Dia kenda tokoa ianareo vahoaka ka
1. bazylou
(
12/11/2006 23:59)
jamban'izao lalana sy tetezana etsy sy eroa izao. Efa tsy nahavita azy tokoa ny mpanjaitra teo antanana ka nomen'ny sinoa tablier hono ny ankizy!!!!
Mba fantatrareo ve hoe firy miliara isan'andro ny trosa sy takalon'ireo "" zava bita "" tanisana lava eto ireo ??? , Ny zafin kitro kelinareo aza efa nipothequena daholo hanonotra ireo
Mba fantatrareo ve hoe firy miliara isan'andro ny trosa sy takalon'ireo "" zava bita "" tanisana lava eto ireo ??? , Ny zafin kitro kelinareo aza efa nipothequena daholo hanonotra ireo
novalian'i tsingy ny 15/11/2006 08:35
2. kitjo
(
13/11/2006 05:38)
fantatray k!
fa tadiavinao volan ravalo ngah no anaovana azy?
sa enao afaka manome?
zany dol no iveloman' ny firenena rehetr ry ise an...mianara kely e!
efa nasian ravalo resaa io tablie io fa a zamiteny2 foana rehefa tsy mahalala e!
manao confirmation gratuite foana

3. xxx
(
13/11/2006 05:47)
...mianara kely e! manao confirmation gratuite foanainona kay zany confirmation gratuite ry nianatra?:wink:
4. kitjo
(
13/11/2006 05:58)
za akia tsy nianatra fa mahita ny masoko no ahaizako an
izy tsy mahita donc mila mianatra mitsy fa lasa miteny2 foana..izay lay izy!
xxx> tsra be akia le sarinjy tany Vontovorona an..:D
aza manao xxx akia fa tsika samy tsika no eto ny hevitra no miady!
izy tsy mahita donc mila mianatra mitsy fa lasa miteny2 foana..izay lay izy!
xxx> tsra be akia le sarinjy tany Vontovorona an..:D
aza manao xxx akia fa tsika samy tsika no eto ny hevitra no miady!
5. besoiiin
(
13/11/2006 06:00)
xxx> mba mianara e, ny pseudo alou ianarana manoratra voalohany :-D:-D:-D
7. Fiffi
(
13/11/2006 06:14)
bazylou:fa naninona ary no tsy nozairin'i bazylou ireo tablier ireo ? @ zay de tsy mimenomenona eto ?
Efa tsy nahavita azy tokoa ny mpanjaitra teo antanana ka nomen'ny sinoa tablier hono ny ankizy!!!!
8. barry
(
13/11/2006 06:45)
nareo rangirangitin'i bazylou eo dia rangitra ;fa avelao izy sy ny adalany eo ;fa olona efa very @ fiainana reny ka tsy mahalala ny tokony ho teneniny sy ny ho ataony tsony e!:x
9. tsingy
(
13/11/2006 10:13)
tohanako ny hevitr'elà Bazil nefa tsy ny nianatra fotsiny ihany kosa no mahay zavatra e.
Ka isika nge ry reto efa tsy hita ntsony ze andoavana trosan'ny firenenkafa ny eo misisika iany.
Adalanareo ze hifidy azy lou e fy tsy ny aty zany fa ze tinareo iany io fa nareoefa lebe d^ly kou:-D:-D:-D:-D
10. papala
(
13/11/2006 11:25)
tsingy>mipetraka any Gèneve enao ve ihinana vary ? rehefa tsy mahita ny aty de aza miteniteny foana an! na teraka t@ 1978 aza enao de efa lehibe ko zany fa aza miseo milay be eo, sady oh tsy mahay n'inon'inona ny momba ny aty Madagasikara ko!
11. belaza
(
13/11/2006 13:32)
zahay vahoaka aloha de izay mahavita ihany no fidianay e, izay hitanay fa niasa, fa tsy hoe i anona na i anona no be diplaoma na mahay taratasy nefa tsy aninontsianinona fa be proget be fotsiny tssssss!!!, ra8manana ihany ra8manana hatrany..=D=D=D
12. bazylou
(
13/11/2006 13:32)
dia nahazo 1e tamin'ilay 8 ve ianao fa hitanao ny momba ilay olona io??
Izany ve rangahy no mba tim ka tsy mahagaga raha jamba iray lavaka, .
Ka na ho fantatrao daholo aza ny fananany sy ny anarany ary ny lokon'ny slipony dia hanao inona anefa e,, tdy maintsy hoe hitsoaka aty ihany rehefa tsy omeny saosy intsony.

13. belaza
(
13/11/2006 13:46)
za tsy de isanilay olona tia kely ka, tsy nahazo ariary tany akory ary za fa hitako miasa tsara izy ary izay no hanohanako azy hatraminy farany; de tsy tsy haiko le hoe "hitsoaka aty ihany rehefa tsy omeny saosy intsony" tena mampiteniteny foana mihitsy le very kapoaka ra lebazil e? ajanony koa le:@fa mety izany ny olana mahavoa anlà io
15. tsingy
(
14/11/2006 17:17)
ra papala tena mitampimaso mits an:-D:-D:-D mihinambary dôly na ny vazaha ary so diso hevitra ty enao saingy ny quantité ze hoanina tsy mitovy.
Ny sainao velaro kely fa so mihevitra anay aty ampita ka tsy aharaka ny momba ani gasikara.:-P
Zah lou efa lehibe e ary tena tsapako mits sahy mijoro ami hevitro sy manohana hatrany andratsirahonana e.:wink:
16. kitjo
(
14/11/2006 18:19)
tsingy> njy be zesta be fa ts njy rery nge no aty ivelany e! zany an...
fa njy mits ange no mila manokatra saina e. tsy maso fts...fa iza no firenena ts manana trosa? huh?
fa njy mits ange no mila manokatra saina e. tsy maso fts...fa iza no firenena ts manana trosa? huh?
17. belaza
(
14/11/2006 20:21)
i tsingy marina hoa de mizahozaho ery hoe any ivelany, tsy maintsy miteny foana izay hoe "aty ivelany za" fa zay nga itsingy vao nakany? tsy aleo ve lahimatoa eto madagasikara toy izay faravavy any suisse?=))=))
18. tsingy
(
15/11/2006 08:35)
Tiko dôly na any na aty akia belaza.
Kitjo: Are U ok? mihinambary dôly ny gasy aty zay ny fototsakafonay GASY vary velona:-P
belaza ::*