Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
booboo ( 11/11/2006 19:11)
Misaotra anao zahay
Mitady ny tonon'ity hira ity zà azafady ô. " Misaotra anao zahay " an'i Ndriana Ramamonjy. Misy hoe : inona ary no havaliko, noho ireo soa zay ...???? :°) Efa nitady tao @ tononkira kounkou f... tohiny
novalian'i booboo ny 12/11/2006 19:04
bigup ( 11/11/2006 19:06)
Verokely
hamoaka ny album voaloahany ihany koa i verokely amin'ny volana decembre tonga dia k7, cd, vcd no indray hivoka hiarabana ny namana rehetra eto amin'ny serasera tratry ny taona. raha tianao ny hahala... tohiny
novalian'i xxx ny 12/11/2006 08:55
bazylou ( 11/11/2006 18:25)
ka izany no izy ka
avoahy izay sahy manohatra izany, gasy nefa be taraina sy be hataka isan'andro izao, jereo anue fa tonga at daholo izao ireo hangataka e, sady raha tsy misy ny gasin'andafy tsy mikaly ireo !!! nefa m... tohiny
novalian'i belaza ny 12/11/2006 10:59
strawberry ( 11/11/2006 18:00)
Raha fitia ny fitia 'Ralf'
slt, mangataka tononkiran'i Ralf 'raha fitia ny fitia, raha mba manana nareo, merci beaucoup... tohiny
sonwin ( 11/11/2006 17:31)
Tiako Madagasikara
Ny firenena izay hatsangantsika dia firenena tena vanona Ka andeha hiaraka hihira isika hoe "Tiako i Madagasikara" o^o Sa tsy izay ranamana Bazylou? :°), tohanako mihitsy ny hevitrao amin'ilay ... tohiny
bazylou ( 11/11/2006 17:26)
le ra8nareo olona kerisay izay koa
tsy sahy mirotsaka amin'ny tena mazava fa ilaozana mody fanina fotsiny.... tohiny
novalian'i kitjo ny 13/11/2006 14:05
Flavien ( 11/11/2006 17:14)
Miverena aty antsianaka
Salut! azafady mba mangataka io hira io zaho e! NOVAH DAKOTO no mihira azy... tohiny
novalian'i lanto ny 11/11/2006 21:38
bazylou ( 11/11/2006 16:58)
ovay ho 25 na 30 taona
ny fanjakan'ny prezda dia lasa izao e, tonga dia lany izy amin'izay sady mety hana-karena be ianareo... tohiny
elle ( 11/11/2006 16:42)
number one
slt dhl e ba omeo anle toninilay hirandry 18,2 number one za ry reto ra misy manana ianareo zay fa merci davance e... tohiny
gasypantin ( 11/11/2006 15:06)
MANAIKITRA NY KIRARO E!
vonjeo fa somary manaikitra ny kiraroko e! inona no tokony ho atao ?... tohiny
novalian'i titimms ny 03/12/2006 17:27
bazylou ( 11/11/2006 15:05)
site ofisialin'ny hcc aza moa
dia tenyfrantsay rano iray no ao ka aiza no hahzo resaka ny pokona, izany ve dia gasy... na izy prezda gasy aza mizity ny kabary frantsay ao antananany!!! tsssssssss... tohiny
bazylou ( 11/11/2006 14:58)
rehefa tsy hidemissiona dia proclameo avy hatrany
fa i ra8 no lany mba tsy ho lany andro lava izao e... tohiny
novalian'i akama2006 ny 14/11/2006 09:46
bazylou ( 11/11/2006 14:57)
dia milaza ve ianareo mpinompino foana rehetra fa
milay sy rariny tokoa ity ra8 ity!! Ny ahy mba zavtra hitako fotsiny dia ny hoe nahoana no manao mody fanina fotsiny ilay akanga lahy io fa tsy manaraka ny lalana mazava. Nahoana no manao izatsy sy ... tohiny
novalian'i akama2006 ny 13/11/2006 15:18
manjamanja ( 11/11/2006 13:37)
Sport namana
ary maninn rah manorina club ndray tsika ato am-namana e!!!... tohiny
novalian'i bimanoa ny 22/11/2006 06:20
kitjo ( 11/11/2006 13:36)
Home Design
aleo atao ato dol fa oh tsy mety le ary @ sakafo ra le salon..hihihih ity site ity aloha dia resaka makeover...jereo ilay sary before and after..akisaho le souris fa misy fanazavana saingy @ teny a... tohiny
novalian'i Papoose ny 03/12/2006 23:26
xxx ( 11/11/2006 12:30)
Olon'ny fo....
rehefa tena olon'ny fo be lotra ve dia mora tia na dia tokony tsy hitia olona intsony aza e! ohatra raha misy olona tia anao ka somary manitona anao lay olona de lasa tia tampoka an'ilay olona ianao ... tohiny
kitjo ( 11/11/2006 12:11)
design lakozia
tsy dia tena sakafo moa izy ty fa lakozia [img]http://www.adriennechinn.co.uk/images/dino02.JP[/img]... tohiny
novalian'i kitjo ny 28/11/2006 19:21
ainaheri ( 11/11/2006 12:09)
Mila vonjy
Tsy haiko fa tato anatin'ny 3j zay d nanondrana ny teleko mba anisan'ny nividy irony TV LCD irony aho 1 an mahery zay nefa zao izy tonga maty ho azy aprés 20 na 30mn eo(zany we tsy misy sary fa misy ... tohiny
novalian'i ainaheri ny 12/11/2006 13:06
kitjo ( 11/11/2006 11:41)
Nivoaka ny PS3
Nivoaka omaly ny ps3 dia filaharam-be tsy haiko alo ra otrin fa d gaga aho mijery ny filaharana za d tsy any mitsy amle jeu reny!... tohiny
fanaina ( 11/11/2006 11:26)
elanelan-taona!
ahoana le manambady mifanelanelana be hireny hoatra hoe le vhv 32ans dia ilay ranga 75ans.... tohiny
novalian'i degree ny 26/11/2006 17:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.4152