Olon'ny fo....
21. xxx
(
12/11/2006 15:27)
tsy hoe zay manaitra ahy rehetra ange izany fa izay tia be ahy e! (l)(l):wink: de amin'ny maha olon'i fo ahy de lasa otran'ny tia azy kou ny (l)-ko:-*
22. xxx
(
12/11/2006 15:29)
degree: :? ka tsy hoe tsy mety afa-po izany ary tsy be dia be ange izany fa zay tena hummm be (l) à 100km/h ihany e!
23. degree
(
12/11/2006 15:44)
100KM/H hoy ise nefa raha mahazo lalana tsara toy ny any ampitan-dranomasina " auto-route " ireny dia miamiakatra hatrany ka mety ho hanampitra tabilao ka oe mantsy mety hitranga ny accident"huuuum ! aza mba mahavoa ahy izany hoe na tsy maro aza ,iray ,roa,telo,efatra......dia mifaninana ireo ka eo mipoaka ny guerre mande halina......:-D:-D ka lasa albittre centrale ise eo , ka eo amin'izay no hampisehoan'ise maha olon'ny fo an'ise ,satria samy tian'ise avokoa izy ireo ,ka soit i se hamoy ny tena'ise mba @ izay tsy misy zara mitanila , soit i se hiala azy ireo ,nefa de ho aiza anefa :ny maha olon'ny fo an'ise e!
24. xxx
(
12/11/2006 16:31)
ka isé kou ve tsy mahazo mitsy e!:? efa we! iray ihany fa tsy maro zany kou!:-P ilay mampidobodoboka ny fo ihany:-D:-* fa zà io aloha vehivavy e! ny lehilahy mantsy tsy de betsaka ny olon'ny fo fa fo vato daholo :^):^):^)
25. Fiffi
(
12/11/2006 16:33)
xxx:anjekaky ooo :{:{:{
ny lehilahy mantsy tsy de betsaka ny olon'ny fo fa fo vato daholo :^):^):^)
28. fanaina
(
12/11/2006 17:29)
Hoy i xxx:kozy ve.
ny lehilahy mantsy tsy de betsaka ny olon'ny fo fa fo vato daholo
29. degree
(
12/11/2006 18:39)
tsy marina kosa io e!betsaka ihany ny lehilahy olon'ny fo be fitivana sy mananja vady,ka raha ianao no sendra izany de angamba ianao tsy manao raharaha ao andakozia intsony.Tsy hoe resim-bady akory izy fa io no mety ho porofom-pitiavany voalohany eo @ vadiny eny ka ny ariary @ karamany aza tsy very fa avy any @ vadiny avokoa,misy indray ireo lehilahy be fiantrana ,ohatra raha mandeha bus ka vao mahita vhv mitsangana izy dia aleonyno mitsangana ka omeny ilay vhv ny toerany,misy marina anefa ny manao bodogerona fotsiny eo e!:miam::miam:
30. xxx
(
12/11/2006 19:08)
hummmmm! sambatra be zà raha mba mahita an'izany lazainao zany ry degree:P i degree ve ptran'io koa izany e!:wink:
33. tslem
(
12/11/2006 20:01)
degree:
Ka raha isan'ny olona hitan'i se zany ka manaitra an'i se de toloran'i se fitiavana avokoa,olon'ny fo marina i se satria be fitiavana nefa tsy mena mivadika toy ny masoandro ririnina satria raha nanaraka ity forum ity tsara ise dia misy tenin'ny namana iray any hoe " raha mitombo iray ny olona toloranao fitiavana de mitombo iray koa ny fahavalonao" satria ataonao aiza ilay teo aloha ? tsy maintsy hankaratsianao io mba hitiavanao ilay vaovao, tsy olon'ny fo anao eto fa tsy mety afa-po
:-D:-P
Marina tsy azo kianina ny voalazanao
34. xxx
(
13/11/2006 06:32)
tslem: ka efa we izaho mety afa-po, zavatra mety hitranga sy misy anie ny mitia olona iray ankoatra ny efa tiana e!:wink::°)
35. tslem
(
13/11/2006 08:13)
xxx:
ka efa we izaho mety afa-po, zavatra mety hitranga sy misy anie ny mitia olona iray ankoatra ny efa tiana e!:wink::°)
zany tokoa v,soa ihany enao fa tsy nitonona anarana fa raha tsy nataoko afa-po tanteraka mba hitia ankoatra ny tiana =)) =))
38. xxx
(
15/11/2006 06:55)
degre: fa manin enao efa afaka mivanivany zao kou! efa vita ny ady hevitsa:roll::roll::-D:-D:-D:-D:-*:*
39. naughtyboy
(
27/11/2006 16:59)
tsy olana zany ry xxx ny olona de natao hisy fo daoly
ary tsy mety ny hoe afa-po :olona afaka fo= maty..reveo manja fotsiny fa tsy maninona zany
ary tsy mety ny hoe afa-po :olona afaka fo= maty..reveo manja fotsiny fa tsy maninona zany