BILAN : Kandida mafy ady no betsaka.
1. Fiffi
(
15/11/2006 09:26)
Toa tsy nisy olana tamin'ireo kandida mpilatsaka ho fidiana amin'ny volana desambra izao ny nandrotsaka ilay vola 25 tapitrisa Ariary, natao antoka ho amin'io fifidianana io
Niainga tamin'ny fanotana bileta ho an'ny mpifaninana isan-karazany, dia efa kofona ny mpilatsaka satria teo vao nahatsapa fa tsy kilalaon-jaza ity resaka ity.
Napoitra avokoa ny tetika mba hanakanana ny fifidianana isan-karazany toy ny maha-tsy ara-dalàna ny datin'ny 3 desambra sy ny fanaovana ny bileta tokana, kanefa io miroso tsy misy tohika io ny fampielezan-kevitra.
Rehefa natao ny fandinihana dia hay kandida mafy ady avokoa no miatrika ny lalao, satria tsy misy olona izay tsy milaza fa mahihitra avokoa ry zalahy amin'ny lafiny maro.
Tsy ho tanisaina eto ireo, fa sahia miatrika izay efa natomboka mba hahafantarana izay tena fitiavan'ny vahoaka anareo e.
Naivo kely Madagascar Tribune
novalian'i Fiffi ny 18/11/2006 21:44
2. sylvain
(
15/11/2006 11:45)
dia mieritreritra mafy ny ahazo fitondrana ry zareo d eo vao hameno ny paosiny.
4. xxx
(
15/11/2006 15:34)
tena marina mitsy zany rasyly a ! refa azoko ny fintondrana de eo aho mamerina ny lany rehetra :-D fika vendrana be , fa ny tena olana de ilay fanankorotanana ataony aratsiana ilay namana , nefa nge raha mbola i deba no teo niforidrambo daholo reo e ! zavatra olona kanosa daholo reo fa tsisy manana tena toetsaina hitondrana firenena :evil:
5. pissoa
(
15/11/2006 16:49)
Fa tokony hisy kandida tsy mafy ady tokoa angaha moa any amin'ny firenena mahantra noho ny mafy ady ? :)
6. Lejim
(
15/11/2006 17:21)
xxx> dia maninona no tsy miseho ianao? Ianao izao no kanosa be fa tsy ny kandida izay mba sahy miatrika fifidianana na dia tsy ampy aza ny volany!
Ny tanintsika dia tany mahantra, andalam-pandorosoana. Iaraha-mahalala angamba izay. Tsy voatery hanan-karena sy ho milliardaire doly ny olona vao hanana zo feno eo amin'ny fiaraha-monina!
Ny remarque hoe, "kandida mafy ady no betsaka" dia remarque pauvre. Angamba any amin'ny tany mandala oligarchie any izany remarque izany no manan-danja fa tsy aty amin'ny tany mandala demokrasia. Ankatoaviko ny herim-pon'ny kandida izay nandrotsaka ny kely mba ananany, ny herim-pony sy ny herin-tsainy, noho ny fitiavany ny tanindrazana.
Amin'izao setrasetran'ny kandida sasany mi-geste amin'ny vola be izao, dia rariny raha misy olona saika mba hilatsaka nefa kivy ho azy satria tsy ho lany mihitsy izy raha ny volany no jerena.
Raha ny olon-drehetra anefa no nanana toe-tsaina otran'izay dia mety kandida unique no iafarantsika. Kanefa izany kandida unique izany dia manamaivan-danja ny demokrasia.
Na dia mbola mora rebireben'ny vola aza ny toe-tsain'ny vahoaka Malagasy maro, mbola mino aho fa tsy zava-poana ny ezaka ataon'ireo "kandida mafy ady" ireo satria manome lanja ny demokrasia izy ireo!
Aza adino koa fa ny kandida mafy ady dia kandida mahafantatra tsara ny situation atao hoe mafy ady izany, tsy toy ny olona sasany izay mieritreritra fa adala ireo tsy manam-bola, na ireo olona izay mieritreritra fa ny fahefana dia natao ho an'ny mpanefoefo.
- 0ligarchie # democracie.
Raha amiko manokana dia tokony novaina io system izay mangataka ny kandida rehetra handrotsaka vola be izay vao afaka milatsaka ho filoham-pirenena.
Tokony ovaina amin'ny fanangonan-tsonia izy io. Dia izay olona te-hilatsaka hofidiana dia asaina manangon-tsonia otran'izao sy izao!

7. fijo
(
15/11/2006 18:41)
marina fa firenena mbola marefo isika,fa ny fanomanana fifidianna kosa dia mila fomba fiasa sy fahavononana,fa tsy hoe hilatsaka aho,dia avy eo mitsikaraka.olona tsy vonona hanao zavatra izany.izao fomba ataon'ny mpifaninana sasany izao dia mampiseho fa tena olona andrebireby fotsiny ireo fa tsy vonona.
na enao milatsaka dia efa vonona amin'ny rehetra,na tsy vonona dia mipetraka,fa tsy hoe hilatsaka aho,de avy eo tsy aradalana io.mba manao logika kely fa tsy adala akory ny vahoaka.
na enao milatsaka dia efa vonona amin'ny rehetra,na tsy vonona dia mipetraka,fa tsy hoe hilatsaka aho,de avy eo tsy aradalana io.mba manao logika kely fa tsy adala akory ny vahoaka.
8. Lejim
(
15/11/2006 18:58)
Misy aloha kandida tsy dia vonona firy, ekeko izay. Fa ilay fanadalana "kandida mafy ady" kosa dia tsy mitombona amiko satria demokrasia no resahantsika fa oligarchie. Raha ny vola no tena important amin'ny fifidianana dia tokony mandeha any amin'ny banky fotsiny ny HCC dia mijery hoe iza no manana devise ambony indrindra dia asiana fifidianana!
Mampalahelo be ahy raha ny mpanao gazety, izay tokony hanazava ny sain'olona hivelatra amin'ny resaka demokrasia no miteniteny fahatany otran'izao. Au moins amin'ilay choix-ny amin'ilay titre!
Mampalahelo be ahy raha ny mpanao gazety, izay tokony hanazava ny sain'olona hivelatra amin'ny resaka demokrasia no miteniteny fahatany otran'izao. Au moins amin'ilay choix-ny amin'ilay titre!
9. Lejim
(
15/11/2006 19:02)
Ny zavatra tsikaritro koa dia ity: ny kandida tsy ampy vola lazaina fa tsy ampy fahavononanana. Ny kandida izay nandafo ny ampahany amin'ny orinasany mba ahafahany manomana tsara ny fifidianana dia lazaina fa tsy competant! Aiza ary isika izany?!
10. Fiffi
(
16/11/2006 10:37)
le hoe mafy ady aloha tsy de aiko loatra fa ny mampalahelo fotsiny de ny vola beeeee lany nefa fantatra fa tsy ho lany ...(nefa moa choix-ny io)
11. Samoana
(
16/11/2006 14:19)
Ny kandidà niala aloha tsy ho mafy ady mihintsy satria efa fetsifetsy avokoa izy ireo e ! Fa ireo olona nosarihiny sy novolosiny handoa latsakemboka ho azy no maika hijaly sy mampalahelo ! Nampanantenaina paok'aty dia nameno ny 25 tapitrisa Ariary t@ fony:cry:
12. Fiffi
(
16/11/2006 22:12)
ka zay no nolazaiko hoe misy efa fantatra fa tsy ho lany nefa de nandany an'zany vola bee zany ...