mbs en direct!

1. kitjo ( 12/11/2006 18:54)
henoy fa mande en direct ao @ www.mbs.mg

tsara kosa l ehira faneva an

mande foana!
novalian'i kitjo ny 13/11/2006 18:12
2. lagoon ( 12/11/2006 19:19)
Vitanao ihany anga ilay téléchargement?
3. kitjo ( 12/11/2006 19:21)
iieee...efa 3h maraina aty izao fa nandrasako teto!
hiihhihiih

milay be le hira faneva

le hiran i Mima sy Jerry Marcos "samy mafoaka" aza lasa hira propagandindravalo...hahhahah

mba henoy ange ry zareo e!
4. kikely ( 12/11/2006 20:04)
tsy haiko zany hira zany fa tena tiako henoina
5. kitjo ( 12/11/2006 20:09)
http://youtube.com/watch?v=ix2jcEOEcpk

io akia an, sady video io...mila miandry kely fts telechargement

io lay hira original fa henoy ny mbs.mg mande direct ny radio ao, ao ilay izy version propagandindRavalo
6. xxx ( 12/11/2006 21:50)
mmhhhhh nahatolagaga hoy ny ao @ ilay hira hoe .... manajà anay manangy.... nefa rey olona sy rey razako eeeee ny zesta atao mahamenatra dihy vody provocatrisy beeeeeeeee njekaky ôôôô, fa naninona ilay ra8 raha mba naka an'i BODO hanao ny hira fanevany????? sady mpiray tanindrazana ihany e!!! samy tsy mifanalavitra fihaviana ny tiako hambara....
7. kitjo ( 13/11/2006 05:03)
eehhh..zay mahavoa an le xxx zay!
mitsaingoka fts!

ny hira faneva tompoko dia ao mihitsy i Bodo mikalo azy..henoy ny MBS raha mbola tsy nandre...

io an'i Mima io ange tsy io video io akory le izy e, ilay hira original io fa ilay hira @ravalo hafa ny tonony r'ise an
8. kitjo ( 13/11/2006 05:22)
tsara lotra ry reto le hira faneva anankiroa an
:):}

entin i ravalomanana
sahy izy na dia sakanana
izy no vy nahitana
sady angady nananana

.......

9. malalatinasoa ( 13/11/2006 11:52)
tsy mety maheno mintsy za e :?:?.
Tsy maintsy mihaino mbs fona ve vo maheno???
10. kitjo ( 13/11/2006 13:17)
afaka mihaino MBS ve anefa?

satria isaky ny 20mn eo misy mandeha foana ny iray @reo hira ireo farafaharatsiny

11. kitjo ( 13/11/2006 18:12)
zay vo reko te le hiran ilay ivoirien mihira anravalomanana ry lagoon an

hira hafa vaovao ndray zao no mande @ MBS izao...asa iza ndray zany?
ohatry ny gadona chorale izany fa tsy mbola reko mihitsy izay

mbo alaivo njay zay lagoon an..ihhihii
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0842