Mitady hanondrana marina ve Ratsiraka DIDIER ?

1. rainy ( 12/11/2006 23:52)
araky ny resaka mandeha farany dia hoe hirohotra hiditra an-keriny eto amin'ny tanana i Radidy sy ny tariny alohan'ny fifidianana; fanohanana avy amin'ny frantsay no toa hoe hahasahian-dry zareo?
Inona no fantatrareo momba izany?
répondu par rainy le 13/11/2006 21:09
2. bazylou ( 12/11/2006 23:56)
vazaha mody miady anie i deba sy le8 e,!! aiza no misy an'izany hoe avelako ny helony fa tsy misy olana......,,,, Tadidio ry tsamy fa misy firohizany i deba sy ra8; tsy fianakaviana akory fa.......
3. Lejim ( 13/11/2006 00:29)
Mbola tsy naheno zavatra mikasika an'izany indray zah, fa toa mitondra tsaho izany ingahy rainy ity!
4. Fiffi ( 13/11/2006 06:15)
tsaho zany eh !
5. barry ( 13/11/2006 06:58)
ho avy :b amonotena angamba ry lerony e!
6. rainy ( 13/11/2006 07:04)
Tsy tsaho fa ry zareo AREMA mpomba azy mihitsy no nanambara amin'ny fomba mafana tany atsimo. Ny fanampiny dia asa raha marina ny hoe hanao amboletra na tsia.
Izay no fantatro fa tsy tsaho akory. Raha misy ny tsy fahamarinany dia ny tariny ihany no manely resa-be.
7. sasa ( 13/11/2006 08:40)
tsaho izany hanakorotanana ny saimbahoaka fotsiny, izay no atao hoe politika
8. heribe ( 13/11/2006 11:15)
aleo izy ho avy hojerena eeeee:twisted::twisted:
9. papala ( 13/11/2006 11:32)
aleo ho avy ze ho avy eo e! fa tokony halalahana fotsiny dieny zao eny TSIEFAHY ENY!tokony hijery manoka dieny zao i Ratsiharovala?o^oo^oo^oo^o
10. Simpona ( 13/11/2006 12:40)
Araky ny voalazan'ny express androany dia resaka nivoak tamin'ny fivoriana'ny AREMA ao toliara io. Fa ny tena fahamarinanio mbola mampisalasala
11. belaza ( 13/11/2006 13:38)
de ho tohanany frantsay aminy inona hono? ara-tafika? fa anga izy ity film ry zalahy ka hoe hiditra ankeriny a? teneno dieny izao ny anadahandrenlà ry lebazyl fa mitady hitono tena a=))=))=))
12. fiaritiana ( 13/11/2006 16:46)
hiditra an keriny @ ty maso tsy mahita !!:roll::roll:
13. bibilax ( 13/11/2006 19:56)
aza mba manao olona otranio nareo refa tsy mahazaka refa atao e , otranareo manakiana be fahatany ireo fotsiny lollllllll
14. fiaritiana ( 13/11/2006 21:03)
be tsaho!!!
15. rainy ( 13/11/2006 21:09)
raha misy ny TSAHO dia ialàko fa anontanio ny AREMA nampiely vaovao (jereo express androany 13 novemebre) asa iza amin'izany no tena mpampiely tsaho.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0544