Sport namana

1. manjamanja ( 11/11/2006 13:37)
ary maninn rah manorina club ndray tsika ato am-namana e!!!
novalian'i bimanoa ny 22/11/2006 06:20
2. Fiffi ( 11/11/2006 14:33)
tsy ratsy zany idée-nao zany an ! maninona tokoa moa eh ?
3. sonwin ( 11/11/2006 16:56)
dia aiza ilay club amin'io any ampita sa eto an-toerana?
4. andry08 ( 11/11/2006 17:33)
Ary karazana sport inona no hatao?
5. ronaldo09 ( 14/11/2006 09:40)
Isika ato amin'ny namana anie ka mizarazara amin'ny toerana samihafa e!Tsara aloha ny manorina club fa sarotra fotsiny !Ny olana ohatra dia ity :ny ao France mizarazara amina toerna maro ny gasy fa tsy hoe akory ao Paris daholo ,ny any Dago koa dia torak'izany ,ny olana faharoa koa olona miasa sy mianatra daholo ny eto ka na atao aza hoe mety ny manangana ilay club dia mety be dia be no tsy ho afaka noho ny asa aman'andraikitra.
6. bimanoa ( 22/11/2006 06:20)
na angamba mba asiana fihaonana fa sport fotsiny no atao e, hevitra ho an' ny mpikarakara
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1083