Isika ato amin'ny namana anie ka mizarazara amin'ny toerana samihafa e!Tsara aloha ny manorina club fa sarotra fotsiny !Ny olana ohatra dia ity :ny ao France mizarazara amina toerna maro ny gasy fa tsy hoe akory ao Paris daholo ,ny any Dago koa dia torak'izany ,ny olana faharoa koa olona miasa sy mianatra daholo ny eto ka na atao aza hoe mety ny manangana ilay club dia mety be dia be no tsy ho afaka noho ny asa aman'andraikitra.