Olon'ny fo....

1. xxx ( 11/11/2006 12:30)
rehefa tena olon'ny fo be lotra ve dia mora tia na dia tokony tsy hitia olona intsony aza e!
ohatra raha misy olona tia anao ka somary manitona anao lay olona de lasa tia tampoka an'ilay olona ianao eny na dia efa manana olo-tiana aza, inona no tokony hatao ary mba handresena lahatra an'izay olana mitranga izay re e!:-P
2. andry08 ( 11/11/2006 12:53)
aza mijerijery azy intsony fa manjary mitoditodika any foana !
3. vale ( 11/11/2006 13:11)
:roll::-D:-D:-D:-D:lol:
4. xxx ( 11/11/2006 14:13)
tapeno ny maso , na manaova lun de soleil , dé fehezo mafy ny fo , fa raha hitan' ny lhly mijery azy enao dé ho avy izy , ary vitany mora foana
5. Fiffi ( 11/11/2006 14:47)
hummm...olon'ny fo hoe ? .....
6. sonwin ( 11/11/2006 16:52)
miezaha ho olon'ny saina raha mety, raha tsy mety moa akory atao
7. kelly13 ( 11/11/2006 20:09)
sonwin:

miezaha ho olon'ny saina raha mety, raha tsy mety moa akory atao

fita kou :wink:

8. dailynews ( 11/11/2006 20:19)
ny olana dia misy foana anie ny tsara e, ary iny tsy ananana iny indrindra no mora manaitra. anefa ve dia ho taitaitra foana, fa raha tsy izany tsy hijanona mihitsy.
9. xxx ( 11/11/2006 20:25)
ka zay lay olana amiko kou! rehefa tairina ka tojo lay mahafinaritra de lasa malemy mora tia:?
10. cutie ( 11/11/2006 20:41)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 11-11-2006 21:25:38
Lohateny : Re : Olon'ny fo....
ka zay lay olana amiko kou! rehefa tairina ka tojo lay mahafinaritra de lasa malemy mora tia

de raha zany de araho zany le fonao mandra-pahaleo :lol::lol::lol:
11. xxx ( 11/11/2006 20:54)
arahina ahoana koa izany???? fa tokony rehefa manana ny olo-tiany koa ilay olona de tokony tsy hadalaina tsony....
12. cutie ( 11/11/2006 20:57)
asa koa, arao ny fonao :lol::lol::lol:
13. xxx ( 11/11/2006 21:02)
ka raha ny foko no henoiko de ho tia an'ilay olona manaitra ahy izaho zany.....dia revena amin'izany ve?????:-P
14. cutie ( 11/11/2006 21:12)
eny wa, ary efa namaly teo za fa tsy hitako :roll::roll::roll:
15. kelly13 ( 11/11/2006 21:18)
cutie:

eny wa, ary efa namaly teo za fa tsy hitako :roll::roll::roll:

za kou namaly fa nakaiza???? 8O
16. cutie ( 11/11/2006 21:19)
any @ xxx :lol:
17. Zina ( 11/11/2006 23:37)
xxx [ Valio ] 11-11-2006 22:02:33
Lohateny : Re : Olon'ny fo....
ka raha ny foko no henoiko de ho tia an'ilay olona manaitra ahy izaho zany.....dia revena amin'izany ve?????

dia avy eo tantazo ny vokany...
18. degree ( 12/11/2006 14:45)
Ra-xxx aza afangaro ny hoe
- olon'ny fo
- tsy mety afa-po
ny olon'ny fo tompoko dia olona manana fangorahana olona iray ,izany hoe manana fandeferana lalandava eo amin'ny mpiara-monina,eny na dia mafy efa mila tsy hozakany aza ny manjo azy,dia tsy mba tezitra izy fa mandefin-dava,mora malahelo,mora mangoraka..etc....................
- Fa ny anao eto dia "tsy mety afa-po"satria "nahita ny ankanga tsara soratra ianao ka mety hanary ny akoho taman-trano " tsy ho lany anie io zanak'olona tsara io e! androany ianao raha hanao famandriana any @ hopitaly aza dia efa misy any
fa raha olon'ny fo marina ianao karakarao aloha ny eo ampelantananao,toroy fitiavana tsara izy,omeo azy avokoa ny tadiaviny aminao,ary raha omeny tehamaina ny takolakao havia de omeo koa ny havanana ,fa raha mahantanty io ise de olon'ny FOmarina, tahaka an'i jesosy kristy natolotra teo amin'i paoste plate
amen:-$:-$:-$
:b:b:b:-@:-@:miam::miam:
19. xxx ( 12/11/2006 14:52)
degree:

ka izay indrindra no maha olon'ny fo ahy koa! mampalahelo ahy izy fa tia ahy dia .....:wink:
ny tsy mety afa-po ndray tsy haiko aloha hatramin'izao.....:-P
20. degree ( 12/11/2006 15:23)
Ka raha isan'ny olona hitan'i se zany ka manaitra an'i se de toloran'i se fitiavana avokoa,olon'ny fo marina i se satria be fitiavana nefa tsy mena mivadika toy ny masoandro ririnina satria raha nanaraka ity forum ity tsara ise dia misy tenin'ny namana iray any hoe " raha mitombo iray ny olona toloranao fitiavana de mitombo iray koa ny fahavalonao" satria ataonao aiza ilay teo aloha ? tsy maintsy hankaratsianao io mba hitiavanao ilay vaovao, tsy olon'ny fo anao eto fa tsy mety afa-po
:-D:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1959