Home Design

1. kitjo ( 11/11/2006 13:36)
aleo atao ato dol fa oh tsy mety le ary @ sakafo ra le salon..hihihih

ity site ity aloha dia resaka makeover...jereo ilay sary before and after..akisaho le souris fa misy fanazavana saingy @ teny anglisy

na izany aza anefa mjery le sary dia betsaka ny hevitra miposaka

http://www.debbietravisfacelift.com/episodes/

@ tele le izy no asehony daholo le fika madinika2 fanaovana azy
novalian'i Papoose ny 03/12/2006 23:26
2. kitjo ( 11/11/2006 13:48)
Exploiter-na ny espace au lieu de asiana lalantsara

3. kitjo ( 11/11/2006 13:51)
qq idees:

atao avy ny plafond raha kely ny trano
- asiana jiro manome espace
- asiana fitaratra , na dia ny rindrina ray manontolo aza
- exploiter-na ny lalantsara..atao fisakafoanana, bibliotheque, etageres a fleurs...
- ianao iany mandoko ny trano @ le tsy lafo dia ovaina matetika...misy "fun" kokoa raha ny mpianakavy no miaraka mandoko azy..asaina mandray pinceau mbamin'ny ankizy
- ovaina matetika ny pozin'ny ao antrano
4. kitjo ( 11/11/2006 13:54)
5. kitjo ( 11/11/2006 13:55)
personnaliser-na le trano

tsy mila mividy zavatra lafo fa na boritra aza atao mafy tsara ohatra no asiana sarin' ny mpianakavy d iny ahantona @ rindrina..asiana esthetique fts

mahafinaritra ny ankizy ny manao an'io

na ny ankizy asaina manao sary, n'importe koi, dia asiana cadre tsara fts
6. kitjo ( 11/11/2006 14:13)
7. kitjo ( 11/11/2006 14:14)

Avant

http://images.google.com.sg/imgres?imgurl=http://www.adesignerseye.com/images/splash/splash_r1_c2.jpg&imgrefurl=http://www.adesignerseye.com/&h=265&w=395&sz=41&hl=en&start=8&tbnid=HycH5WZH8quPLM:&tbnh=83&tbnw=124&prev=/images%3Fq%3Dliving%2Bdesign%26svnum%3D10%26hl%3Den%26lr%3D

Apres

8. kitjo ( 11/11/2006 14:18)

WC, sady tery kely!

9. kitjo ( 11/11/2006 14:19)
Douche tery

avant
http://images.google.com.sg/imgres?imgurl=http://www.adesignerseye.com/images/splash/splash_r1_c2.jpg&imgrefurl=http://www.adesignerseye.com/&h=265&w=395&sz=41&hl=en&start=8&tbnid=HycH5WZH8quPLM:&tbnh=83&tbnw=124&prev=/images%3Fq%3Dliving%2Bdesign%26svnum%3D10%26hl%3Den%26lr%3D

apres

10. kitjo ( 11/11/2006 14:23)

azafady fa hay tsy mivoaka ilay gallery za koa tsy ni verifier..

tsindrio fts @ le gallery e!
11. maso ( 11/11/2006 16:01)
kitjo misaotra akia fa mahafinaritra be daoly a:D
12. kitjo ( 11/11/2006 20:44)

tsisy fisaorana o

ohatry ny douchenjazakely sa zay mitsy?
13. kitjo ( 11/11/2006 20:46)
14. kitjo ( 11/11/2006 20:49)
tsara io e..

nieritreritra aho oe lafo b mihitsy ny baignoire na jacuzzi a Dago

fa tokony ho azo atao ny mampanao baignoire @beton na tsy haiko lalorina znay e...d rakofana carreaux fts ety ivelany..ny evacuation d'eau fts no atao sur tsara oe mandeha tsara

tokony mety io satria ny Ranomafana any Antsirabe sy dago le fandroana ireo ciment namboarina daholo ny ankamaroany fa tsy le porcelaine na oh amsary reny

eritreritra iny!
15. kitjo ( 11/11/2006 20:53)

le oh sary voninkazo ery ambony io dia azo atao tsara @efitra zay tiana

ianao ihany dia afaka manao an'io...misy le oh papier special autocollant reny fanaovana azy amidy eny @ "DIY na Do It Yourself" shop...fa raha hainao ny manao design azy dia azo atao @ plastika henjana tsara io...hetezana ary olona iray mitazona azy moa ny iray mandoko...atao zavatra mipetaka tsara fts mba tsy hi deborde ilay kolo...esorina refa maimaina

na mampiasa autocollant tsotra izao fts...d ze sarisary mba tinao araka2 ny inspiration...@chambre-n'ankizy io tena tsara
16. kitjo ( 11/11/2006 20:58)
17. kitjo ( 11/11/2006 20:59)
18. kitjo ( 11/11/2006 21:01)
19. malalatinasoa ( 16/11/2006 15:03)
Sao dia misy mahita fomba fanaovana deco trano kalitana kely ianareo dia ny rangement closet koa??

Mahita deco aho ato fa ho an-trano misy espace be daholo. Nefa ohatry ny te-hanova style na dia tsy afaka mikitika ny rindrina aza.
Messi
20. Papoose ( 03/12/2006 23:26)
tsara b daholo an!fa lafo mihitsy io zao :cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0972