Nivoaka ny PS3

1. kitjo ( 11/11/2006 11:41)
Nivoaka omaly ny ps3 dia filaharam-be

tsy haiko alo ra otrin fa d gaga aho mijery ny filaharana

za d tsy any mitsy amle jeu reny!
2. belaza ( 11/11/2006 14:58)
zany an???
3. sipagasy ( 11/11/2006 16:08)
ny aty frantsa tsy tafa @ ity noely ity fa miandry @ herintaona hono e!!! tsy tadidiko teo ny daty voatondro ho an'ilay izy hihihih
4. kitjo ( 11/11/2006 16:57)
ny tany Japon nasehony t@ vaovao teo nisy natory devant magasin mitsy niandry an le mpivarotra hisokatra

nisy pieces tsy ampy dia Europe no nampiandrasandry zareo ka toa Mars 2007 prevu mivoaka any fa asa raha haharitra an'izay!

zay no mety mbola hahalafo be azy!

ny ps2 no nasitriky ry zareo ka lasa lafo ndray aty!
5. xxx ( 11/11/2006 17:47)
ny any alemaina anefa toa ho hivoaka amin 17.11
6. kitjo ( 11/11/2006 18:57)
ts haiko fa france alo no to reko oe mars
7. Fiffi ( 11/11/2006 19:18)
taraiky be indray ny eto frantsa raha izany an!
8. bilakarenjy ( 11/11/2006 22:57)
aleo hivoaka ny vaovao mba hidina ny vidin'ny efa misy e!.
9. kitjo ( 13/11/2006 14:55)
bilakarenjy> ianao manao anzany fa izao eto SIngapour tsy misy intsony fa nasitriky ry zareo dol ny PS2

tsy misy afatsy PSP sisa d Xbox 360.

Mpivarotra iray sisa misy ps2 dia niakatra be ny vidiny!
nefa aty no mba fangalan'ny mpivarotra Gasy na any Gouangzhou China
10. melody ( 15/11/2006 21:03)
Ny PSP kosa alou tsy ratsy e! sady afaka manao email enao, mijery film, manao jeu, mp3, manja be sady vao hisy mavokely hivoka hoan'ny izay tia:):)
11. boubounezy ( 16/11/2006 00:38)
zay ndray alou dé efa any @ ps6 zao e! pc on line io an!:wink::@ ny xbox alou dé tsy tenenn tsony, ary maninn ra mba asina fifaninana jeux vidéo eto na gasy na vazah???:idea: ZA alou mbola eo @ halo2 atramizao e! efa vita fa saingy tsisy toiny tsony miandry ny 3 zé efa maita fa za tena ty io jeux vidéo io:-*
12. kitjo ( 16/11/2006 16:48)
boubou> hihiiiih

za akia d tena tsy mahita rirany @io.

mi download ny jeux ho an ankizy fts no haiko fa ts haiko akory oe in le izy..ihhihi

PES6 sy NFS Carbon zao no mba ansaindyr zareo nalaiko teo fa ts haiko akory milalao azy fa le tobil @ le NFS kosa alouu an..hhmmmm
13. boubounezy ( 16/11/2006 18:03)
kitjo pes6 kay mou tsara bé iny ra azo njy n téléchargéna fa ny vidiny @ net alou dé tô 45€ izy zay e! dé lé manao ony line ny tena tsara za maka OM fona ny équipako. misy @ xbox sy ps2 ary pca ny andry zany tô lé pc ô!:D
14. boubounezy ( 17/11/2006 02:21)
kitjo, mba atondroy ny fomba fitéléchargéna lé jeux kia za a!tsary aiko mantsy. ra azonjy atonjo
15. dailynews ( 17/11/2006 16:24)
hitako t@ tele fa tena filaharana be ilay izy. izaho aloha tsy miraika amin'ilay izy fa dia gaga fotsiny aho fa ny olona sasany dia nilahatra teo alohan ny fivarotana nandritra ny roa andro dia nitondra tanty.. dia avy be ny orana..dia nony tonga ny maraina dia nihazakazana niditra ny mpivarotra ny olona rehetra fa tsy najaina intsony ilay filaharana dia nisy ny vaky loha niditra hopitaly. niseho androany maraina t@ good morning america izany ary ilay filaharana dia eran amerika, ary ilay vaky loha dia tany wisconsin. dia $ 400-$ 600 hono ny vidiny.

izaho manokana aloha dia tsy hanao izany fa dia mba hitako t@ tele fotsiny e, dia variana be aho.
16. bilakarenjy ( 18/11/2006 14:50)
kitjo>raha nasitriny anie ilay izy mbola mety hivoaka ihany rehefa kelikely fa toa hotran'ny foanany ilay izy raha ny fahafantarako azy ko .
Efa mivoatra be ny haitao sy ny hairaha dia tsy mifanaraka @ toetrandro intsony ireo vita taloha e!
17. ikaretsaka ( 24/11/2006 10:31)
700$ hono ny vidiny de filaharana izany.....
18. kitjo ( 25/11/2006 13:59)
ika> lafo be zany 700 izany fa io 400-600 io ra usd k!

dailynews> tsika no mitovy fa ra oh anah aloha tsy hamono tena amin'io e..hihihi

boubou> za ange akia ts milalao anreny mihitsy e, SIMS ngah no mba lalaoviko..hiihih...

utorrent no ampiasiako..p2p io fa saingy ny controle ataon'ny police aty mafotaka be fa dia installer-na le izy d angalana an'io fts (20h teo angamba ny PES fa ny NFS no ela be efa ho 2days)...vao azo ilay izy dia desinstaller-na haingana.

speedshare a ts nahita fa reny sur kokoa!
19. ikaretsaka ( 25/11/2006 14:04)
ka ny aty nge zany ny marche aty e.. be mpitady sy lancement le izy zao de lafo aloha ..
refa hatreo dia averiny @ prix normale @ zay
20. kitjo ( 26/11/2006 16:15)
eny e,
prix any US io lazaiko io k,

de tte facon ange US sy Asie iany no mbola misy e, Eoropa miandry Mars @herintaona vo mahazo!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3138