hoe tooetsain'iz? fa tsy ze ny olona rehetra zay no mahatonga antsika hifidy lay ena heverin'ny tsirairay ho mety.8)
28. tywa68
(
15/11/2006 09:30)
Robert > aza mamely ny gasy aty ivelany fa matoa mijanon aty dia manana ny maha-izy azy koa ! fa tsy adala daholo akory !
29. tenagasy
(
15/11/2006 09:50)
Mankamamy!
Misy dia tsy maha-te hiditra ny resaky ny sasany. Mampalahelo! Nefa moa ny adalan'ny tena hono tafian-damba fa ny an'olona ihomehezana!
Ianao izany tsy te ho gasy intsony, izaho indray tenagasy ary mirehareha amin'izany n'aiza n'aiza misy ahy.
Hono hoaho, ny dikan'io anaranao io ve tsy hoe:
SAL.M.O. UN SAL MALGACHE ODIEUX?
Ary raha nanao io lohateny io ianao, tsy tonga saina ve ianao hoe ianao sy ny toe-tsaina gasy toa anao ihany no tianao ho lazaina?
Mba mieritrereta nama a! Fa ny olona toa anao mahazo fahefàna no tena fanetry ben'ny firenena. Aza hitako aza mahita ahy anie izany ray Razako! Taomy ny malagasy rei-olona hahay hifidy fa loza mitatao anie ity eh!
Soa ihany aloha nampiseho an'io ianao satria manamafy ny fankasitrahana ny olona halanao mainty izao; satria io olona io izany dia ny mifanohitra aminao (sy ilay namanao gaigy romotra anakiray io) tanteraka. Dia izay no tokony hitondra ny Firenena.
Indrisy fa dia zava-misy izany: io i salmo porofo.
Manahy mafy aho, indrisy, fa misy amin'ireo te-hitondra ireo, na koa sanatrian'izany ny ao anatin'ny fitondrana no manana toe-tsaina toy izany.
Tsy hariana anefa ianareo satria na hiolan-ko vy na hiolan-ko vato dia gasy ihany, ka izany no itaritana sy anairana anao (am-pitiavana be) hoe : TSY METY IZANY TOE-TSAINAO IZANY! MIOVA!
Enga anie tsy hahazo fahefana fotsiny ny toa anareo!
AMEN!
Mirary soa!

30. fijo
(
15/11/2006 19:38)
lery anie sady tsy te hogasy nefa mbola matahotra tsy hovoaray ho tena tsy gasy koa e.izay le mitsingevana toa .... entindrika.
31. kelly13
(
16/11/2006 15:18)
hoy i salmo hoe "Misaotra an'Andriamanitra fa tsy zanaka gasy intsony ny tena", fa zanak'inn??? biby???
hoy iany kou i salmo hoe "Ka izaho tsy mihaina @ gasy kou", hay? zany no nampenarin'ny espagnol anao zany hoe "aza tia ny fihavianao ianao fa ambanio"??
aino>zany v ankia ny toetsain'ny espagnol sa i salmo mihintsiny no mihaninkazo d tsy mahatanty ravinkazo?

32. colar
(
16/11/2006 20:16)
efa adala lery,sady tapohany any an dafy,tsy zanaka gasy tsony zany fa natsangan vaza de lasa kala b d migesta,tsitako zay ale ato ra zany ,ndana mijery site vaza e,mbola mila mianatra tsara i salmo,mianatra fahaiza miaina,zaza tsisy nampianatra mintsy angamba,ka miteniteny fona,ampenaro izy rankizy fa adalan serasera a,
34. fijo
(
17/11/2006 22:55)
marina izany ra colar an.le fianarana fahalalana no tena tsy ampy an'io akama io.