raha nareo no @ placeko de in no ataonareo

1. xxx ( 12/11/2006 19:46)
zao zany lay resaka nisy olona zay niaraka tamiko de tam volohany zay tenanifampiresaka be tsisy otran zany tam telephone sy ny karazany efa hitanizany ny sariko de tara be izy zah zao zah zao tsy mahita tory aho fa mieritreritra anao fona sy ny karazany....betsaka fa zah zany tsy de tena mino lay resaka parole eh vita vaksiny hopy ny fitenenana de niresaka efa ho 1 mois angamba de aveo nifankahita amzay il etait tres gentil et tout des calins des bisous ....de zah tam volou tsy de narisika fa refa nahita anazy aho de tounga de tafalatsaka de aveo anefa izy ndray no ohatran mihaotra tsy hitako tsony zay atao izy lasa otran miavonavona na am tel ary tena tsy mbola voa otran ity ndray zah hatramzay de in tokony ataoko mbola anohy hanantena ihany ve sa tonga de aleo mamadika pejy ve nisy zavatra nataonay zay zah mitaintaina sao de holaviny aveo nefa zavatra niarahana nanao tsy haiko tsony fa misaotra anareo
novalian'i xxx ny 05/12/2006 04:10
2. fasaly ( 12/11/2006 19:52)
tratran'ilay hoe parole et parole zany indry kou!:cry: ka sao aza lay fihaonana tena izy no tena hijerevany hoe hiarahako iny sipa iny sa tsia......
hafa mitsy anie ny relation eto am net fa refa miaona mety tsy ho toy ny teto am net e!:wink: korazy aky de ovao ny pejy a! soa fa mbola tsy niaraka elabe aza kou! sinon naratra teo ny fo:wink::-* mitadiava njay e!
3. andry08 ( 12/11/2006 19:55)
Sarotra be indray izany.:(
4. kitjo ( 12/11/2006 20:03)
otry ny zvt rehetra tsy mety io ka mety tsy tapakevitra tampoka izy angamba

zara marina alo zao ndry d efa mahatsapa anzay dieny mbola tsy tafiditra lalina moramora kokoa ny manadino

resaho mazava sy mivantana izy e!

aza miresaka be f ataovy direct oe Mbola tohizana ve ny fiarahantsika sa ahoana fa toa nangatsiaka..tsory fts oe!

aleo mijaly kely vety2 toy izay ela be

mahereza e!
5. tslem ( 12/11/2006 20:21)
le oe todipaty aza manody fa todipitia manodiava akia atao antsaina d zay a,azy ny azy a,aza miasa saina aminy tsony fa mivilia làlana dieny mbola tsy eny ampovoan'ny arabe
6. booboo ( 12/11/2006 20:21)
Raha zà dé tongavako any an-davatranony klou. Avy teo iresahako mazava @ zay. Tsy hay na misy soucis perso izy ohatra dia lasa ohatra froid aminao ...Hita miandalana eny ihany zay atao avy teo...
7. simplex ( 12/11/2006 20:52)

enao mbola tia b anazy e ?
indraindray misy zavatra tsy maintsy atao na d tsy tiana atao aza. Ny hany moyens halalanao ny marina d ny manontany azy. Ra ohatra izy ka efa maka distance, bonne ocaz hoan'lery hisarahana aminao zay.
Somary miahotra enao satria au fond enao matahotra an'zay hoe ho-plaquer-n'lery:-*

kanefa dit toi bien hoe tsara kokoa ra mahalala hoe tsy tiany intsony d sarahiny toy izay hoe izy miatsara-velatsihy. D efa tena latsaka lalina b nareo zay vao alatsany ny bomba, pas bien:°)

Azonao atao tsara koa anefa ny miaro izay tinao. Anontanio izy ny antony, sns, mety mbola hanana chance ihany v enao sa ahoana... mi-insiste zany e. Sinon, mahaiza manaja tena, refa tsy tiany. Tsy tapitra atreo akory ny fiainana. Mahereza.:-*:-*

PS: manatena ah fa tsy zaza le zavatra niarahanareo nanao an:°)
8. Fiffi ( 12/11/2006 21:55)
simplex:
Anontanio izy ny antony, sns, mety mbola hanana chance ihany v enao sa ahoana... mi-insiste zany e.
anontaniana ny antony ! ekeko raha io fa le hoe hilaza aminy hoe mbola hanana chance hiany ve ? heu....raha zah aloha ny eo @ toeran'i xxx de tsy hanontany azy an'io aho fa tondé rehefa tsy tiany de manaja tena no hataoko an!


9. anjely ( 13/11/2006 14:48)
matetika rehefa manao connaissance amy net, niresaka ela be, nifandefa sary, nifampi-tél, dia mihevitra isika hoe à l'abri. Mais non: efa niseho tamiko io. Tena tsy mitovy ny virtuel sy ny réel ka ohatran'ny nisy choc tamin'ilay fihaonana voalohany dia naka bahana aloha. Na dia sincère toy ny in aza ianao amy net, ohatran'ny tsy maintsy misy décalage kely foana amin'ny réalité. Indraindary koa ilay ol mi-idéaliser loatra an'le andaniny miresaka aminy dia manjary déçu avy eo. Tsy milaza aho hoe izay no miseho aminareo an fa cas efa nitranga io. Ny tena ilaina dia ny miresaka mazava hoe in ny olana. Raha mitsotra izy fa tsy araka ilay noheveriny dia atrakao ny loha dia tohizo ny lalanao! Fa ny mampiasa ny lohako dia hoe in ty zavatra niarahanareo nanao??? Ohatran'ny zavatra grave no filazandry anazy. Si tu veux pas en parler, pas de problème an!
MAHEREZA!!!
10. anjely ( 13/11/2006 14:50)
adinoko teo fa ilay anà hoe tapaka fa naka bahana aloha, avy eo rehefa avy naka saina dia niaraka ary naharitra 5 taona ny fiarahana (mbola miaraka izahay hatramizao). Moralité: c'est pas forcément mort ma soeur! Et puis si c'est le cas, tanala very sampy ka ny manova no mety. Courage ho'aho
11. titimms ( 13/11/2006 18:26)
sarotra be aloha refa tia e. Nefa ra za no tamin'ny toerandry dia aleo manova deny zao. zara aza tonga de hita izay. mahereza e. raha 1 no tsy tia mitoto koba hatavy hoy ny fitenenana. courage rafotsy a
12. Zina ( 13/11/2006 18:45)
zao mbola tsy misy na inona na inona izao, dia avadio ny pajy... an'azy no mieritreritra raha mbola tia.. fa aza manimba saina amin'izany ianao...
13. Ruby ( 15/11/2006 14:46)
ajanony any zany koh
14. titis ( 16/11/2006 22:46)
Adaboy any akia a!marary fo eo fotsiny ndry:(
15. zandrikely ( 17/11/2006 21:33)
tsy misy afatsy ny miresaka ihany no ahitana ny vaha olana , fa ra samy miseho milay sy maka ny heviny , tsy mifampicomprendre dia tsy misy ilana azy ny fiarahana
16. xxx ( 05/12/2006 04:10)
Sao kosa ary de efa vadin'olona izy io?
ary raha zaza lay niaraha-nanao teneno aminy dieny zao mba hiomanany. De courage
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9321