ka izany no izy ka
1. bazylou
(
11/11/2006 18:25)
avoahy izay sahy manohatra izany, gasy nefa be taraina sy be hataka isan'andro izao, jereo anue fa tonga at daholo izao ireo hangataka e, sady raha tsy misy ny gasin'andafy tsy mikaly ireo !!!
nefa manao ny aty tsy hahazo hifidy
nefa manao ny aty tsy hahazo hifidy
novalian'i belaza ny 12/11/2006 10:59
3. kitjo
(
11/11/2006 18:27)
in ty rediredin' ny bazil e?
harary fo amzany eo!
zahay koa aloha tsy mila vazaha taratasy=gasy mitomany ho vazaha!
harary fo amzany eo!
zahay koa aloha tsy mila vazaha taratasy=gasy mitomany ho vazaha!
4. besoiiin
(
11/11/2006 18:37)
bazyl :D:D:D mampahatsiahy ahy zavatra ilay we bazil, tena ikotolavaka marina ialahy:D:D:D:-D:-D
5. besoiiin
(
11/11/2006 18:41)
bazil> f'angah ela gasy? mbola ny zo hifidy fotsiny ary no nesorina t@la d mimenomenone eo ela, mbola aiza nefa no hanjo anla e? ialahy sy ny gadra izao no mitovy, tsy mananjo hifidy.
6. kitjo
(
11/11/2006 18:41)
sipagasy: ka avy2 be lotra izy fa manantena le oe ambadika pseudo tsisy mahalala dia tsy mahalala izay ataony tsony
nefa miseho concerne @ fiainam-pirenena nefa izao no atao...mampalahelo!
nefa miseho concerne @ fiainam-pirenena nefa izao no atao...mampalahelo!
7. Fiffi
(
11/11/2006 21:28)
kitjo:nefa ve akia sisika hiany na de tsy nofenohiny aza ny momba azy ? :-D:-D
sipagasy: ka avy2 be lotra izy fa manantena le oe ambadika pseudo tsisy mahalala dia tsy mahalala izay ataony tsony
10. diamondra27
(
12/11/2006 07:54)
bazylou: za sahy milaza aminao ze zavatra fantako , tsy hanohitra aho na homba anao fa zay efa hitako sy fantako no lazaiko
Raha misy ny olona be menomenona de ny frantsay no ataoko hoe: loha-ndaharana @izany. Vao misy zavatra kely de mi-wa wa wa, grève sns
Fanontaniana:
firy % no efa nangataka taminao ka nahatonga anao ho leo be tahaka izao?
Inona ny solution proposer-nao @izany?
Misaotra tompoko.
:-*

11. belaza
(
12/11/2006 10:59)
bazylou:
avoahy izay sahy manohatra izany, gasy nefa be taraina sy be hataka isan'andro izao, jereo anue fa tonga at daholo izao ireo hangataka e, sady raha tsy misy ny gasin'andafy tsy mikaly ireo !!!
nefa manao ny aty tsy hahazo hifidy
za sahy manohatra anizany, zahay mbola tsy nitaraina na nangataka tamlà,
raha ny hoe hifidy elà manambola be io maninona raha mody kely aloha am3dès mandatsabato de mody manompo vazaha ndray rehefa avy eo...=))=))=))=))=))