Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
jampela ( 10/11/2006 07:40)
ny hafatry Môpera e!
Aza mba manao hadisoana ihany eto amin'ny ity serasera ity fa ...avy de anaovandry Fiffi teny anavona sy vali-boraingina tsotra izao mintsy!Dia izay e:Ny aza voany ihany hoy Môpera!!!... tohiny
novalian'i titis ny 16/11/2006 20:09
ilarmi ( 10/11/2006 07:02)
Stand up for love- Destiny's Child
Mba mitady an'izay tononkira izay ange raha misy manana azafady e!!!! :D de misôtra mialoha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/11/2006 07:48
xxx ( 09/11/2006 23:33)
Agnostika
Rehefa namaky ny sasany amin'ny voalaza ao amin'ny site n'i Tsimiandravola ( http://www.geocities.com/tsinisijesoa/setrimpandavana.html )aho dia manamafy fa [u]NA misy aza andriamanitra[/u] dia mazava... tohiny
novalian'i prime ny 27/11/2006 12:30
lapino ( 09/11/2006 21:49)
Mitandrema ihany
Vaovao androany: 3 miliara dollar amerikana eo ho eo no sandan'ny halatra tamin'ny alalan'ny famitahana tamin'ny aterineto tamin'ity taona 2006 ity. http://www.clubic.com/actualite-65278-phishing-28-e... tohiny
novalian'i MTN ny 14/11/2006 18:27
salmo ( 09/11/2006 21:19)
Resaka
Misy bandy izay vao miresaka de Sipa na Joba, nefa raha misy angamba. Mety hamitapitaka eo anatiny Surface fa tsy hampiditra baolina.:-D:-D:-D... tohiny
novalian'i salmo ny 13/12/2006 11:27
jampela ( 09/11/2006 20:13)
Ahoana kay mba hevitrareo amin'ilay hoe:asiana "assenceur"?
Asiana assenceur ao @ rovan'i Manjakamiadana!!!Ahoana ny vevitrao amin'izany???... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/11/2006 18:11
titimms ( 09/11/2006 18:30)
ANTSO AVO
hO ANAREO REHETRA MANANA COMPTE YAHOO . VAKIO KELY ITY E Cher utilisateur de Yahoo mail, en raison d'une augmentation soudaine du nombre d'utilisateurs de nos services, nos capacités d'hébergemen... tohiny
novalian'i kitjo ny 11/11/2006 07:45
kitjo ( 09/11/2006 16:49)
hanokatra tele i Don Bosco!
enga anie ka ho tanteraka soa amantsara!... tohiny
novalian'i Zoniaina ny 15/11/2006 16:27
salmo ( 09/11/2006 15:30)
Fandinihana
Ny karazany olona rehefa misy zavatra mahaliana azy de ody mijery mandinika, hataony matetitetika, rehefa todihana anefa, de lasa mitsiky wazy sady miondrika. Ny sasany kosa, tsy mba manakantona maso ... tohiny
novalian'i ratonga ny 13/11/2006 21:33
fasaly ( 09/11/2006 14:09)
"Les hommes aiment les femmes rondes"
Marina ve io ry zalahy de in no anton'lay vali-teny na eny na tsia:wink::roll::roll::roll::roll::?:... tohiny
novalian'i fasaly ny 11/02/2007 09:06
Lougr ( 09/11/2006 12:37)
Number one
Tena tiako mitsy zareo le hira "Number one" iny, tsy haiko tsra aloha zay mihira azy. Miaotra mialoha:)... tohiny
novalian'i Lougr ny 13/11/2006 12:05
yasah ( 09/11/2006 12:08)
ahoana ny fijernareo sipa manja ireny !
manahirana ho ahy mihitsy ny mifehy ireny sipa tsara ireny nefa ny bandy tena mba taraiky ,tsy fantatra mihitsy hoe mivarotra any à sisiny v sa mandeha miodina tsotra fotsiny sa .... za zany mijaly ... tohiny
xxx ( 09/11/2006 11:57)
wisa,kungna fou
dia manomboka indray ny rediredy ny mpijery filma ! ko raha tsy cinema ka hoe mampitandrina sy hanao zoro! izay mandray tsy raisina izay ihany no mahatonga ilay savoritaka!sa kosa mba te ho minisitry... tohiny
novalian'i akama2006 ny 15/11/2006 10:47
rakotot ( 09/11/2006 11:56)
ILAY MOSOARA
mitady ity hira ity aho.... tohiny
novalian'i ninih ny 10/11/2006 13:49
rabaradaka ( 09/11/2006 11:51)
Rahoviana indray
Betsaka nama no tsy tonga, marina fa ny omby indray mandry tsy indray mifoha fa rahoviana ny fiarahana manaraka... tohiny
oufouf ( 09/11/2006 10:16)
fa ahoana ihany aza ilay fisainana politika ?
mba variana ihany aho , nahita fa toa manoratra any amin' i Chirac daholo ity olona hilatsaka hofidiana amin' ny 3/12 ity : tondroiko manokana eto indray Mme Candidate Elia Ravelomanantsoa fa inona ... tohiny
novalian'i fijo ny 10/11/2006 22:22
lohanazy ( 09/11/2006 09:20)
Mr RAZAFY
bonjour, mba ma,gataka tononkiran'ny Mr Razafy. Ny lohateny tsy hay fa ny fanombohany no misy hoe "atao ahoana no filaza....". Misaotra betsaka lohanazy ... tohiny
novalian'i ninih ny 10/11/2006 14:03
pataboom ( 09/11/2006 09:16)
mage 4 aza itserana
Mba mangataka ny tononkiran' i mage 4 le hoe aza itserana rangah ze mahay fa tsy ao le izy a! merci... tohiny
novalian'i cabot ny 13/11/2006 20:13
ratonga ( 09/11/2006 09:02)
tahiana
=D=D=D http://www.tahiana.biz/disco/fadio.html... tohiny
novalian'i cutie ny 10/11/2006 20:36
Simpona ( 09/11/2006 08:34)
Semi remorque
Nisy camion iray mitarika remorque zany mandeha amin'ny RN7 iny. Nahahitsaka vorotsiloza niampita tampoka ilay remorquen'ilay camion. Nijanona ilay mpamily ary nidina. Tezitra be ilay tompn'ilay voro... tohiny
novalian'i shao ny 15/11/2006 15:07
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.1106