Tsy haiko fa tato anatin'ny 3j zay d nanondrana ny teleko mba anisan'ny nividy irony TV LCD irony aho 1 an mahery zay nefa zao izy tonga maty ho azy aprés 20 na 30mn eo(zany we tsy misy sary fa misy feo)tsy resaka veille ilay izy satria tsy nampiasa an'iny aho
D refa maty iny izy d tonga d vonoiko ary miandry kely aho d alefako d mandé ndray d miverimberina otr'zany ilay probl!!
toa garantie 2 ans io sa tsy zany ? tondé miantso ny service après-vente enao fa toa goavana ny olona ! tadidiko manko t@ zah nividy télé koa de nanao an'zao de nosolohiny mihintsy fa hoe defaut de fabrication hono
Misy garantie ilay izy ka fa aleo ny sav no antsoiko na tonga d aleako any,d zay zany fa mety defaut de fabr zany fa noheveriko we resaka reglage no nahatonga azy!! fa saotra betsaka