le ra8nareo olona kerisay izay koa

1. bazylou ( 11/11/2006 17:26)
tsy sahy mirotsaka amin'ny tena mazava fa ilaozana mody fanina fotsiny.
novalian'i kitjo ny 13/11/2006 14:05
2. sonwin ( 11/11/2006 17:27)
ary manala ny fony mihitsy raBazil izany :-D
3. bonazy ( 11/11/2006 17:35)
fa ianao io angaha tsy "gasy" ry bazylou,filoham-pirenena io aloha izao ,na tianao na tsy tia azy ianao ,ka mba asio fanajana fa aza ompaina toy io! ianao io vé sahy manompa ny ray aman-dreninanao toy io?
4. kitjo ( 11/11/2006 18:02)
hiihhiih
vazaha taratasy!
tsy miseho ve izy haninona any @ palais des sports fa az amiteny2 foana e
5. belaza ( 11/11/2006 18:49)
bazylou:

tsy sahy mirotsaka amin'ny tena mazava fa ilaozana mody fanina fotsiny.


aza miteniteny foana fa mamakia fotsiny rehefa tsy mahita resahana!!
6. xxx ( 11/11/2006 19:06)
kerisay ny anadahandrenlà ry bazylou tsisy saina
7. malalatinasoa ( 11/11/2006 23:25)
azavao klou le kerisay fa tsy kobonay :?
8. Zina ( 11/11/2006 23:33)
ie mihaino mihitsy izay inn aloha ilay kerisay e?
9. xxx ( 12/11/2006 10:18)
omena dimy les ela ry bazylou,
ra8 pory ange lesy olona mpanao didi-jadona[otran sadam , de miomana ani fa ho avy ko ny anjaranao andra,]ataon zala maimay eo ale lesy ra8pory ary hanareo mpomba an lery koa nareo mihintsy no tokony mandinika kely , [tengony neninareo nareo rehetra , tsis saina ,fanga refa tsy mamaly zahy de ataonareo ma matahotra de miomana fa hataonay mamay io rehefa ...,
10. belaza ( 12/11/2006 10:42)
mba miseho pory rehefa mamaly hevitra e aza kanosa miseho raha mahasahy pory, neney ndry io tsy maintsy lany na inona ataonlà na inona, zahay ko vonona e ary tsy matahotra zay vavany maty andrano rehetra izao..:evil::evil:
11. besoiiin ( 12/11/2006 11:44)
xxx:

omena dimy les ela ry bazylou,
ra8 pory ange lesy olona mpanao didi-jadona[otran sadam , de miomana ani fa ho avy ko ny anjaranao andra,]ataon zala maimay eo ale lesy ra8pory ary hanareo mpomba an lery koa nareo mihintsy no tokony mandinika kely , [tengony neninareo nareo rehetra , tsis saina ,fanga refa tsy mamaly zahy de ataonareo ma matahotra de miomana fa hataonay mamay io rehefa ...,


rehefa tsy zaka ny daina ry xxx de ajanony fa tsy aty ela no manampatra ny maha jiolahimboto anla eo a! fa ny fitenenanla ratsy no midika inona? sa raha tsy izany tsy fantatra we mafib? raha tena enjana ialahy dia niseo masoandro fa tsy manao adina sarimbavy tahaka anio, ny vehivavy ary eto sahy maneo ny heviny; ita mintsy lety we zaza ratsy taiza sy tsy mahazaka fiainana, aza b vava fa na azondamosina aza tsy ananana,

12. fiaritiana ( 12/11/2006 12:10)
besoiin:=D=D
mety izy iany àry io xxx io lol
13. tsingy ( 12/11/2006 18:19)


Ra8 kosa lou tsy mamely e,didin'ny be sandry fotsin ihany ary ny mahanttra mitomboa isa v tsy hitanareo? tsis zava banon mits,resaka fotsin bobaka,fampandrina adrisa takn'in driiiiiii!
14. belaza ( 12/11/2006 20:00)
nenay aloha ra8 hatrany e na ratsy na tsara iny ZAAAYYY!!!!
15. bonazy ( 12/11/2006 20:25)
mampalahelo fa lasa resaka jiolahim-boto ny an'ny sasany "Madagisikara io lehiroa tsy an'i babanao na ani neninao "xxx"fa an'i olo mihevitsi fa gasy "i", -,olo bakaia lehiroa iha io ndro masaky mivola raha raty olo gasy manahake anao,laha olo baka aminay iha maha megnatse raha volagninao?ka hanao ino nareo?olona miserasera izany ry akama tsy miteny ratsy é!ary olona kanosa ny toa anareo,fa tsy ny fitenenan-dratsy akory sy fandrahonana amin-ny taim-bava no ilazana fa "mahery ianareo",fa raha tena tian'i Madagasikara ianao dia any amin'ny propagandy sy ny fifidianana "manasa vangy sy manompa"fa tsy amin'itony satria adi hevitra no eto!!!
16. kitjo ( 12/11/2006 20:25)
samia mifanaja fa raha ny tenanareo ary tsy hajainareo @teny ratsy?
ravalo no kianina!

tsingy> d iza zany no tokony fidiana?
17. fiaritiana ( 12/11/2006 21:28)
=D=D bonazy!!ataovy mahamay!!:-*
18. malalatinasoa ( 13/11/2006 11:44)
omeo klou ny famaritana ny kerisay-nao ry bazylou isy iadin-kevitra.
Ny ompanareo ry belaza sy ry xxxx ento manaraka any @ misy anareo any fa tsy ajanona ato :evil::evil:
19. belaza ( 13/11/2006 13:59)
miala tsiny amny namana rehetra fa somary nampiakatra kely le koziny ra bazil e, tena manao tsinotsinona ny filoha mihitsy ka izy no naha solafaka taminy teny ratsy teo^:^^:^
20. kitjo ( 13/11/2006 14:05)
tsy olana e...
kalam fts enao d aleo izy hiteny2 foana eo..
tsika fair play foana :-*

fa in tko oa dikan le kerisay e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.328